tia marikivy

1. Aino ( 18/01/2007 15:57)
izaho tia zavatra marikivy be faona. inn kay no antony?
raha manao lasary izany moa dia lasa vinaigre @lasa ilay izy fa tsy lasary @vinegre!!
novalian'i sitlo ny 21/01/2007 19:07
2. mirana5 ( 18/01/2007 16:06)
Sô dé mba bevoka kosany nareo é!!!
3. niryna ( 18/01/2007 17:10)
Eny tokoa hoa.Alaivo ny paoma maitso dia asio sakay sy sira kely :D:D
4. simplex ( 18/01/2007 17:25)
mirana5: za vao saika hiteny hoe tara firy andro ny fitsipika :°);-)
5. pissoa ( 18/01/2007 17:59)
za kou tia marikivy ka ... :miam::miam::miam: be lemon + sira knou. Fa tsy bevoka ny antony k :-D
6. Aino ( 18/01/2007 21:14)
mirana5,simplex lol raha izany ve dia 7taona be izao mbola tsy teraka faona!!! :°):°)

niryna :miam: na koa lasary manga asiana voataby sy tongolo, dia raha mbola tsy ampy kely dia asiana sakay sy vinegre
7. Fiffi ( 18/01/2007 21:25)
tandremo fa sao de marary kibo @ zany fihinanana marikivy , sira sy sakay zany an !
8. sitlo ( 18/01/2007 22:44)
Bebeanay koa tia marikivy be, sady tsy bevohoka.
Misy itovizany izany i pissoa sy i Aino ary ny bebeanay.
9. tracy ( 18/01/2007 22:46)
toa mapahia hono ny mihinana marikivy kou :-D
10. Aino ( 19/01/2007 16:02)
tracy lol lainga izany, raha aminko fa ahoana aza tsy mahy ankory fa vao maika aza matavy!!

stilo hataovy makaty i bebeanareo dia hanaovanay sy pissoa lazary...
11. pissoa ( 19/01/2007 16:38)
sitlo:

Bebeanay koa tia marikivy be, sady tsy bevohoka.
Misy itovizany izany i pissoa sy i Aino ary ny bebeanay.
zany ngambany mahatonga an'sitlo misy itovizany amiko sy Aino :-D:-D:-D


12. pissoa ( 19/01/2007 16:39)
tracy:

toa mapahia hono ny mihinana marikivy kou :-D
toa tsia k, asa nefa - kaloo hilanja + hijery fitaratra :oops::-D:-D:-D


13. Aino ( 19/01/2007 19:23)
pissoa lol!!!:-D

tandremo koa aza saode lasa misangaojy eo ka lasa le iray indray no mande fa tsy le hoe lasa mahifa fa lasa matavy laotra indray.
14. niryna ( 19/01/2007 20:24)
Ary ny pibasy lomana amin'ny rano sy sira,voamadilo asiana sira sy sakay.Fanafody ny voamadilo lomana rano mafana asiana siramamy. Manadio ny ao anaty sy raha marary kibo kanefa ohanina amin'ny sira sy sakay izy mety marary kibo ny tena.Na lomana rano mafana dia alana ny voany ka atao sosy amin'ny hena M.m.m.:):):)
Omeo voamadilo ny lehilahy rehefa misy fivoriam-pianakaviana iny fa mampihomehy be ny mijery ny tarehiny mihivinivina hi hi hi=))=))
15. booboo ( 19/01/2007 20:56)
vao avy nanao lasary manga zà teo fa vao maheno ny fofony fotsiny défa marikivy beeeeeeeeeeeeeeee...
16. Fiffi ( 19/01/2007 20:59)
:miam::miam::miam::miam:
17. pissoa ( 19/01/2007 21:00)
booboo, anipazo kely e :°):-D

niryna : mba marina ah raha manana fotoana handomana pibasy manta amin'ny rano sy sira zany ... Entina eny ambony hazo (pibasy) ny sira de sady maka no mihinana :miam::-D
18. niryna ( 20/01/2007 01:06)
pissoa:

booboo, anipazo kely e :°):-D

niryna : mba marina ah raha manana fotoana handomana pibasy manta amin'ny rano sy sira zany ... Entina eny ambony hazo (pibasy) ny sira de sady maka no mihinana :miam::-D

Voan'ny tifoida amin'izany indry fa misy volona ny mpibasy 8)8)

19. pissoa ( 20/01/2007 15:17)
Hatramizao tsy voa ka ! :wink:
20. sitlo ( 20/01/2007 19:03)
omen'ny mpandalo roanjato amin'izany pissoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1829