mba tsy rariny kosa e!!
1. bazylou
(
19/01/2007 22:19)
vhv be volo po... be ireny ve rangahy dia manao mannequin amin'ny defile lingerie fine ao Madagasikara , tsssssss ,, hita be hoe tsy alehany le sipa gasy...ttssssssss beurkk
novalian'i vale ny 01/02/2007 12:16
2. Fiffi
(
19/01/2007 22:40)
efa fantatra ny tsy fitiavanao ny gasy ry bazylou ka tsy atao mahagaga intsony zany !
3. xxx
(
19/01/2007 22:47)
mandehana misolelaka ny vazaha anao any fa aza ny gasy foana no haratsiana tahak'zao eh ! :evil:
4. xxx
(
19/01/2007 23:07)
marina ny lazain i bazylou fa hoe ny vehivavy manao karazana modely tahaka ireny dia tokony tokoa manala ny volovolo rehetra izay misy h@ volomaso, tsy atao bozaka be.
Tsy tiako kosa anefa ny tsy fanajan i bazylou ny vehivavy gasy, satria mba gasy ihany angamba ny anabavinao, ary raha tsy manana anabavy ianao mba gasy ihany angamba i mamanao.
ny zavatra tsy mety azo hovaina fa kosa aza mba manambany ny olona amin ny maha izy azy.(vehivavy aho manoratra)

6. jhouhlambout
(
20/01/2007 00:06)
F'angaha moa misy Loi anti-volo.. tsy maintsy arahina @ zany défilé izany?
7. Fiffi
(
20/01/2007 07:35)
zay indrindra manko ! ny tompon'asa aza tsy mibontsina ka aiza ny olana ?
8. HESHA
(
20/01/2007 09:15)
o ry bazylou a, de aona iany ianao ty e ?
parfaite daholo zany ny vehivavy vazaha satria mba tsy nisy volo ny mannequin na lingerie ny ve ?
satria zay zao le fomba fiteninao azy eto, le ao madagasikara manontolo no tsssssssss satria ny mannequin mba hitanao tsy ....
ianao io miteniteny sy mitsikera lava io ve alou zao mba tena siora fa tsy misy kianina e ?????? mijere ihany tava na de tsy hitan ny eto am serasera aza fa sao ...

9. pissoa
(
20/01/2007 09:32)
Tena brrrk marina kosa raha misy manao toy izany ny mpanao defile e ! Hampidera hatsarana ve no tokony atao dia ny "volo maloto" (hihihi - zany no fiantsony zandrinay azy) no herentirenty. :x:-D
Fa tsy ny vehivavy gasy no brrk fa ilay vehivavy irery ka :-P
Fa tsy ny vehivavy gasy no brrk fa ilay vehivavy irery ka :-P
11. dongadonga
(
20/01/2007 11:38)
fanedrikendrehana fotsiny ny ani bazylou ,fa aiza no misy anizany ,matoa izy manao mannequin @defile ireny dia efa vonona @ rehetra2 @fahadiovana sy sns..ary mety sipa nokotianao le izy de tsy zakanao ,de avieo haratsiana ,fa aza manaratsy vehivavy zany ianao an ,tandremo ihany ny vava havoaka:evil::evil:
12. xxx
(
20/01/2007 11:45)
Rehefa tsy hitan'ny bazyl zay tenenina dia akombony fotsiny ny vava fa aza mipetsapetsana @ tsy aminapany eo:!:
14. dongadonga
(
20/01/2007 13:12)
ary aiza i bazylou tonga lafatra madio tsy misy pentina tsy mamaly eeh ,ngamba ianao io tsy tia vehivavy eh satria manaratsy fotsiny eo:twisted::twisted::twisted:
18. booboo
(
20/01/2007 15:30)
Fasaly > ka izy manirikiry ny farany fa zay post sokafany mahasoso-maso ôtra io aby. raha iray na roa tsy quoi fa izy aby aby !!!
19. bazylou
(
20/01/2007 16:34)
mba mijereva boky sy gazety ho ahofa aza eto foana dia ho hitanao izany!! na ao amin'ny madanight farafaha ratsiny!! tsy tiann'y vhv gasy ny miepile sy manao ny maillot!!:lol::lol::lol:
20. fasaly
(
20/01/2007 16:38)
booboo: :?:(:wink::-D:-Dasio kely anty;-) de ity8)
virus ireny e!:-*:-D
virus ireny e!:-*:-D