mba tsy rariny kosa e!!

21. Fiffi ( 20/01/2007 20:49)
:-D:-D
22. jhouhlambout ( 21/01/2007 01:17)
23. kally ( 21/01/2007 04:36)
bazylou:

mba mijereva boky sy gazety ho ahofa aza eto foana dia ho hitanao izany!! na ao amin'ny madanight farafaha ratsiny!! tsy tiann'y vhv gasy ny miepile sy manao ny maillot!!:lol::lol::lol:



Ary inona moa no ilingilingian'i bazyl mijery fananan'olona any dia avy eo mimenomenona?
Rehefa tsy tia dia tsy mijery fotsiny.
Ary amboary ity fomba fijerinao manabontolo be ity fa tahaky ny hoe vola nariam-potsiny ny vola nandefasana anao nianatra.Misy tranga iray dia ny gasy rehetra, asa ny reninao io nanao ahoana?:?:
24. dongadonga ( 21/01/2007 07:12)
ka le tranga ngeh tsy nisy akoriny ri kally ,fa fanendrikendrehana fotsny no ataoni bazil eh ,ary inona moa no hidiranao @ zany na miepile izy na tsia ,fa zay tiany ihany io ,anazy io na ataony mivangongo tahaka inona ary:evil::evil::twisted::twisted::b
25. bolol ( 21/01/2007 07:47)
manin i bazylou ra mirotsaka an tsehatra manala le volon le mannequin ra manahirana azy ny mijery azy e?
26. dongadonga ( 21/01/2007 07:55)
ka izy ngeh tsy tia sipa gasy ,de ataony ahoana no anala le volo ao ,nefany tsy maintsy mbola viraviraina vao afaka le volo:-D
27. bolol ( 21/01/2007 08:39)
ka ra tsy tia sipa gasy ngeh zany i bazylou de tsy tokony hijery fotsiny tsotra zao fa tsy mipingapinga e!:-D
28. kallie ( 21/01/2007 12:27)
:-D:-D
29. jhouhlambout ( 21/01/2007 20:12)
30. vale ( 21/01/2007 22:07)
dongadonga:

ka izy ngeh tsy tia sipa gasy ,de ataony ahoana no anala le volo ao ,nefany tsy maintsy mbola viraviraina vao afaka le volo:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D


31. bazylou ( 22/01/2007 12:07)
hita fa tsy miepile ny sipa gasy fa be volo be daholo ka inoa indray no iarovanao azy eo!! tssssssssss, tsy mahagag raha mamofona ry zareo!!:-D:-D:-D:-D:-D
32. vale ( 22/01/2007 12:19)
njekaky oooohhh :lol:
33. kallie ( 22/01/2007 13:02)
BAZYLOU> tssssss ay kay enao mintsy no tsy maay mifidy sipa gasy d lazainao fa ny reetra no ôtranzany. Ny sendra mba azonao sy itanao no tsy miépile fa tsy zaay reetra.
34. Zina ( 22/01/2007 18:30)
lasa adala i bazil ko:lol:
35. andry08 ( 22/01/2007 18:57)
Dia mbola be doiika eo ihany i bazyl hoe "ny rehetra". Efa hoe ilay hitanao iny IRERY ihany no toa izany!
36. bazylou ( 22/01/2007 23:17)
hita fa izany no marina , koa,, fa angaha ny ao tana ihany no vhv gasy!! tsy tiann'y vhv gasy ny miepile!!:wink::wink::wink:
37. kallie ( 23/01/2007 06:18)
:-P:-P ny vevavy itanao rery
38. xxx ( 23/01/2007 13:35)
xl no nanoratra ny teniratsy izay nofafaina teto.

Tsy natao hanopàna ny nanaovana ny xxx.

Nahitsin'i hery
novalian'i xxx ny 24/01/2007 12:05
39. vale ( 23/01/2007 15:18)
:{:{
40. booboo ( 23/01/2007 18:58)
:^):^):^)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008