Inona ny karazana lehilahy mahafinaritra anareo?

81. fasaly ( 01/02/2007 20:25)
:-D:-D:-D iza koa moa no nieritreritra hoe hi forum ao am sersera tam mbola kely:wink:

silto nitombo ray ndray ny silitra, lehilahy tia sy mahay miresaka tsara am vadiny matetika dia en tete à tête sy les yeux dans les yeux refa miresaka de mifapi pimaso matetika:-D:-D:-D:-D:-D
82. sitlo ( 01/02/2007 21:03)
Izay indray aloha dia efa hainay hatramin'ny taloha eh.
Ampio ihany fasaly fa mila ampikotranina kely mihitsy aho fa malaza ho tsy galant.

[center]:wink::wink::wink::wink:[/center]
83. fasaly ( 01/02/2007 21:48)
:-D:-D:-Dloza kou zany lehilahy tsy mba galant zany aleo ampikotranina maria fa tsssss:-P
84. sitlo ( 01/02/2007 22:08)
azavao azavao kely maintsiny aloha.
85. fasaly ( 04/02/2007 18:47)
tsy mila azavaina anie izany ry sitlo fa juste eritreretina fotsiny de efa mazava e!:wink::lol:
86. sitlo ( 04/02/2007 23:10)
tarito ary ilay eritreritra eh
87. fasaly ( 05/02/2007 06:57)
tairo ary e! tarito mormaora eo alou fa tsy ho tody any am zé tena tiana eritreretina ve!:roll::lol:
88. sitlo ( 05/02/2007 13:05)
"tarito" ry fasaly no nosoratako fa tsy "tairo" ah. :-D
89. fasaly ( 05/02/2007 13:24)
ka zange manao hoe tairo e!:?:roll::?:roll::-D
90. sitlo ( 05/02/2007 18:05)
ka efa ela no taitra fa mbola tsy maharaka foana koa. Mila mpitantana.
91. fasaly ( 05/02/2007 18:31)
ndha ho tantanako aza kalou mandra pahitanao mpitantana tena izy:?:-D:-D:-D:-D
92. sitlo ( 06/02/2007 18:39)
izay injinja :°)
alefaso ary ny hafatra voaloha :wink:
93. fasaly ( 06/02/2007 19:18)
etsy tantanako indry...
fa fety ny andro androany eeee!.....
94. sitlo ( 07/02/2007 22:08)
(l)

fax kosa an. Aleo adikako amin'ny kahier maintsiny. :lol:
(tadidiko tsara aloha iny voalohany iny)
95. fasaly ( 07/02/2007 22:28)
:-D:-D:-Dtonokira nge io e!
tsy tadidiko ny mihira azy....
efa ela be mitry io hira io:-P
96. sitlo ( 07/02/2007 23:11)
:-D:-D:-D

za mba efa nieritreritra hoe
97. fasaly ( 08/02/2007 06:41)
:wink::-D:-D:-D:-D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081