ho avy ny gym bacc

1. stefy ( 16/05/2007 07:34)
ho avy ny gym bacc ry reto fa ba tokony hikotrana daholo isika mpanala bacc,fa ny theorie tsy hay tsony,ary marina ve fa akoatra ireo tsy afaka manao ny gym fa maray na inapte na dispenser de oe hakamoana hono, ahoana ny hevitrareo momban'izany.:P:P:P:P rehefa mihazakaza reto nareo de ba sady mihira le hoe "ANDAO HIAZAKAZAKA" hitety ny tontolo......
2. kally ( 16/05/2007 08:38)
Ny ahy ilay ho safotra rehefa avy anao 800m no tsy te hahita aho!:lol:
3. nathie86 ( 16/05/2007 09:18)
akamona io ra ts marary enao, ts aleo ary miazakazaka toy izay ianatra zvt BDB eo. Ts maasafotra izany ra tsy diso manao exes b lĂ´tra mitady ho voalohany nefa ny hozape tsy mahavita:-D
4. kelly13 ( 16/05/2007 09:50)
hahahaha mapatsiaro t@ za nanao gym bacc zany, vitako ny 1 tour sy tapany fa noreveko mande tsotra ny ambiny, hahahaha, nahatoraka 13.5/20 ny tenako t@ zay! ny essentiel tsy mi abandonne ono e! d mahereza doll ze hanala bacc @ ty e
5. ikaretsaka ( 20/05/2007 13:17)
io mi crame sy miandry miniotra farany io foana no mahavoa..
zany gym bacc izany raha ara kotrana dia any @ sport no ikotranana azy hatr@ kilasy ambany ..tsy asiana taintaina akory ilay izy avy eo raha efa tany dia nikotrana..
ohatran'ny routine fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4814