Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
20/01/2007 00:54)
Androso aho ity maty renibe,hihemotra anefa toa asa?
Ahoana tokony ny hevitrareo fa ny taona ity mandroso ihany raha hijanona aty ivelany,raha hody anefa toa matahotra ny ho lany 'zay kely ananana?:roll::roll:...
tohiny
novalian'i rakotoline ny 09/03/2007 11:10
bazylou
(
19/01/2007 22:39)
na dia misy mangirana kelya za
dia hita fa mbola ho ela vao hitovy amin'ndry bolywood !! na ny afrikana ny gasy!!...
tohiny
novalian'i bazylou ny 23/01/2007 00:24
bazylou
(
19/01/2007 22:35)
mba firy isan'taona ny
hazo voasolo amin'ireo ha maro tratran'ny doro tanety ??...
tohiny
novalian'i soanja ny 02/03/2007 01:45
bazylou
(
19/01/2007 22:34)
tandremo fa maro ny
mpaminany sandoka ann!! aza dia mibanjina baiboly na dia efa akaiky aza ny farany fa mba jereo koa ny fiainanao sy ny manodididna ...
tohiny
novalian'i Zina ny 30/01/2007 18:17
bazylou
(
19/01/2007 22:19)
mba tsy rariny kosa e!!
vhv be volo po... be ireny ve rangahy dia manao mannequin amin'ny defile lingerie fine ao Madagasikara , tsssssss ,, hita be hoe tsy alehany le sipa gasy...ttssssssss beurkk...
tohiny
novalian'i vale ny 01/02/2007 12:16
patrick2002
(
19/01/2007 21:58)
Vehivavy milalao ody Fitia
Hono aho ry andriambavi-lanitra isany mba inona ny hevitrareo @ vehivavy milalao ody fitia...
tohiny
novalian'i anselme999 ny 16/02/2007 09:25
bazylou
(
19/01/2007 21:58)
mahagaga an!!
ny gazety lehibe sy an'ireo miliardera rehetra dia teny vazaha ny 80% ao:: nefa hono quotidien gasy ireo!!!:roll::roll: tsy hisy mihitsy ny basy vava hitovy firafitra sy resaka ohatran'dry hebdo sy ex...
tohiny
novalian'i pimaso ny 24/01/2007 07:46
bazylou
(
19/01/2007 21:51)
raha ny gazety l'hebdo
no jerena sy hadihadiana dia hita ary misoratra mivandravandra be fa feno ny tondraky ny rano eran'ny Madagasikara , na antananarivo aza na dia nihato kely izany.
Toa odiana tsy hita na fanahiniana t...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:50
bazylou
(
19/01/2007 21:46)
hitako tao amin'ny l'hebdo
tamin'ny ity herinandro ity io an!!
Ny RAR mihitsy hono no mamporisika ny zanany vavy hivaro tena any Mahajanga!!
Be hono ny olona matin'ny tendany tao Antananrivo tao fa nihinana zoridira sy s...
tohiny
novalian'i kally ny 21/01/2007 04:39
bazylou
(
19/01/2007 21:36)
ny aty anie ry zareo tsy ohatran'ny any dago
ka hoe hitsoaka atsy aho fa tsy nomen'ny vadiko na vola na koa hoe andeha hitsoaka fa tsy mety mahita asa!! izay manao ihany no mahazo aty!! ary izay metitika fotsiny hoe hahazo saosy be fa aty anda...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 18:02
niryna
(
19/01/2007 21:19)
Andriamanitra sy Abrahama,Jesosy sy Isaaka
Andao isika hamaky baiboly kely androany fa tsy hijery TV e :P:P:P
Misy fomba hitovizany sy hifandraisany ireo voalaza anarana eo ambony ireo.Vakio ny Gen:20.
Inona no toetra hitovizany :?:...
tohiny
novalian'i prime ny 30/01/2007 12:30
xxx
(
19/01/2007 19:54)
vevavy sa lelahy no mitondra @ sangany
izaho dia mbola tsy manambady . nanao fampitahana ny fiainan'ny tonkatrano roa samy hafa manodidina ahy aho marihiko eo @ telompolo taona eo izy 4
Ny tokatrano iray dia ilay lehilahy entin'ilay vev...
tohiny
novalian'i booboo ny 22/01/2007 13:02
pissoa
(
19/01/2007 19:51)
cappuccino
Nareo ve mahay an'ilay manaingo azy ireny ? Tsy sarotra be ve ?
http://www.dailymotion.com/video/xx14l_starbucks-cafe
Otran'ny tsy mampy te hisotro tsony le izy fa sao simba le asa-tanana milay ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/02/2007 07:54
lagoon
(
19/01/2007 19:35)
ARAHABAINA IANAO RADAMA III
Ento @ maha izy azy ny firenena Madagasikara,mba ho firenena vanona sy vonona hitraka sy hiatrika ny tao-jato faha 21.
Dia @ 2012 idray izany,ataovy @ Desambra ihany ny fifidianana fa raha tsy izany ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2007 23:28
Aino
(
19/01/2007 19:21)
izany hono?
izany hono dia ny vhv mitombo habehy izany hoe mengeza ny vatany, raha toaka miray matetika?
...
tohiny
novalian'i Aino ny 23/01/2007 18:32
bazylou
(
19/01/2007 19:21)
fiera nahazo
:^):^);-);-)double pont !!!!:-$:-$...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 21/01/2007 07:40
xxx
(
19/01/2007 17:41)
Izao e..
"..one powerful group of elitists in society has already chosen the book it insists is the most horrible and dangerous book on the planet. This influential group is now mounting an all-out campaign to...
tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 12:07
rentimpanahy
(
19/01/2007 16:27)
marina ve?
Anjara tokoa ve reto ny fanambadiana sa aona????...
tohiny
novalian'i sitlo ny 21/01/2007 19:29
xxx
(
19/01/2007 15:36)
ny lehilahy dia tia ny havany foana
manao ahoana e, mba mandalondalo ato @ ity dinika resa-dehilahy ity za fa dia mahavariana loatra ny toetranareo lehilahy, surtout refa manambady fa tsy laitra mitsy raha vao resaka havana, tsy hoe tsy...
tohiny
novalian'i Aotsara ny 20/02/2007 15:07
arindrano
(
19/01/2007 10:56)
Tsy resy ny tary matoa tsy hita
Be ny kelikely saina, mieritreritra fa ny fanenjehana an'i Pety Rakotoniaina dia midika fa diso izy. Mieritrereta ihany, fa aza maimaika ny hitsara; Mety nisy fahadisona vitany saingy raha ampitahaina...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:58
