Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
patrick2002 ( 21/01/2007 00:11)
Lainga masina
Hono aho mba ahoana ny tenin'Andriamanitra momba ny lainga ,Misy tokoa ve ny Lainga masina sa ,mba teny gasy fotsiny io... tohiny
novalian'i ndrena ny 31/01/2007 08:28
xxx ( 20/01/2007 23:20)
mitady psi
izany hoe ho an'i bazil... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2007 14:50
malagasymisera ( 20/01/2007 22:10)
sao mba ianao ny olona tadiaviko
vehivavy tsotra, tsy be teny ratsy mipetrakaeto la frantsa(l)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/03/2007 19:17
bazylou ( 20/01/2007 16:51)
aza mampindrana vola
ana gasy intsony!! na koa mampian-trano izay miklandy... tohiny
novalian'i niryna ny 12/02/2007 02:45
bazylou ( 20/01/2007 16:50)
tsy zakan'ny gasy mihitsy ilay fahamarinana an!!
nefa mbola mikiry biby ny ho aty ihany!!Izany ary no izy ka inona no lazaiko aminao eo!! Milaza ianareo fa milay le8 nefa firy isan'andro no miditra klandy eto!! dia rehefa lazaina ve hoe izao no fia... tohiny
novalian'i dadie ny 28/02/2007 18:59
bazylou ( 20/01/2007 16:44)
tsy zakan'ny gasy mihitsy ilay fahamarinana an!!
ka na ho vy na ho vato dia zainy no izy ary izany no aty ry zareo ka tandremo tsara aloahn'ny hivoahana an'i Madagasikara!! sao manontany tena eo !!... tohiny
novalian'i linarako2 ny 02/03/2007 22:40
Fiffi ( 20/01/2007 16:36)
RETRAITE
Eo @ fiainana kristiana de mino ny olona fa ampy azy ny fivavahana , ampy azy ny fandehanana miangona ampy azy ny maha-kristiana azy ampy azy ny famakiana ny Baiboly ampy azy izany rehetra zany sa... tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 10:23
kitjo ( 20/01/2007 14:34)
Chelsea-Liverpool
1ere mi-temps zay no vita efa 2-0 mitarik i Liverpool manindry tanteraka i Liverpool...kivy mitsy za @ le Chelsea fa tena tsy hanao mihitsy...oh bol an-tanimbary...... tohiny
lemenakely ( 20/01/2007 13:30)
Tandremo fa misy virus mahery vaika....
Araka ny vaovao hita etsy sy eroa dia misy virus de la tempête, mody fiche joint ilay izy fa tena manimba zavatra tokoa efa anarivony ny ordinateur tratra indrindra eto EUROPE... tohiny
novalian'i ririmena ny 25/02/2007 10:36
lagoon ( 20/01/2007 12:41)
Le Gal RABEMANANJARA,nouveau Premier-Ministre
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/news/item/519 Imprévisible ianao ry Filoha hajaina ary kofina daholo ireto nanantena toerana. Matoky anao izahay ry Premier-Ministre fa hito... tohiny
novalian'i fijo ny 22/01/2007 15:14
DERATOX ( 20/01/2007 08:29)
HANGATAKA TONONKIRA
Bonjour daholo Zay mba manana dia mba omeo azafady Efa jamba,Fihin-tananao,Dia eto indray TOVO J'HAY daholo no mpihira azy ireo Misaotra mialoha! DERRA... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 09:17
BloodTitan ( 20/01/2007 08:07)
Mbola tsisy mintsy le lozika manala vocal
Tena mbola tsisy mintsy le logiciel manala vocal am hira, misy iany le oe remover vocal fa tsy any mintsy le izy. Mbola hiezaka ny tenanay hamokatra ra mahavita e!!! Ataonay projet io kle ... tohiny
BloodTitan ( 20/01/2007 07:02)
Aiza lesy zalaha no misy azo hakàna WINDEV
Tairo lesy zalaha ze mba mahita lien azo hi getena WINDEV de mba atondroy fa efa lany haiky mintsy a le, nefa tena ilaiko maika be mintsy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 09:20
xxx ( 20/01/2007 05:53)
hevitra
:lol:ratoa vé ianao manana lova any dago,tany,trano-inona ny ataonao mody mikarakara sa mijanona any ivelany:-/... tohiny
novalian'i mbaliana ny 31/01/2007 20:04
xxx ( 20/01/2007 05:50)
lova
^^akory dol,mba anonatany anareo aho sao misy toy izao toerako zao-enina mianadhy izahay ary nijara lova ,natao sous seing privé ary nadeha ampatokisana satria iray tam-po-ny telo mianadahy dia nivar... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2007 23:35
niryna ( 20/01/2007 02:06)
Misy lalana, tsy ho antsika intsony ra Dago,aiza ny fikam..
Tena variana ianao fa saiky ny 75% ny tanana maromaro eto Dago dia saiky lasan'ny karana daholo ary anaovany toerana hivarotana sy anaovana zavatra.Manana asa isika tsy lavina izany,saingy ny malagas... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2007 12:05
niryna ( 20/01/2007 01:46)
Nitombo ny fahaizana fa lasa marary maso daholo ny zaza!
Vokatry ny zava-miseho sy ny fivoarana dia mitombo ny fahaizan'ny ankizy teny vahiny,saingy lasa marary maso kely daholo ny ankizy.Tsy tokony hampanalavirina ny TV ve ny zaza,mitatata mafy ny TV , ary... tohiny
novalian'i tywa68 ny 21/01/2007 09:32
niryna ( 20/01/2007 01:34)
Mivadika mavo ny lokon'ny vatany ?
Ny zaza gasy izay teraka any ivelany dia saika mivadika mavo ny lokony ka tsy alefan'ny any amin'ny hopitaly mody fa mbola tsaboana ary saiky voan'io daholo ny zaza matetika.Mba fantatrareo ve ny anto... tohiny
novalian'i 2gasy ny 07/03/2007 16:28
niryna ( 20/01/2007 01:23)
Ny fanahy no mahaolona sa ny fijery ety ivelany?
Matetika isika dia avy ety ivelany no mitsara olona fa tsy mijery ny ao anaty.Bogosy izany bandy izany!manja leity ilay kala a!,sady taviny no volony !Raha sendra mahita ilay toetra ao anaty isika dia... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2007 16:18
bazylou ( 20/01/2007 01:20)
ca y est!!
demisiona ny gvt!! firenena tsy misy gvt izany isika izao!!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.288