Ny fampirafesana izay ataon'ny lehilahy

21. nikopol ( 15/12/2006 18:00)
steffy tena mangirifiry be ny fitiavana indraindray ! tena marina mintsy io
22. Lalah ( 15/12/2006 21:47)
Fianarana retsy fianarana foana tsy maintsy atao, fa boring koa raha tsy misy fun a! marina aloha fa mazana sady mandreraka be ny mieritreritra ny fijaliana azo tamin lery, fa zao aza sakanana ny fo raha misy mandondonana ka TIA sady TIAN-DRY. Mbola fianarana hafa koa zay e! Ary aza manaiky lembenana intsony fa raha manongo izy tonga dia tofiro totondry, raha mamelaka tonga dia daka be, outssah! Ary mihomehy kely aloha zaiiiiii:-D tsy rasina arabakiteny io lazaiko io an! sao matiny ao manandrakandrana azy ao.
23. Lalah ( 15/12/2006 21:58)
Misy adinoko, ilay mitia koa tsy midika hoe omeo azy daholo ny fo sy saina sy ny rehetra, ny lhl koa manko tsy manao reciproque an ilay tantara no tena mampakrizy aminy.
Ty toro-hevitro rehefa miaraka aman olona ndry aoriana kely ao, aza hivakiana loha be fa ataovy hoatran ny normal foana ny fiainana, plus indry tsy mieritreritra azy, plus is mitady affection amindry. dia haindry ny contrairen io. Ataovy otran ny zaza mena vava ao ange io e! hmmmmmmmm hitandry ny matsiron-dry. Ilay miodina fotsiny no fadio.
24. fijo ( 16/12/2006 05:44)
eto ny valiny dia tsotra,minonoa fotsiny ihany.
25. naritsimba ( 16/12/2006 18:06)
Ny tsotra indrindra dia ny: VADY ANDEFIMANDRY, ao am-pandriana milamina ho azy .
Tonga miaraka no fahasambarana, miasa miaraka no fahombiazana.
26. soanja ( 17/12/2006 04:48)
naritsimba:

Ny tsotra indrindra dia ny: VADY ANDEFIMANDRY, ao am-pandriana milamina ho azy .
Tonga miaraka no fahasambarana, miasa miaraka no fahombiazana.


Hafahafa be izany fipetraky ny hevitr'i Naritsimba eto izany. Sa ve zany no...:D


27. naritsimba ( 18/12/2006 06:16)
soanja> na inona na inona zavatra mitranga eo @ mpivady, dia araka io hoe ANDEFIMANDRY io dia rehefa matory ny mpivady dia mifandefitra hatrany sa tsy izany ry soanja.
28. soanja ( 18/12/2006 07:07)
Ekena dia ekena ry Naritsimba. Io no antsoina hoe harmony.
29. melody ( 18/12/2006 23:44)
Hoy i fijo
eto ny valiny dia tsotra,minonoa fotsiny ihany.

Inona akia no tiandry lazaina ry fijo?:wink:
30. naritsimba ( 19/12/2006 05:26)
Matoa misy ny tsy fifanarahana eo amin'ny mpivady dia tadidio ihany koa ilay fitenenana hoe: Ny Vy tsy mikitrana irery.
Raha vao tsy ampy ny fifandraisana dia tonga ny fampirafesana, izany hoe tsy ilaina ny manao ankoholahy maro an-drova ka samy te haneno avokoa, na manao vazaha fito an-trano ka samy te ho lohany.
Hoy ny Soratra Masina:
Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo tahaka ny anekena ny Tompo. Fa ny lahy no lohan'ny vavy, dia tahaka an'i Kristy koa no Lohan'ny fiangonana*; ary Izy no mpamonjy ny tena.Fa tahaka ny aneken'ny fiangonana* an'i Kristy no haneken'ny vavy ny lahy koa amin'ny zavatra rehetra. Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, dia tahaka ny nitiavan'i Kristy ny fiangonana* ka nanolorany ny tenany hamonjy azy, mba hahamasina azy amin'ny anadiovany azy amin'ny rano fanasana amin'ny teny; mba horaisiny* ho an'ny tenany izany ho fiangonana malaza tsy misy pentimpentina, na fiketronana, na izay toy izany, fa mba ho masina sady tsy misy tsiny izy. Dia tahaka izany koa, ny lehilahy tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ihany. Izay tia ny vadiny dia tia ny tenany. Fa tsy mba nisy olona tsy tia ny nofony, fa mamelona sy mitaiza azy, dia tahaka an'i Kristy amin'ny fiangonana*; fa momba ny tenany isika. Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hiray amin'ny vadiny, ary dia ho nofo iray ihany izy roroa .Efesiana 5:22-31

Raha voahajan'ny rehetra tsara io dia ho foana ho azy ny fampirafesana, ny hitako mantsy dia matetika ianareo vehivavy dia tena tsy mifidy teny avoaky ny vava rehefa tonga izay fotoana izay.
31. stefy ( 20/12/2006 14:04)
ho valiako tokoa ny teninao hoe "makanesa aty àko fa za mampiadana"tsoriko @nao anefa fa ts vao izao aho no nahalala lehilahy,fa maty ho vavan'ny maty an-drano fotsiny aloha ra ny fahazoajo azy e!aza maka lagy an!hevitra ny ahy .:D:oops:
32. olomalaza ( 16/01/2007 09:37)
steffy:
Mba mila vahaolana avy a tsika ny tenako ny tokony atao


ny vahaolana re dia ny fampirafesanao kou a!! ra nisy nampijaly anao dia mety tsy fanahiniany iny fa tena sendran'ny tsy nampoizina izy ,d aza mieritreritra houé refa misy mikôty anao d hivady ny dikany, tsia dia tsia, fomban'ny hendry ny manadiady, ka ra misy tinao na kely fotsiny ara d tairo alou , avy eo mieritreritra,ra mety d tsara , nefa ra misy sendra tratry ny tsy nampoizina indray ny 1 amin'areo de tsy mety ndray, sssshhhh tena tsy izy mintsy zany vahaolako zany, aoka ihany e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1119