Misy lalana, tsy ho antsika intsony ra Dago,aiza ny fikam..

1. niryna ( 20/01/2007 02:06)
Tena variana ianao fa saiky ny 75% ny tanana maromaro eto Dago dia saiky lasan'ny karana daholo ary anaovany toerana hivarotana sy anaovana zavatra.Manana asa isika tsy lavina izany,saingy ny malagasy raha vao ravizany vola dia mivarotra ny tanindrazana aminy,raha mitohy izao dia lasan'ny daholo ny tanana satria izy sahy mividy lafo ary ny mpiray tanindrazana koa tsy mivarotra ny mpiray tanindrazana aminy fa aleony amidy ny karana.

Tena tsy afaka manao zavatra ve ireo fikambanana miaro ny orin'asa na ny "union" ao sa dia anarana fotsiny satria rehefa misy zavatra tsy mety ka mitokona dia malalaka ny varavarana ary tsy afaka miasa intsony izay mba mitaraina, mijaly ny ankizy?Miasa volana fohy,tsy te handoa hetra ny karana dia roahiny ny mpiasa,ary toy izany hatrany.

Tsy manenjika ve ny fanjakana sa ry zareo koa no tohofany volabe dia voasarona ny zava-dratsy.Tsy mody hodiana tsy hita ihany koa ireo karana manondrana ny volamenan'ny tena ary feno ny tendany sy ny tanana ary izay miafona moa dia tsy hay intsony ,mivoaka eo ivato kanefa tsy misy miteny sy manenjika.

Mila fiheverana marina fa lany ny haren-tsika sy lasa mitombo ny tsy manana asa ka lasa be mpangalatra vokatry ny tsy fisian'ny lalana mifehy ny asa :cry::cry:
novalian'i xxx ny 03/02/2007 12:05
2. Solitikabe ( 20/01/2007 02:42)
ampiana aza ny karana hanondrana volamena.
Mody eny Ivato no asiana toeram-pitsikolovana. Fa Toamasina, Nosy Be, Taolagnaro, Ste Marie azonao anondranana tsy misy mpitily tsy misy mpijery. Fa izay mijery dia bedy.
Fa misy ilay sambo Mahajanga Mayotte koa mahazaka be dia be tsy misy mpijery tsy misy mpibedy, fa izay mandrara dia voaroaka
3. soanja ( 20/01/2007 05:15)
niryna:

:-w:-w:-w:-w

Ka sao de tsy any ary no tokony hijerena azy amin'ny maso tsy miangatra. Ry zareo anie ka mahalala ny fomba fitadiavam-bola e. Nahoana isika no tsy mahalala izany? sady n'aiza n'aiza io fa tsy ao Dago irery. Raha resaka Station essence, Motels , fivarotana sns ry zareo no manjaka eto US.
Inona ny fomba iray entin-tsika hampiavaka antsika amin'ny hafa izao no tokony himasoantsika de any ampidirina ny volabe. De aleo ry zareo hitazona ny mahakarana azy any Dago. Asa anefa hevitra ihany io an. Zah manko tsy dia mahalany ity resaka fanavakavahana razana ity e. Tokony hitovy ny olombelona amiko fa ny fahafahana mivelatra no tokony asiana resaka hoe ahoana?

4. Fiffi ( 20/01/2007 07:03)
aiza ny OPK @ zany ?
5. batita ( 20/01/2007 07:51)
Tena marina mihintsy io lazain'i niryna io.Fa ny mahagaga anie de 4mis avy any Inde sy Pakistan ireo lasa mpanefoefo aty Dago ireo e!:x
6. Fiffi ( 20/01/2007 09:26)
tokony hihetsika zany ny Malagasy....
7. booboo ( 20/01/2007 13:06)
Nyrina > tena ohatra io teneninao io mihitsy koa no tenenin'ny olona maromaro aty ville misy anay @ ataon'ny sinoa. Nefa amiko, fitadiavana mahavita maniraka araka ny fiteny aby zany....
8. bazylou ( 20/01/2007 16:36)
izao izany vao tonga aina ianreo an!! ts efa tara e!!
9. Fiffi ( 20/01/2007 16:47)
iza kosa no tsy nahafantatra an'zany ?:roll:
10. mirana5 ( 20/01/2007 18:28)
:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w EFA ELA DIA ELA DIA ELA TOKOA IO RESAKA KARANA SY SINOA MANJAKAZAKA IO .AIZA NY TOMPO ANDRAIKITRA TOKONY HISAHANA ANIO ZAVATRA IO SA EFA DIFITRY NY TSOLOTRA ISAN KARAZANY KA TSY MAHA EFA NINONINONA INTSONY?^:^^:^^:^^:^^:^
11. Fiffi ( 20/01/2007 19:17)
:-w:-w
12. xxx ( 20/01/2007 23:51)
Inona ny fomba iray entin-tsika hampiavaka antsika amin'ny hafa izao no tokony himasoantsika de any ampidirina ny volabe. De aleo ry zareo hitazona ny mahakarana azy any Dago

