ARAHABAINA IANAO RADAMA III
1. lagoon
(
19/01/2007 19:35)
Ento @ maha izy azy ny firenena Madagasikara,mba ho firenena vanona sy vonona hitraka sy hiatrika ny tao-jato faha 21.
Dia @ 2012 idray izany,ataovy @ Desambra ihany ny fifidianana fa raha tsy izany dia taraiky @ cyclone sy tontra-drano ny vokam-pifidianana.
Ny Tompo anie hitahy anao lalandava.
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img176.imageshack.us/img176/3916/radamaiiion3.png[/IMG][/URL]

novalian'i fijo ny 08/02/2007 23:28
2. Fiffi
(
19/01/2007 20:40)
=D=D=D=D=D ho ela velona anie ianao ry President ! Ary ho tahian'ny Tompo hatrany mba hanatanterahanao ny fampandrosoana ity tanindrazantsika malalantsika ity !
3. bazylou
(
19/01/2007 21:37)
:lol::lol::lol:ho ela velona hono ry pdg de la repoblika!! dia tandremo sao tratra fa hanjavona ny saosy be!!
5. namamy
(
20/01/2007 07:57)
Fa maninona no atao hoe RADAMA III izy fa tsy president RAVALOMANANA fontsiny, zay no mahavoa ny mpanao politikan-tsika, isika vahoaka foana no mandoka azy ka lasa manao ny tsy fanao ny farany
6. Fiffi
(
20/01/2007 21:13)
io le kravaty mena reviko be ! classe be le izy an !
(:oops: HS zah :oops:)
(:oops: HS zah :oops:)
8. ditrakely
(
23/01/2007 07:13)
ho ela velona anie ianao Président r8,dia hitahy anao lalandava ny Tompo ary hananana fahasalamana lalandava ianao mba hamapandroso haingana an'ity tany malalantsika ity. Vive Radama III = R8
9. fijo
(
24/01/2007 22:53)
aoka kosa izay ny fitondrana faha panjaka fa tsy fotoanany intsony izao e.
10. mandrindra
(
24/01/2007 23:05)
aleo mba mandroso miaraka amin'ny fotoana fa tsy hanao marche arrière e
12. dadamary
(
25/01/2007 16:44)
Radamanareo irery. Ouverture mankany anatiny izy ity fa tsy ivelany.
Error be:evil:;-):^)
Error be:evil:;-):^)
14. papala
(
01/02/2007 13:10)
to oh mety kosa lay lohateny ko? satria tokoa ve zao ho vita amin'ity 2007 ity ny fanarenanan'ny ROVa de R8 no hanokana azy ? VIVE RA8=))=))=))=))=))=))
16. akama2006
(
01/02/2007 13:29)
aza dia mampitovy ny misy haja sy ny tsy misy hajany e!ireo Radama tsy nisoloky olona, tsy nigadra,miasa ho any vahoakany nanamboatra tantezana miaraka aminy menamaso,miaro ny vahoakanyetc.....!ka aza maniratsira ny tantara fa samy sarotiny aminy azy! mpanjaka ravalomanana I ,atao anarany fa aza ny olona mendrika no ampitoviana aminy olona toa io noho ny fihaviany fotsiny ihany!
avadiho impito ny lela vao miteny,diniho ihany!:roll:
avadiho impito ny lela vao miteny,diniho ihany!:roll:
17. fijo
(
01/02/2007 23:49)
akama,ka ravalo koa anie miasa hoan'ny vahoaka e.
raha radama II no resahina,dia izy be revy,ravalo tsy be revy.
raha radama II no resahina,dia izy be revy,ravalo tsy be revy.
18. akama2006
(
02/02/2007 10:25)
fijo> izay tsinona no natao ho tantara faobe fantatrareo fa ny tantara nisy sy ny zavanisy tsy fantatrareo!iza moa no nanaparitaka izay feo izay? izay marihina fa tsy mitombina velively ara tantara,ny misotro sy nanao lanonana dia nisy tokoa fa angaha moa no rarana ny fisotrona taoka tamin'izany? ary ny nampamono azy moa tsy ireo nanely tsaho ihany ;ary ny taranany moa dia mbola mitady hamikirana mafy ny fitondrana izay mifanesy hatramin'izao!
ny mampalahelo aminy isika malagasy,dia variana aminy fijery ivelany fa tsy mandalina izay tena atiny!
raha ity ra8 nareo dia tsy manana sombiny na kely aza mitaha aminy amin'ireo Radama afatsy ny fihaviana angaha!
ka tsy olana raha ho antsoinareo mpanompony ho mpanjaka ravalomanana I izy,:-D:-D,tena mety tokoa,fa aza ny tantara sy ny anarany olona manankaja no atao fampitaha fa tsy ny vola akory no maha mpanjaka na ny finoanoampoana! emperora angamba no mety ry fijo satria mety tsy mety aminy ego any tomponareo ny mpanjaka!:-D:-D:-D
saoava tsara

19. fijo
(
02/02/2007 11:26)
za tsy manaiky an dravalo ho mpanjaka ak,aleo izay hazava .
fa RADAMA II,kosa aloha sy nahay nitondra e;izay dia mazava.mba nanao fikarohan akely momba azy aho,fa izy dia tia fahamarinana ,saingy tsy fetsy.ka dia mora nahongana.
isika izao mila olona sady marina no fetsy.de io izao ny filoha ravalo

20. akama2006
(
02/02/2007 13:10)
fijo> fetsy aloha di ekeko fa tsy manampanahy!ka raha izaho dia aleoko olona manampanahy fa hotroniny olona fetsy toa izay tsy manampanahy fa fatsora!