Ny fampirafesana izay ataon'ny lehilahy
1. stefy
(
13/12/2006 09:19)
Ankehitriny angaba dia samy mahatsapa ny fangirifirian'ny fitiavana ny tanora indrindra fa ny vehivavy.Oatra ahy aloa de aleoko mianatra tsara toy izay manao sipa nefa mijaly, ka izany indrindra no antony anoratako ho anareo namana.Mba mila vahaolana avy a tsika ny tenako ny tokony atao
novalian'i olomalaza ny 16/01/2007 09:37
2. tywa68
(
13/12/2006 10:27)
stefy > fa inona moa ny vahaolana andrasanao ? efa novalianao fa hianatra tsara enao aloha !!
3. salmo
(
13/12/2006 10:41)
stefy:
Ankehitriny angaba dia samy mahatsapa ny fangirifirian'ny fitiavana ny tanora indrindra fa ny vehivavy
Ny lehilahy foana no tsy maintsy voakiana:-w.
Kou raha misy mitsiriritra, inn no azony hatao?
Bandy ve de hanome lamosina any joba, raha tena anjely latsaka an-tany ilay rafy. Tsy maintsy hazom-panahy lay bandy raha tsy feno fitia ny fitiavanao azy :-D
4. fasaly
(
13/12/2006 11:04)
tywa68: zay zany mitsy e!:wink: efa voavaliny ny vaha olana kou!:roll::-D
5. fiderana
(
13/12/2006 11:37)
mankanesa aty fa zah tsy mampangirifiry izany fa mampiadana lol:lol:
6. soanja
(
13/12/2006 14:12)
stefy:
Ankehitriny angaba dia samy mahatsapa ny fangirifirian'ny fitiavana ny tanora indrindra fa ny vehivavy.Oatra ahy aloa de aleoko mianatra tsara toy izay manao sipa nefa mijaly, ka izany indrindra no antony anoratako ho anareo namana.Mba mila vahaolana avy a tsika ny tenako ny tokony atao
Ny torohevitro dia izaofa tsy voatery arahina akory.
Efa hatramin'izay na nahatany ny tany dia efa nisy ny fampirafesana. Ary samy nanao aby na lahy na vavy. Ny antony mahatonga ny fampirafesana no tokony hojerena akaiky fa tsy ny hoe fialana amin'ny fiarahana aman'olona iray.
Inona no hataoko mba tsy hampirafy ny sipako na ny vadiko. Inona moa tokoa ny antony mety hahatonga zay hanao izany raha misy izany? Fanontaniana azonao apetraka tsara min'ilay olon-tianao izany ary raha tena tia izy sy misokatra saina dia hamaly anao ampitiavana.
Ny fianarana dia manampy ihany saingy na ireo efa manampahaizana be aza mbola voa foana rehefa mahazo sipa na vady ratsy.
Tsy misakana ny fampirafesana ny fahaizana. Fa ny open communication kosa dia afaka hisakana azy raha tsy hoe ilay olona nofidianao mhitsy no misy problema. Saingy tsara indrindra tokoa aloha alohan'ny hidirana amin'ny fanambadiana sns dia ny fananana fahaleovan-tena arabola sy fananana experiences amin'ny fiainana.
7. Lejim
(
13/12/2006 14:29)
stefy> Tsy afaka miala pas amin'ny fitiavana izany ianao fa tonga foana io. Na miezaka mianatra mafy be aza enao, manodina ny sainao mba tsy hitia olona, tonga foana io. Ny vahaolana dia tsy maintsy mianatra ny matoky olona anao, matoky lehilahy izany e. Dia raha tsy mety dia ataovy "ca passe ou ca casse, c'est de l'experience"! :wink:
Hevitro fotsiny io ka tsy voatery ho marina aminao.

8. ikaretsaka
(
13/12/2006 14:53)
stefy:
Ankehitriny angaba dia samy mahatsapa ny fangirifirian'ny fitiavana ny tanora indrindra fa ny vehivavy.Oatra ahy aloa de aleoko mianatra tsara toy izay manao sipa nefa mijaly, ka izany indrindra no antony anoratako ho anareo namana.Mba mila vahaolana avy a tsika ny tenako ny tokony atao
samy manao daholo rehefa sendrany fa io tsy misy hoe ny lehilahy ihany nany vehivavy ihany
11. Fiffi
(
13/12/2006 18:44)
stefy:fa ahoana koh zany ry stefy ? fa nga kosa de raha vao manao sipa tondé hijaly ny dikany ? :roll::roll:
Oatra ahy aloa de aleoko mianatra tsara toy izay manao sipa nefa mijaly,
12. simplex
(
13/12/2006 20:26)
:D:D:D
masiaka be mintsy le tantara ozy:
04. Kelly Clarkson- Because of you
http://www.dailymotion.com/video/x3l2f_kelly-clarkson-because-of-you
http://www.dailymotion.com/video/x15vw_kelly-clarkson-because-of-you-live
romantika !!!
Fanirian'ny tsi11 ny hanana ny soa sy ho sambatra mandrakariva. Indraindray anefa tsy voatery manaraka ny faniriana ny zava-mitranga, eny fa na dia manao izay ho tratry ny aina aza. Izay no mahaolombelona antsika, tsy lavorary. Tsy hatao hahakivy anefa izany fa miarina refa mianjera. Ny ratra mbola ho sitrana ary ny tany mihodina ihany. Izany no atao hoe fiainana:°). Mbola hoavy ny anjaranao, aza kivy fa mahereza :-*
:D d ampy

