Inona ny karazana lehilahy mahafinaritra anareo?

21. xxx ( 19/01/2007 20:04)
nareo ngah tsy misy tia cochon ?
cochon ngé mahafatifaty refa bôla kelly, somary rose kelly, dé refa lébé azo hohanina !
22. Zina ( 19/01/2007 20:22)
cochon de lait ve? hahahahha
23. bazylou ( 19/01/2007 20:23)
bref!! lhl imposssible :°):°):°)
24. Fiffi ( 19/01/2007 20:46)
iza ?
25. pissoa ( 20/01/2007 09:36)
rentimpanahy:

Hoy i pissoa:

Intelligent + Intelligement drôle


ny ahy aloha refa manaja izy nefa ve mahita an'izany zao?????

tsy azoko ... :roll:

Eny e ... refa mahita bogosy koa ve moa hosarotiny ? Fa no make-up PLS :-P:-D
26. HESHA ( 20/01/2007 09:43)
refa mampme de mahafinaritra, tsy de mieritreridratsy loatra, donc tsy saro-piaro.
27. dongadonga ( 21/01/2007 07:33)
ary nareo ve aloua tia sarimbavy éh
28. sitlo ( 24/01/2007 04:47)
Zina:

ny ahy "romantique" tsotra mahay mi-compre ny vehivavy ary spirituel ko hihihiih
ny tena tsy tiako dia ny vantard sy ny miseho azy ho tena mahavita azy...sy ny jiolam-boto hihihiih


Hummmm

pissoa:

Intelligent + Intelligement drôle


Kozy? mila fandinihana kely ity

xxx:

Nena ireny lehilahy calme ireny sady mahay manambitamby ireny , tsy dia fohy ihany ary tsy dia lava be , mba somary misy ho jerena ihany fa tsy dia ....,tsy mahia be ihany koa ,
Nena koa tiko be koa ireny lehilahy tia zazakely ireny , tiko be ny mijery azy indrindra moa fa izy somay misangisangy amin'ny enfant ireny ,+ izany koa lehilahy tia milalao vehivavy ierny (safosafo , mitazotazona , oroka , mikapokapoka kely, sns....) , tia manolotolotra na tia mitondra zavatra kely omena anile vhv , izay fa tsy ho voatanisa tsony e !


De mitady otrany izany raha misy anizany e


Offre be zany an

fasaly:

romantik-galant-coprehensif-
tsy saropiaro-mihaino zé lazaina
kalin! bdb....

Aleo aloha aho hikotrana tsara

booboo:

-Drôle, compréhensif, manana faharetana, tsy mikolay refa be resaka zà, tia zazakely, sns. ay dé mividy choco anà matetika nefa zà tsy niteny hoe hividiano hihihihihihihi

:-D tsy booboo ty misen

kallie:

olona sady FBI no CIA : Fabuleux Beau et Intelligent, Certifié Irresistible et Adorable.... Miankina am sa dépend io ko, misy intélligent fa tsy beau fa adorable, misy irresistible fa tsy intelligent....

Ohatra ny milay kosa izany mandinika valiteny miadana izany koa. Zao zao kobo hatramin'ny fanirian'i kallie
vale:

ny ahy voalohany indd> beau aloha! (bien sur! ), et qu'il agisse comme mon meilleur ami!, de maraka ho azy ny sisa ....

hahaha, mba efa namaky ery ny olona
kelly13:

nenà le sahalamin'ny dieux du stade reny mmmhhhh hihihi


mmhhhhh

xxx:

ny ahya aloha dia tena tsy tiako maizina mintsy ireny lehila ratsy tarehy ireny de tsara fanahy e satria na dia tsara fanahy aza izY MANARANAKA IRENY

kiana izany re olona, tandremo ary hitako miaraka amin'ireny any aoriana any

lemenakely:

ny tena marina dia izao ny lehilahy mahay manao no tena tian'ny vehivavy lehilahy mahay mampirevy TSY MAHAFOY MIHINTSY NY SIPA REFA OHATRAN IZAY
Miverina ery ambony

loza koa izany

rentimpanahy:

ny ahy aloha refa manaja izy nefa ve mahita an'izany zao?????

