Inona ny karazana lehilahy mahafinaritra anareo?
41. pissoa
(
25/01/2007 18:47)
za ngamba hangala-tahaka ny farany fa toa tsisy inspiraka mitsy :-P:-D:-D:-D
42. pissoa
(
25/01/2007 18:48)
sitlo:
Miandry izahay eh. Efa natokoko ny tongotomby.
atokony indray ny fanindroany fa mbola tsy vita ny lisitra e :-D:-D:-D
44. sitlo
(
25/01/2007 19:33)
ari.malala> Za kosa aloha ry ari.malala tsy tia zazakely loatra fa ialako tsiny. Mandany fotoana. Raha tsy hoe angaha ilay 4volana
48. pissoa
(
25/01/2007 21:06)
Oui oui ! Fa ny la tête-ko ary ato efa mi-chauffe mitsy fa tsy mety vita ilay listra ko :cry::cry::cry::-D
49. fasaly
(
25/01/2007 21:31)
mbola niampy raika ndray ny ahy!!:°):roll::roll:
euhhh! lehilahy mahay mikapa kitay sy mandrehitra afotsaribao:?
euhhh! lehilahy mahay mikapa kitay sy mandrehitra afotsaribao:?
50. pissoa
(
26/01/2007 07:55)
=))=))=))
Ndeha ataoko ao amin'ny lisitrako koa io ... misaotra amin'ny hevitra fasaly a :-*:-D:-D:-D
Ndeha ataoko ao amin'ny lisitrako koa io ... misaotra amin'ny hevitra fasaly a :-*:-D:-D:-D
51. ari.malala
(
26/01/2007 13:08)
de za koa mila lelà mahay manao massage
sitlo, ko nga ny zazakely rise ty tonga de io taona teneninao io a! tsy maintsy teraka izy alo de mitombo hoe 1 volana sns, ko ra mihoatra ny 14 volana zany ny zanakao de aona? hahaha=))=))=))=))
sitlo, ko nga ny zazakely rise ty tonga de io taona teneninao io a! tsy maintsy teraka izy alo de mitombo hoe 1 volana sns, ko ra mihoatra ny 14 volana zany ny zanakao de aona? hahaha=))=))=))=))
52. sitlo
(
26/01/2007 14:33)
fasaly:
euhhh! lehilahy mahay mikapa kitay sy mandrehitra afotsaribao:?
draisss, expert en la metiere
pissoa> inona ary ilay hoe intelligent+intelligement dlole
ari.malala> massage izany wa efa vitan'ny seza. Resaka zazakely, aleo aloha afaka toana vitsivitsy vao entina indray ny resaka.
53. Zina
(
26/01/2007 17:20)
i sitlo zany tsy hanambady mihitsy raha izany na tonga dia asiany sterilet ny vadiny kle hihihihihiih
57. pissoa
(
26/01/2007 18:22)
sitlo:
pissoa> inona ary ilay hoe intelligent+intelligement dlole
toa liana be twa :{:-D:-D:-D
