ARAHABAINA IANAO RADAMA III

21. fijo ( 03/02/2007 06:02)
ka izay indray arakaraky ny fotoana sy ny zavamisy ko.aza hadino fa ao anatin'ny tontolo mila fahaizana sy hafetsena isika izao.ka raha manampahaizana onaika dia tsy aharaka eo mihintsy
22. akama2006 ( 03/02/2007 14:56)
ao anatiny tontolo mila izany indrindra fa tsy ho entina hanambakana ny maro an'isa variana mikaroka izay harapaka akory ny kely mba hananana! le olomarina moa efa voalazako fa olo tsy marina le8!fetsy fa tsy marina!tsy tia tanidrazana fa tia tena!
23. fijo ( 08/02/2007 23:28)
tia tanindrazana kosa izy mahatoa mahavita ireo asa rehetra ireo ka.mino izany aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067