Inona ny karazana lehilahy mahafinaritra anareo?

61. kelly13 ( 27/01/2007 18:15)
ny omby no mandinika kou :°)
62. sitlo ( 27/01/2007 20:47)
:-D

Ity kelly tena mahaomby mihitsy. :°)
63. Zina ( 28/01/2007 02:36)
sitlo [ Valio ] 26-01-2007 18:34:51
Lohateny : Re : Inona ny karazana lehilahy mahafinaritra anareo?
Zina> diso ianao fa bobaka be koa ny sipa tsy tia zazakely

dia mahazo izay irina ary hihihiih
64. sitlo ( 28/01/2007 16:37)
zina>:-* Tsy misy mapahery ara mahery, koa maika fa misy.
65. ari.malala ( 30/01/2007 07:26)
nga ko i sitlo mila lehilahy?
66. fasaly ( 30/01/2007 13:21)
ari.malala: tsy mila lehilahy izy fa mila oul mampahery hono:-D:-D:-D:-D
67. ari.malala ( 30/01/2007 13:49)
:-D:-D:-D mahereza sitlo a :-D:-D
68. nolalaina ( 30/01/2007 14:27)
nikopol:

ny lehilahy ohatrana no mahafinaritra ahy :-D


:P ary za vô saiky hiteny kay lasa alou lé fidoka-tenany :-D :-D :-D


69. fasaly ( 30/01/2007 17:13)
ari.malala: mahazo tedresse be avy am sitlo kou njy fa nampahery azy aky!:wink::-D otran'io ataony an'i zina io:°):-D:-D
70. fasaly ( 30/01/2007 17:13)
ari.malala: mahazo tendresse be avy am sitlo kou njy fa nampahery azy aky!:wink::-D otran'io ataony an'i zina io:°):-D:-D
71. sitlo ( 30/01/2007 19:25)
:oops:
modiako mitaramena aloha.
72. fasaly ( 30/01/2007 19:32)
:b:-D:-D:-Daza de atao taramena lotra sao mampitahotra ndray hoe manavy enao:wink:
73. sitlo ( 30/01/2007 22:05)
Tsy misy mahafinaritra noho ny manavinavy ry fasaly ah.
tombotsoa vitsivitsy:
- lasopy mafana voatokana
- tsy koah raha tsy mandeha mibaosy
- ny bourse nefa azo ihany
- ny teny mamy etsy ankilany
(l)
74. fasaly ( 30/01/2007 22:08)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
zà kou zany te hanavy!!:oops::oops::oops:
75. sitlo ( 30/01/2007 22:12)
Ra manavy fasaly dia izaho olona.
76. fasaly ( 31/01/2007 06:56)
:?:?:?:? zà ngah miteny hoe ramanavy raha manavy wa!
77. ari.malala ( 31/01/2007 06:58)
:-D:-D:-D:-Dra manavy nareo roa sy sitlo sy fasaly de iza no mitsabo anareo? sa hifampitsabo nareo?

fasaly, naverina in-2 mints an!;):-D:-D:-D
78. fasaly ( 31/01/2007 16:17)
:-D:-D:-D:-D ka danz be le raika lahy io raha hanova hevitry ny teny:?:-D:-D:-D:-D:-D
79. ari.malala ( 01/02/2007 07:05)
:-D:-D:-D:-D za aky tena tpt b namaky ilay nosoratany a!
80. sitlo ( 01/02/2007 14:11)
fasaly> za tsy manova hevitry ny teny izany fa miforum. Za marina moa dia lasa miforum, loza koa izany

ari.malala> inona izany tpt? tena potika ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3341