Inona ny karazana lehilahy mahafinaritra anareo?
1. jhouhlambout
(
19/01/2007 00:50)
Ohatra hoe: romantique, drôle, intello, qui parle de dieu, cochon, agissant comme un meilleur ami,fraichier, qui vous fait toujours passer avant tout(amis etc...) ?
novalian'i fasaly ny 08/02/2007 06:41
2. Zina
(
19/01/2007 02:26)
ny ahy "romantique" tsotra mahay mi-compre ny vehivavy ary spirituel ko hihihiih
ny tena tsy tiako dia ny vantard sy ny miseho azy ho tena mahavita azy...sy ny jiolam-boto hihihiih
ny tena tsy tiako dia ny vantard sy ny miseho azy ho tena mahavita azy...sy ny jiolam-boto hihihiih
3. Zina
(
19/01/2007 02:27)
tsy enao a fa ny vrai sens du terme....aleo specifiena soa dia misy tezitsa eto kle....:wink:
4. Fiffi
(
19/01/2007 06:05)
de possible ve hoe misy vhv tia lhl (cochon sns....) afatsy zay tsara ? zany hoe tsara zany aza hiriana .....
6. xxx
(
19/01/2007 06:33)
Nena ireny lehilahy calme ireny sady mahay manambitamby ireny , tsy dia fohy ihany ary tsy dia lava be , mba somary misy ho jerena ihany fa tsy dia ....,tsy mahia be ihany koa ,
Nena koa tiko be koa ireny lehilahy tia zazakely ireny , tiko be ny mijery azy indrindra moa fa izy somay misangisangy amin'ny enfant ireny ,+ izany koa lehilahy tia milalao vehivavy ierny (safosafo , mitazotazona , oroka , mikapokapoka kely, sns....) , tia manolotolotra na tia mitondra zavatra kely omena anile vhv , izay fa tsy ho voatanisa tsony e !
De mitady otrany izany raha misy anizany e :-D

8. booboo
(
19/01/2007 10:31)
-Drôle, compréhensif, manana faharetana, tsy mikolay refa be resaka zà, tia zazakely, sns. ay dé mividy choco anà matetika nefa zà tsy niteny hoe hividiano hihihihihihihi
9. kallie
(
19/01/2007 11:51)
olona sady FBI no CIA : Fabuleux Beau et Intelligent, Certifié Irresistible et Adorable.... Miankina am sa dépend io ko, misy intélligent fa tsy beau fa adorable, misy irresistible fa tsy intelligent....
10. vale
(
19/01/2007 12:01)
ny ahy voalohany indd> beau aloha! (bien sur! :lol:), et qu'il agisse comme mon meilleur ami!, de maraka ho azy ny sisa ....
12. xxx
(
19/01/2007 14:14)
ny ahya aloha dia tena tsy tiako maizina mintsy ireny lehila ratsy tarehy ireny de tsara fanahy e satria na dia tsara fanahy aza izY MANARANAKA IRENY
14. lemenakely
(
19/01/2007 15:33)
ny tena marina dia izao ny lehilahy mahay manao no tena tian'ny vehivavy lehilahy mahay mampirevy TSY MAHAFOY MIHINTSY NY SIPA REFA OHATRAN IZAY
16. Zina
(
19/01/2007 15:47)
lemenakely a tsy mahazo mamaly ato ianao afaka mamaky fotsiny ho an'i vehivavy ity hihihihi
mba azavao ahy oe retsy zany bandy sahala @ dieux du stade zany? Tsy aiko knou:wink:
kelly13 [ Valio ] 19-01-2007 13:46:20
Lohateny : Re : Inona ny karazana lehilahy mahafinaritra anareo?
nenà le sahalamin'ny dieux du stade reny mmmhhhh hihihi
mba azavao ahy oe retsy zany bandy sahala @ dieux du stade zany? Tsy aiko knou:wink:
17. rentimpanahy
(
19/01/2007 16:22)
pissoa:
Intelligent + Intelligement drôle :}:oops:
ny ahy aloha refa manaja izy nefa ve mahita an'izany zao?????
19. kally
(
19/01/2007 17:01)
Izaho indray tsy sarotiny fa ny ahy rehefa azoko itokisana, azoko ianteherana , azoko iresahana dia izay,ireo ihany no tadiaviko aminy.Soa fa efa hitako!:-P
20. xxx
(
19/01/2007 18:42)
ilay mody fanina ireny nefa tara be :-D:-Dizany hoe hita fa tia fatsy maboraka fa sao voan'ny tamaina =))=))