Mpihira malaza ankehitriny i MIRADO

1. stefy ( 12/12/2006 07:10)
I MIRADO reto no anisan' ny mpanakato ankafiziko indrindra ankehitriny noho ny fahaizany mihira.Izy koa aloha tsy ratsy e! sa ahoana hoy nareo.Mianatra eny @ SAINT MICHEL eny ITAOSY hono izy arakin'ny nambarany t@ FANTA HIT PARADE,16 ans hono lery @zao,mipetraka eny ITAOSY ian ko.Milay le fomba fihirany t@ DELIRE ZONE t@ lahady e!Noho ny fitiavako azy ary de nampidiriko ny tononkirany hoe "TENA TIAKO IANAO".(l)(l
2. BloodTitan ( 28/12/2006 08:29)
Iza kou zany kle, 8O8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0683