Mba ahona koa ary zany fisainana zany asa nareo itony raha tena gasy ... ny fanaratsiana ny gasy no hita betsaka ataoano...ny vavy gasy tsy mahay mirevy dia iny ko milaza fa avelao any Dago any ny karana, asa na voavidy tany itony nareo itony no sady toa karazany misolelaka karana... Sendra mba efa tonga aty amerika ka tsy rarahina intsony izahay aty fa dia omena an'ny intony karazana terrorista...ka na azondrizareo doly ary Dago iny Soanjo fa mbola faly foana...Wake up lady....
Mila misaina kely nareo any ... zany natao oe avara-pi.. ka manao tsinotsinona ny madinika..:twisted:
13. soanja ( 22/01/2007 07:35)
angamba sty mahita tory mihitsy i xxx amin'ny hevitra omeko eto. Aza de haketrona loatra ny tarehy fa manimba anie io e.
Raha tsy mistinjo ny madinika aho dia aleo izaho sy Andriamanitra mahalala azy. Madagasikara dia mamiko ary sitrako ny hitoetra any fa aty Amerika ary no anjarako ka atao akory. Na Karana na sinoa na vazaha na japoney na Gasy dia mitovy amiko. Rehefa mahay mikarataka de tafita. Na Amerika io na Mada na any Alaska. Tsy hadino koa anefa ny fiara mikaondoha sy ny mitabe tsy lanin'ny mamba. De asa re fa azontsika ampiasaina io. I xxx alo mino aho fa tsy hanaiky hifampitantana amiko hampivoatra an'i Mada satria zah raha vao mipoitra de mahazo daka aminao foana koo.:-*:-*:-*
14. fijo ( 24/01/2007 06:15)
ny fanjakana no tokony hietsika momba io fanjakazakan'ny vahiny io.ny zavatra tsotra azo atao momba io,dia:manao lalana ,ary dia ferana ao ny asa na andraikitra azon'ny vahiny atao.izay zavatra ita fa toikony ho vitan'ny gasy dia tsy azon'ny vahiny atao.izay fotsiny dia milamina io.
15. pissoa ( 24/01/2007 06:35)
Hihetsika hanao inona ny fanjakana ry Fijo ? Ny fanjakana mihitsy no efa namela ny vahiny hividy ny tanin'ny gasy (raha tsy diso aho) ... ary ny gasy tsy voky lalana - fa rehefa misy manome vola be izy dia raisiny hikaliany + ... :-D:-D:-D

Marina ny tenin'i Bazylou
izao izany vao tonga aina ianreo an!! ts efa tara e!!

Dia ierato eo aloha ry zareo an. Rehefa tsisy hitoerana tsony ny zanatsika ve tsy atsipy any an-dranomasina :-D:-D:-D
16. niryna ( 25/01/2007 06:32)
Solitikabe:

ampiana aza ny karana hanondrana volamena.
Mody eny Ivato no asiana toeram-pitsikolovana. Fa Toamasina, Nosy Be, Taolagnaro, Ste Marie azonao anondranana tsy misy mpitily tsy misy mpijery. Fa izay mijery dia bedy.
Fa misy ilay sambo Mahajanga Mayotte koa mahazaka be dia be tsy misy mpijery tsy misy mpibedy, fa izay mandrara dia voaroaka

Dia ahoana tokony izany ry solitikabe:roll:

17. niryna ( 25/01/2007 06:41)
soanja:

Inona ny fomba iray entin-tsika hampiavaka antsika amin'ny hafa izao no tokony himasoantsika de any ampidirina ny volabe. De aleo ry zareo hitazona ny mahakarana azy any Dago. Asa anefa hevitra ihany io an. Zah manko tsy dia mahalany ity resaka fanavakavahana razana ity e. Tokony hitovy ny olombelona amiko fa ny fahafahana mivelatra no tokony asiana resaka hoe ahoana

Ny fidirana eny Ivato dia savaina daholo ary mandoa vola ny olona raha fitaovana elektrika,ary raha akanjo fotsiny no hoentinao dia angalana vola antsokosoka any ivelany koa ianao.Raha miditra eo Ivato koa ianao ka mitondra volamena hanaovanao dia asiany soratana.Ny dikany, tokony ampandoavina vola sy savaina toy ny rehetra koa izy fa tsy atao kidaondrano ny volamena.Vidiny kely kanefa iny ihany no hoentiny hividianana zavatra any amin'ny tanindrazany dia amidiny ny gasy.Miakatra ho azy ny farim-piainana kanefa ny karama tsy maharaka ny sandany.Tsy mety ilay izy e ;-)
18. niryna ( 25/01/2007 06:42)
Fiffi:

aiza ny OPK @ zany ?

Tsy mazava amiko Fiffi a
19. niryna ( 25/01/2007 06:46)
batita:

Tena marina mihintsy io lazain'i niryna io.Fa ny mahagaga anie de 4mis avy any Inde sy Pakistan ireo lasa mpanefoefo aty Dago ireo e!:x

Izay anie hoy aho e.Efa mahay mivarotra toy ny hafa izy,tsy maninona fa ilay haren-tanin'ny tena tsy raharahin'ny fanjakana no tena mampalahelo.Tonga ny zavatra novinidiny tamin'ny Ariary dia lasa valerana Euro no hamarotany ny zavatra kanefa anie morabe ireny any aminy e.Maty isika ity ry reto a:roll:

20. niryna ( 25/01/2007 06:47)
Fiffi:

tokony hihetsika zany ny Malagasy....

Asa ry Fiffi fa isika rehetra ato amin'ny serasera no hiandrasana hietsika kou8O8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0059