Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 16/01/2007 06:16)
Ny nofy
Miarahaba ny rehetra, Ny nofy ve misy fiantraikany eo @ fiainana sa nofy dia nofy fotsiny iany? ny tiako anotaniana dia izao, nanonofy ratsy be aho hoe maty ny zanako fa rehefa nifoha nefa aho dia ... tohiny
novalian'i niryna ny 23/01/2007 06:10
pavazah ( 16/01/2007 04:13)
hangataka hira
manao ahoan daholo o mba mangataka ny tonokiran'i MELKY PAZZAPA ianao no tiako misaotra mialoha... tohiny
Robert ( 15/01/2007 22:12)
Businessman ou Politicien ou Dictateur? Ra-8
""On peut dire que Ravalomanana s'est enrichi beaucoup plus que son prédécesseur"" Richard R. Marcus, professeur de sciences politiques à l'université de Huntsville (Alabama) Mais, alors que Ratsi... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:28
xxx ( 15/01/2007 20:19)
CPK
Nasaina nanao analyse aho, dia ny CPK izany hono no ambony (300 UI eo ho eo). Inona kay no dikan'izany ? Inona no mety ho vokany . Ny olako dia manao crampes matetika be aho dia nsain'ny Dr nanao anal... tohiny
novalian'i robin ny 04/02/2007 16:52
fasaly ( 15/01/2007 20:14)
nyrina
ary i nyrina wa toa mahita sizé apoaka foana e! fa angamba tena mireirtreritra isan'andro ny forum foana sa ahoan??????:wink::°) ... tohiny
novalian'i fasaly ny 23/01/2007 22:08
ignacio ( 15/01/2007 18:08)
ilay mosoara
Mba alefaso kely ao @ maximmy13@hotmail.fr ny tonokiran'"Ilay mosoara" raha misy any ho any, dia misaotra mialoha. Mazotoa!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 18:36
pipiso ( 15/01/2007 16:51)
koleo sereo
sao dia mba misy manana ny tononkiran'lé koleo sereo an'i mia kay misaotra indrindra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/01/2007 14:36
Fiffi ( 15/01/2007 16:41)
Hiran'ny SERASERA
Lasa hoa ny heritreritro hoe fa maninona kay raha mba hasiana hiran'ny serasera ? Zany hoe misy hira iray de henaran'ny mpikambana eto @ sera2 na ohatra hoe foronina io hira io de alefa ao @ rad... tohiny
novalian'i caprio ny 24/01/2007 12:48
diamondra27 ( 15/01/2007 12:30)
KAMINI & MARLY-GOMONT
Samy nahalala angamba isika fa nahazo succès be mihintsy i Kamini t@ le hira rap navoakany t@ web iny. Ny zava-niseho anefa dia nisy nangalatra ny panneau an'ilay commune MARLY GOMONT avant ny noël... tohiny
ronaldo09 ( 15/01/2007 11:28)
Ligue des champions:Huitièmes de finale.hafana izy ity
Tot. Aller Retour PSV - Arsenal 20/02 07/03 Real Madrid - Bayern 20/02 07/03 Lille - Man. United 20/02 07/03 Celtic - Milan 20/02 07/03 Inter de Milan - Valencia 21/02 06/03 Porto - C... tohiny
ronaldo09 ( 15/01/2007 10:38)
afaka kelikely dia vehivavy no hifehy an\'izao tontolo izao
Amizao fotoana izao aloha dia toa efa miova ny rivotra politika eran-tany ,hita lany fa mitombo isa ny vehivavy lasa filoham-pirenena na koa praiminisitra!Ny an-dry zareo anglisy moa dia tsy asian-te... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:29
xxx ( 15/01/2007 09:45)
shut
henoy ilay hira 2 farany @ playlist ao @ "Music" www.alisoa.multiply.com dia aza mba aparitaka azafady satria toa mbola tsy nivoaka akory ireo hira ireo!!!... tohiny
novalian'i cutie ny 16/01/2007 22:46
kitjo ( 15/01/2007 09:42)
tena biby!
dia tena biby mihitsy angamba itony fa tsy olona tsony.... tokony tsy avela maina mazao tony fa apetraka eo @ 13mai samy manisy daholo zay mandalo... tsy mahazaka an le :@:@:@ ngamba http://w... tohiny
miarina ( 15/01/2007 09:19)
Vehivavy Be Resaka
Matetika izany henoko foana hoe ny vehivavy be resaka raha miohatra @ lehilahy. Rehefa jerena tokoa ny olona be point indrindra isambolana dia vavy daholo ankoatrany olona iray... tohiny
novalian'i vale ny 22/01/2007 19:09
zizi ( 15/01/2007 08:42)
izaho ihany ve no...
Hono ho aho, izaho ihany ve no tratran'ity problème ity androany ? Avy nanao installation Microsoft internet 7 aho, avy eo nanokatra boite mail yahoo.fr na it dia bloquer tsy mety misokatra, ny pseud... tohiny
novalian'i sitlo ny 15/01/2007 18:47
kitjo ( 15/01/2007 08:09)
Ramanavy!
[img]http://img221.imageshack.us/img221/8506/070108batsuckerbv1.jpg[/img] vao hita tany Dago hono io...kanefa io ange izao mety hitan'ny olona isan' andro fa tsy misy mahalala e! za aloha efa nihi... tohiny
novalian'i melody ny 25/02/2007 13:48
LazaDaddy ( 15/01/2007 04:54)
kristianina?
Tena gaga aho rey olona noho ny tranga hitako tato ho ato. Ny olona tafasiry amiko rehetra dia fantariko foana aloha na mino an'i Kristy na tsia, mba ahaizako miresaka aminy araka ny tokony ho izy. ... tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 12:51
lapino ( 15/01/2007 01:37)
Ntsonaleeee
Mahafatifaty nge zany raha zazakely http://www.dailymotion.com/bernynab/video/xk9yg_syd-the-kid-hilarious-comedianne =D=D=D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 21:49
niryna ( 14/01/2007 20:55)
Fiainana andavanandro mety hanampy antsika
Be ny zavatra izay mety ho kely kanefa manampy antsika. Akanjo voan'ny siligaoma na dovay,rarahan'ny menaka. Trano feno moka ka tsy tiana ho kakerin'ny moka ianao,inona no tokony atao. Zavatra hia... tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2007 20:29
rataolana ( 14/01/2007 20:30)
sali daolo e
Manaon daolo e!... Tratry ny taona daol e!.... Okay rataolana...:P... tohiny
novalian'i simplex ny 22/01/2007 21:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.2276