Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 17/01/2007 18:25)
Soanja a aiza aky indry fa malahelo aky izahay a
Tena tsy hitako intsony i soanja tato ato kanefa izy no tena hery iray manosika ahy hanome hevitra eto.Sao dia mba hitanareo any izay rahavaviko izay e fa tena malahelo azy mafy aho:cry::cry::cry:... tohiny
xxx ( 17/01/2007 17:25)
Fanontaniana
Mora milefy ve ny fitiavana?... tohiny
novalian'i xxx ny 22/01/2007 02:22
DotMG ( 17/01/2007 13:39)
Faminaniana hatrany e! Nostradamus indray
Rohy amin'ny teny anglisy ireto, misy boky mitantara izay nolazaina fa faminanian'i Nostradamus fony fahavelony hono, ary novakiana-fango vao haingana. Dokambarotra ho an'ny boky iray manontolo izy fa... tohiny
novalian'i DotMG ny 18/01/2007 10:00
stefy ( 17/01/2007 10:56)
namana ve dia mety raha ho sipa?
Za alo kof toetra nefa sipa ka ny koff no tena akamako,tsy tiako anefa ny bandy mivadika amiko,manana namana 1 zay aho ka lazain'ny fianakamsny hoe miaraka izahay nefa diso ny eritreriny satry mpiara-... tohiny
novalian'i psiky ny 15/02/2007 16:26
xxx ( 17/01/2007 10:42)
Namana nandrary nivadika fitiavana!
Nifanarahanay hoe: mpinamana! nefa indrisy fa lasa tia azy aho! Fantany fa lasa diso nifikitra azy aho dia nanomboka niatakataka moramora izy! Dia izaho izaho no minjaly fa lasa manana fitiavana ho az... tohiny
novalian'i vale ny 22/01/2007 12:47
Dezy ( 17/01/2007 10:29)
ze??
man'inona aza ny 4x4 mety neuf????:-w:-w:-$... tohiny
novalian'i nolalaina ny 26/01/2007 15:16
arialy ( 17/01/2007 09:33)
mifamolaka
inona ny atao oe mifamolaka? de aoana ny fisehoany eo am couple? adiady ve sa préssion sa inn? aminareo?... tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2007 13:21
mbelotavao ( 17/01/2007 03:53)
Mahatsiarova ny andro Sabata ........
Tsy takatry ny saina ny halalin’ny fitiavana natolotr’ Atra ahy sy ianao , raha nanolotra ny zanany ho vonoina teo @ hazo fijaliana Izy ; ho famonjena ahy sy ianao ; ho afaka @ ziogan’ny fahot... tohiny
novalian'i Zina ny 06/02/2007 19:41
LazaDaddy ( 17/01/2007 02:28)
miteny ho azy ny sary sy ny vaovao an-gazety
[img]http://www.france-echos.com/IMG/arton11522.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Zina ny 19/01/2007 00:32
xxx ( 16/01/2007 20:16)
AMPIO ô:activer-na hono ny windows xp ed. familiale sp1
Izaho anie zareo mba ampio fa manana ity olana ity e : vao no-formater-ko ny ordi-ko. Avy eo dia nikaroka logiciel d'exploitation tany @ namako za : ka ny hitako dia "windows xp edition familiale sp1... tohiny
sisa ( 16/01/2007 19:33)
Scorpion ho avy aty Mada
Vaovao mahafaly lhb ho an ny mpitia rock rehetra fa ho avy aty amin ny tanana ny groupe scorpion eh!d tongava daholo!!... tohiny
novalian'i pimaso ny 24/01/2007 08:10
bluesea ( 16/01/2007 16:37)
fisehoana, vodiondry??? inona avy no atao @izany?
Bonjour daholo aloha Tsy dia mbola haiko loatra en détail ry zareo ilay fanambadiana @fomba malagasy nefa hiroso eo izahay atsy ho atsy! Ka inona avy moa no atao @izany ? Tsy ilay fomba nentim-pa... tohiny
rurik ( 16/01/2007 14:35)
telephone
Ahoana anga ny fiheveranareo ity tel IRADIUM toa mora nefa mapatahotra ve.jereo ange eto e http://www.IRADIUM.fr... tohiny
novalian'i mariah ny 08/02/2007 22:06
xxx ( 16/01/2007 13:25)
mila fanampiana
mangataka hevitra amin'ny tsirairay fa hamonjy "10ans de mariazin'ny couple iray aho",tsy fantatro oe inona ny fanomezana tokony atolotra.marihiko etoana fa eo amin'ny trentaine eo izy mivady ary mipe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 14:21
tezitra ( 16/01/2007 13:01)
hotel 5 , non, non et non RAVAO ANTANANARIVO
Ravalo veut creer un hotel 5 etoile à tana? je pense qu'il est devenu fou. franchement 3 choses 1[b])kcq il y a à TAna[/b]: Mer et sable fin ? musée Internationale? Parc historique? lieu de... tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2007 06:03
simplex ( 16/01/2007 12:29)
Pierrot -- Arema -- Futur
Somary gaga ihany aho, fa toa tsy nisy namoaka analizy kely ny mpiresaka politika eto @ serasera na d efa omaly aza ny nivoaka ny tena resaka. http://www.pierrot-rajaonarivelo.org/resultcom1.php?ID=5... tohiny
novalian'i fijo ny 18/01/2007 23:18
danielscout ( 16/01/2007 12:24)
longoko
mba mangataka ilay hiran'ny tcr longoko iny ho antsika izay manana e! tena tiako mantsy izy iny izay fa misaotra mialoha DANIEL... tohiny
booboo ( 16/01/2007 11:10)
motika anio ?
Inona no kalinao androany ? Mety angalana hevitra @ andro manaraka rehefa lany fika iny mantsy .... :°)... tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2007 13:20
xxx ( 16/01/2007 09:35)
fiainan' ny aritista gasy eto andafy
Maheno resaka matetika aho fa ny aritista sasany eto andafy toa mifangalatra vady no fataony na efa fantatra izao aza fa efa manana ny tokatranony sy ny zanany ilay iray :roll:inona no mba hevitrareo ... tohiny
novalian'i tocyoc ny 19/03/2007 17:21
fiderana ( 16/01/2007 07:54)
batemy ny mpirevy.......
FANAOVANA BATEMIN’NY MPISOTRO TOAKA Mandohalika eo anoloan’ny TAVOAHANGY SY NY VERA NY MPISOTRO TOAKA ARY HAPETRAKA AMINY IRETO FANONTANIANA IRETO HO VALIANY TSIRAIRAY AVY ALOHAN’NY HANOSORA... tohiny
novalian'i fiderana ny 23/01/2007 09:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7997