Namana nandrary nivadika fitiavana!

1. xxx ( 17/01/2007 10:42)
Nifanarahanay hoe: mpinamana! nefa indrisy fa lasa tia azy aho! Fantany fa lasa diso nifikitra azy aho dia nanomboka niatakataka moramora izy! Dia izaho izaho no minjaly fa lasa manana fitiavana ho azy aho!Ny fiainako lasa niova satria hita hoe:TARA!Izao nandrary nivadika ny tantara fa tsy misy tohiny intsony!=((
novalian'i vale ny 22/01/2007 12:47
2. Fiffi ( 17/01/2007 11:18)
ka le fo tsinona tsy azo baikohina koh ! io fitiavana io manko nga azo hatao hoe an3 fotsiny zao ? rehefa tonga izy tsy mandom-baravarana de zay...saingy nga tsy azonao lazaina aminy fa tara aminy ianao ?
heu......raha toa moa ka tsy tiany zany satria iny izy lasa nihatakataka de mitadiava olon-kafa koh ...
3. xxx ( 17/01/2007 12:39)
Indrisy manko! Efa nirediredy t@aho dia tonga izy niteny t@ko fa mpinamana fotsiny satria izy mbola maratra ny fony ka sarotra aminy satria izy ary mbola tsy fantany izay misy azy:oops:Mampalahelo ahy izy satria hitako fa very ny sainy!Fantatro tokoha ny mahazo azy!Tsy manome tsiny azy aho satria efa nandalo teo koa aho:!:Faly aho satria manana namana azy!Ny fiainako rehetra noho miova! sainga indrisy tsy naharitra ela dia rava=((
4. fasaly ( 17/01/2007 12:59)
toa kobokoboka indray ity xxx ity izany:°):-w
fa na izany aza , aza malahelo fa ny ho tiavina anie bdb e!:wink:
5. sitlo ( 17/01/2007 15:29)
xxx> Tsy misy tsy tara fa mahaiza foana mijery alavitra.
6. xxx ( 17/01/2007 15:38)
Atao ahoana moa fa efa nivadika ny taona ary ohatran'izay koa noho nataony ahy! Ny lasa momba ny lasa!:arrow:
7. sitlo ( 17/01/2007 16:21)
Kay filma efa tapitra ko. Aleo marina ny lasa homba ny lasa.

Ary rehefa manao xxx dia jereo tsara ny tsipeli-teny fa manjary mora kobo kely. :°)
8. kelly13 ( 17/01/2007 16:53)
fa iza i xxx eto ry sitlo? amiko mantsy d enao no xxx hhihii
9. cutie ( 17/01/2007 17:08)
:-D:-D:-D:-D
10. sitlo ( 17/01/2007 17:22)
kelly133> lazaivo fa izaho daholo eh
11. fasaly ( 17/01/2007 17:43)
:-D:-D:-D:-D tsy i sitlo kosa io e fa fatako io manao xxx io fa lay diso tsipelina toundé de haiko:°)
12. xxx ( 17/01/2007 17:45)
fasaly :*
13. diamondra27 ( 17/01/2007 18:42)
ary lazainareo fa sitlo foana wa le xxx isaky ny misy dinika e

14. fasaly ( 17/01/2007 22:54)
ka i xxx: ,no spesialista am sitlo:°):°):°)
15. sitlo ( 18/01/2007 00:57)
mersi diams, izy lehibe izany ataonao izany.
16. fasaly ( 18/01/2007 06:56)
nefa mou xxx dool ny oul ato o!:°);-)
17. xl ( 18/01/2007 09:16)
aleo mpinamana mandrakizay toy izay miray indray
18. xxx ( 18/01/2007 12:41)
Misy maharatsy azy ary ve raha toa ka tia ilay olona fa efa nampilaza fa mindranona ho mpinamana izay tsy misy ny faniriana hoe ho alaiko vady ianao na hoe tsy maintsy misy fanerena ny atao rehetra! Fiainana efa sarotra ity ka mbola ho sarotinana:-*
19. vale ( 22/01/2007 12:47)
xxx: nandrary; mindranona?:roll::-D:-D:-D:-D:-D::wink:

... fomban-javatra izany fa aza malahelo , rehefa tsy réciproque de aleo aza tsy misy lay fitiavana :P, tadidio fa izao fotsiny enao no mahatsiaro malahelo sy mijaly fa mbola tsy nahita solony, fa hitanao eo avy eo fa ho afaka io alahelonao io. Ny fanafodin'ny fitiavana hono dia fitiavana ihany! :P:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5867