mba tsy rariny kosa e!!

41. Samoana ( 23/01/2007 19:24)
Mpiandraikitra aaaa !!!!Homboy io xxx ambony io fa miteny tsy fiteny ô !
42. unjila ( 23/01/2007 20:26)
raha misy ny piandraikitra ve ,sao mba ianao no "homboina "" voalohany .raha tsy tia anao atao @tenanao aza hatao @ hafa é ,ary le teny ratsy zay mba manajanaka mivezivezy ato antrano de mba mangalapijery ty serasera ty re TOMPOKO
43. tywa68 ( 24/01/2007 08:32)
ka io manoratsora-poana io mihitsy no mahafinaritra azy dia nataony xxx ! d atao ohatran'ny tsy misy fa ny ankizy no embeno ry RAD an !
44. Samoana ( 24/01/2007 13:37)
xxx:

xl no nanoratra ny teniratsy izay nofafaina teto.

Tsy natao hanopàna ny nanaovana ny xxx.

Nahitsin'i hery


Tsara mihintsy ny fanaovana ampamoaka toy izao rehefa misy xxx mamoa-fady=D
Na tsy mitovy hevitra tanteraka @ i bazylou aza ny tenantsika dia tsara raha mba samy miezaka tsy hisian'ny teny ratsy voretra.

45. dongadonga ( 24/01/2007 22:30)
tohizo @zay le resaka e fa efa milamina ee,de aiza i bazilou teo to tsy mamaly eeh,miseho tsy tia sipa gasy i bazylou nefa ny vaza ary tonga madrato mitady sipa gasy aty dago ,handaniana vola sy harena mahintsiny:evil:
46. dongadonga ( 24/01/2007 22:38)
SIPA GASY = GASY KA MANJA mahatamana ,mahafatifaty daholo zay jerevana tsara indrindra eran'izao tontolo izao.
valio bazylou=D=D
47. dongadonga ( 24/01/2007 22:42)
sipa gasy = haingon'i Mcar ,sa ahoana ry rétouah haha hhhhhhiiiiiiiihhh=D
48. bazylou ( 25/01/2007 00:26)
sipa gasy maty noana ve rangahy no mba imatimatesan'ny vazaha 4mi sy clodo any Madagasikara!!:-D:-D:-D
49. sitlo ( 25/01/2007 01:04)
misenina tsss

Mandrangitra sipa sisa fa tsy nahovoka tany amin'ny politika.
Ampitomboy ny fahalalana dia miverena makotroka be amin'ny manaraka.

Dia fantaro ny manavaka ny fokotany sy ny firaisana. :-D
50. ari.malala ( 25/01/2007 13:00)
bazylou:

hita fa tsy miepile ny sipa gasy fa be volo be daholo ka inoa indray no iarovanao azy eo!! tssssssssss, tsy mahagag raha mamofona ry zareo!!:-D:-D:-D:-D:-D



Avia bazylou raha hijery fa madiodio tsara tsisy n'inon'inona mintsy ah ato! tena virja daolona helika na inona afatsy ny lohako iany sisa misy volo kosa alo e! hahah, sa ny loha koa mila solaina ry bazylou? hahaha! enao ty de adala mintsy! izay dinika rehetra ihtako ka avoakanao dia manaratsy Gasy, nefa mitonantonana eto @ site Gasy, Gasy no nanao azy,Gasy daolo no ao! hahah! misaina vao miteny sy manao zavatra bazyl aaaaa
51. vale ( 26/01/2007 23:12)
bazylou:

sipa gasy maty noana ve rangahy no mba imatimatesan'ny vazaha 4mi sy clodo any Madagasikara!!:-D:-D:-D
:? aaaaandray kosa! mmmhhhhhhh


52. vale ( 26/01/2007 23:14)
bazyl ty angamba nanana problema t@ sipa gasy ka ny sipa gasy rehetra avy no....:?
53. xxx ( 28/01/2007 03:28)
bazylou...il est malade !!!!!!!!malade lui, notapohan'ny vhv vazaha akanga tsara soratra tany, de manaratsy sy manary ny akoho tamantrano (gasy)...sady enao ange ry bazylou tsy ampahafiriny koa hihiiiiiiiiiiiiiiiiii!!!
54. dongadonga ( 29/01/2007 20:05)
de lazainy bazylou fa 4mi daholo njay ny sipa gasy ,tena adala marary saina ve ianao io eeh:@:b
55. vale ( 01/02/2007 12:16)
xxx: sady mitovy dol na gasy na vazah na in na in, fa ny adalàn'i bazyl.:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1217