afaka baka avy any ambanivohitra
![](https://avatar.serasera.org/6847d42a19a0d575bc56699648c3e9b2.jpg)
1. rasolomanana
(
18/01/2007 15:17)
Mba mitady namana afaka manoro hevitra @
fomba fiainana eto Antananarivo satria tena
mbola badrahodra be.Tsy hitako ze atao ,na ny sekoly ianarana ,na ny namana iarahana!!!!:(
fomba fiainana eto Antananarivo satria tena
mbola badrahodra be.Tsy hitako ze atao ,na ny sekoly ianarana ,na ny namana iarahana!!!!:(
novalian'i kheanu ny 23/02/2007 12:43
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
3. Fiffi
(
18/01/2007 15:55)
:oops: hay avy any ambanivohitra ? de arabaina zany aloha nahazo bac :) tsy efa tara be ve zao raha ny fidirana @ fianarana ?
![](https://avatar.serasera.org/832b20d81b2c495b792f08b24b43d795.jpg)
4. Ralay
(
18/01/2007 16:34)
Fenoy tsara aloha ny mombamomba anao ranamana dia ho avy daholo ny olona izay te hanampy anao @ zany hanome hevitra anao :lol:
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
6. Fiffi
(
18/01/2007 21:28)
Ralay:Ralay: f'ita hoa eh ?
Fenoy tsara aloha ny mombamomba anao ranamana dia ho avy daholo ny olona izay te hanampy anao @ zany hanome hevitra anao :lol:
![](https://avatar.serasera.org/d154567df166acb649b289f9ba1a04f8.jpg)
7. kheanu
(
23/02/2007 12:43)
Tsy misy blem zany! jereo zay ataon'ny olona de raiso zay tsara sy mifanaraka @ fombanao. Fantaro ny tenanao de ho hitanao ny valeur ao anatinao.