oadray mahita foana fa lhl be dia be eraky ny tampon-tanety ireo
mignone:

be sosy de tsara nify

zany ny materialista fa mitranga

kally:

Izaho indray tsy sarotiny fa ny ahy rehefa azoko itokisana, azoko ianteherana , azoko iresahana dia izay,ireo ihany no tadiaviko aminy.Soa fa efa hitako!

arahabaina aloha izany kally nahazo izay niryna
xxx:

ilay mody fanina ireny nefa tara be izany hoe hita fa tia fatsy maboraka fa sao voan'ny tamaina

hodiany fanina eo tokoa vao gaga

bazylou:

bref!! lhl imposssible

Iva fijery koa ry bazilou izany

HESHA:

refa mampme de mahafinaritra, tsy de mieritreridratsy loatra, donc tsy saro-piaro.

mba iza koa ary ity hesha ity fa mbola tsy fahita eto mihitsy.

dongadonga:

ary nareo ve aloua tia sarimbavy éh

zany kosa aloha karazany hafa mihitsy eh, atahorako tsy hisy hamaly hoe eny eo.



29. pissoa ( 24/01/2007 06:24)
sitlo:
Kozy? mila fandinihana kely ity

diniho malaky :-D:-D:-D:-D:-D
30. fasaly ( 24/01/2007 19:32)
sitlo: ny ahy mbola miampy ka:°):-w hoe protektera lay bandy no mahay mampiomehy mzay zà tsy mi s'ennuie mitsy fa lay reservé midomoka be reny manjary mitango lalitra fotsiny:{ mahay mahandro kaly:wink:

euh mbola hiampy ny kotrana zany:-D
31. pissoa ( 24/01/2007 19:55)
Azo atao lava be angaha ny lisitra toetra ? :-D:-D:-D
32. fasaly ( 24/01/2007 20:03)
pissoa: ié!:-D:-D:-D:-D mieritreritra kely fotsiny de ampina kely ndray :-D:-D:-D
lehilahy zay hahatateraka anlay izy ka:°):-w
33. pissoa ( 24/01/2007 20:15)
Kaloo koa aza hieritreritra mafy dia hanao listra be :-D:-D:-D
34. sitlo ( 24/01/2007 22:01)
Miandry izahay eh. Efa natokoko ny tongotomby.

fasaly> tena mila mikotsana tsara maintsy zany, ilay mahandro kaly no tena gravy. Resaka fotsiny kosa io mahandro kaly io fa atao inona koa kofa mahandro kaly. :-D
35. fasaly ( 24/01/2007 22:26)
ny ahy mbola pire noo io e!
mahay manotra sy mikosoka ny vody tongotsa:roll::roll::-D:-D:-D
zà mantsy marary lamosina fona de
tena mila oul mahay manotra!!ka mila atao henjana ny sandry, dzry dray dray me miakatra ny
lisitra ry sitlo:{
36. dongadonga ( 24/01/2007 22:54)
tohizo ihany éé:-D
37. sitlo ( 25/01/2007 00:39)
Ka arakaraka ny halavan'ny lisitra no mahafohy ny chance-nao. :°)

Manotra lamosina> efa misy seza mpanao an'izany, tsy dia olana firy. Fa le mahandro kaly kosa aloha tsy basy kle.
38. fasaly ( 25/01/2007 06:55)
sitlo: haiko fa misy seza mpanao anzan:-D:-D fa ny ahy lay manavositra ny muscle mahitsny
manaraka izany nitombo ndray ny lisitra ko raha nieritreritra aho:? hoe bandy mahay manasa lamba sy mipasoka:? bdb lotra ve ry sitlo:oops::oops:
39. ari.malala ( 25/01/2007 12:46)
zay za vo tato ndray fa ra za no hamaly de lhl comprehensif, câlin, tendre, tia zazakely, manampy @ raharaha ao antrano surtout ny fikarakarnaa kaly
40. fasaly ( 25/01/2007 18:37)
zany hono r sitlo ! io kou ny lisitry ari.malala fa niampy:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0128