13. cutie
(
13/12/2006 22:07)
Mpandefa : stefy [ Valio ] 13-12-2006 10:19:04
Lohateny : Ny fampirafesana izay ataon'ny lehilahy
Ankehitriny angaba dia samy mahatsapa ny fangirifirian'ny fitiavana ny tanora indrindra fa ny vehivavy.Oatra ahy aloa de aleoko mianatra tsara toy izay manao sipa nefa mijaly, ka izany indrindra no antony anoratako ho anareo namana.Mba mila vahaolana avy a tsika ny tenako ny tokony atao
tohizo alou ny fianarana raha mbola tsy taitra @ fitiavana njy.
Fa tsarovy koa fa tsy maintsy misy foana ny fijaliana ao anatin'ny fitiavana fa ny fahazain-jy mikolokolo azy ihany ny vahaolana. :lol::lol::lol:
Ka aza de atao sakana loatra io fa risque daholo ny fiainana:lol:
14. sasa
(
14/12/2006 05:03)
Ifandimbiasan'ny tsiky sy tomany io fitiavana io hoy ilay hira izay fa izany hoe mazotoa aloha mianatra fa tsy maintsy mbola ho tonga amzany fitiavana izany ianao ao aoriana kely ao
15. naritsimba
(
14/12/2006 06:01)
Salama daholo eh!
Ny miteraka ny fampirafesana dia ny fahitana tsy fahampiana ao an-tokantrano na ara-bola, na ara-pitiavana, na eo @ firaisana ara-nofo.
Ny lehilahy matetika no voakiana fa tena mampirafy, misy koa ny vehivavy,misy zavatra tsy ampy ao izany indrindra ny fifanakalozan-kevitra, matetika mantsy raha miresaka zavatra iray ny mpivady ao an-tokantrano ka mety mahavoadona ny anankiray ilay resaka dia tsy misy ny miezaka mitady vahaolana fa dia tonga dia tapaka ny resaka ary matetika mitarika fifamaliana eo @ mpivady izany. Ny miseho dia voatery lasa mitady olona iresahana hafa aty ivelany mba hamaha ilay olana ka raha vao mivaha io olana io dia lasa miaraka ho azy ireo olona ireo ary dia teraka ny fampirafesana.
Raha ny lehilahy no tsy mahazo vahaolana @ vadiny dia mitady vehivavy hafa izy hiresahany ny olana mahazo azy, ary raha vehivavy no manana olana ka tsy voavahan'ny vadiny dia mitady lehilahy hafa ihany koa izy hamaha ny olana eo aminy ka matetika dia na mpiara-miasa na mpiara-mihira na mpiara-mivavaka no lasa miaraka satria ireo no afaka mifampiresaka sy mifamaha olana rehefa tsy mahavaha
ny ao an-tokantrano ka dia tonga ho azy ihany koa ny fampirafesana.
FEHINY: Mila mifampiresaka foana ny mpivady ao an-tokantrano ka ilana fifandeferana mba hisian'ny fifamenoana eo @ izay zavatra banga rehetra eo @ tsirairay.
Misaotra namaky ary ialana tsiny raha somary lavalava ihany.

16. tywa68
(
14/12/2006 11:41)
Naritsimba = mazàna ny vhv rehefa tsy mahavaha olana dia mandeha mijery ny reniny na ny rahavaviny fa tsy lhl hafa : dia tsy misy loatra izay fampirafesana zay sady ny vhv mila sentiments be voa mahavita zany !
Fa ny lhl kosa dia miala tsiny fa zarany aza misy prétexte hoe handehanana hitarainana @ilay vhv dia mitatra zavatra hafa ! :lol:

17. naritsimba
(
14/12/2006 13:18)
tywa68> tsy voatery izay ilay lhl, ary tsy voatery ho io koa no ataon'ny vhv, ekeko fa misy ny vhv manao io lazainao io raha mifankahazo ny reniny sy ny rahavaviny.
19. Zina
(
14/12/2006 19:29)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 13-12-2006 23:07:33
Lohateny : Re : Ny fampirafesana izay ataon'ny lehilahy
Voalaza teo :
Mpandefa : stefy [ Valio ] 13-12-2006 10:19:04
Lohateny : Ny fampirafesana izay ataon'ny lehilahy
Ankehitriny angaba dia samy mahatsapa ny fangirifirian'ny fitiavana ny tanora indrindra fa ny vehivavy.Oatra ahy aloa de aleoko mianatra tsara toy izay manao sipa nefa mijaly, ka izany indrindra no antony anoratako ho anareo namana.Mba mila vahaolana avy a tsika ny tenako ny tokony atao
tohizo alou ny fianarana raha mbola tsy taitra @ fitiavana njy.
Fa tsarovy koa fa tsy maintsy misy foana ny fijaliana ao anatin'ny fitiavana fa ny fahazain-jy mikolokolo azy ihany ny vahaolana.
Ka aza de atao sakana loatra io fa risque daholo ny fiainana
Stefy io lazain'i cutie io tena marina...
20. jhouhlambout
(
15/12/2006 17:50)
Ny fianarana koa anié mampijaly é! Indrindra raha tena sarotra bé:@