Liste des messages
Liste des messages, inserés par stefy, par ordre de date
stefy
(
16/05/2007 07:34)
ho avy ny gym bacc
ho avy ny gym bacc ry reto fa ba tokony hikotrana daholo isika mpanala bacc,fa ny theorie tsy hay tsony,ary marina ve fa akoatra ireo tsy afaka manao ny gym fa maray na inapte na dispenser de oe hakam...
suite
répondu par ikaretsaka le 20/05/2007 13:17
stefy
(
29/01/2007 06:12)
fitiavana mampalahelo
Misy ny vehivavy @zao fotoana no manabany lehilahy,satria manam-pahaizana izy.Ohatra hoe serie C ilay tovovavy,ahoana ny hevitrao @zany?...
suite
répondu par tywa68 le 03/02/2007 20:22
stefy
(
17/01/2007 10:56)
namana ve dia mety raha ho sipa?
Za alo kof toetra nefa sipa ka ny koff no tena akamako,tsy tiako anefa ny bandy mivadika amiko,manana namana 1 zay aho ka lazain'ny fianakamsny hoe miaraka izahay nefa diso ny eritreriny satry mpiara-...
suite
répondu par psiky le 15/02/2007 16:26
stefy
(
20/12/2006 13:06)
RIMORIMO
Anisan'ny sarimihetsika malagasy malaza be @zao fotoana ny "rimorimo"ka ba rovina ary no ba haparitaky ry zareo eny @mpivarotra mahazatra izy iny fa maika ny aita aho e!ary sao de ba mis manana ny adi...
suite
répondu par BloodTitan le 20/01/2007 09:07
stefy
(
13/12/2006 09:19)
Ny fampirafesana izay ataon'ny lehilahy
Ankehitriny angaba dia samy mahatsapa ny fangirifirian'ny fitiavana ny tanora indrindra fa ny vehivavy.Oatra ahy aloa de aleoko mianatra tsara toy izay manao sipa nefa mijaly, ka izany indrindra no an...
suite
répondu par olomalaza le 16/01/2007 09:37
stefy
(
12/12/2006 07:10)
Mpihira malaza ankehitriny i MIRADO
I MIRADO reto no anisan' ny mpanakato ankafiziko indrindra ankehitriny noho ny fahaizany mihira.Izy koa aloha tsy ratsy e! sa ahoana hoy nareo.Mianatra eny @ SAINT MICHEL eny ITAOSY hono izy arakin'ny...
suite
répondu par BloodTitan le 28/12/2006 08:29
