Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 11/01/2007 17:24)
sadam
8)salama daolo,aza mivaky loha intsony fa izay eo dia eo fa refa tsy mahay mitondra dia atao toy sadam e,ary amin'ny sisa aleo njakatiana no atao filoha fa izy no hiraisan'ny vahoaka rehetra:-D... tohiny
miarina ( 11/01/2007 15:05)
Resaka papier
Mba saika hanotany aho. Ny société hiasako dia mikasa hampiditra olona etranger hiasa. NY resaka taratasy administratif sy ny sisa tsy misy olana fa ny saika hanotaniako ary ny tianay ho fantatra di... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/01/2007 15:09
bazylou ( 11/01/2007 14:40)
mba pretentieux
koa ity sarkozy ity!! izy koa hon hanao ohatran'i Chirac !!... tohiny
novalian'i mirana5 ny 22/02/2007 09:46
lailosy ( 11/01/2007 14:06)
Ny Ainga fitiavako masika
Salut . Mba omena kely io tonin'io hira io azafady . mercie... tohiny
novalian'i tafita ny 01/02/2007 15:13
way ( 11/01/2007 13:53)
poopy
Bjr, Soa dia mba misy manana le hiran'i Poopy we 'tsy hahita' moa izy teo !! D'avance merci e !... tohiny
novalian'i simplex ny 11/01/2007 13:59
xxx ( 11/01/2007 13:51)
foufoune
mila fanampiana reto a, efa manao douche in 4 isanandro, efa misasa am gel intime, fa mbola misy fofona iany ny foufoune, inona no atao?... tohiny
novalian'i kama ny 08/02/2007 07:39
arajech ( 11/01/2007 13:33)
Mba magataka tonokira an'i Mahaleo
Mitady ity tonokira Mahaleo ity izay manana " NILAOZAN'NY TIANA " misaotra mialoha !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/01/2007 11:03
bazylou ( 11/01/2007 13:21)
aleon'ny fanjakana manafatra tablier vita sinoa
toa izay hanome asa ny mpanjaitra eny antsena !! mety ka!!... tohiny
novalian'i niryna ny 27/01/2007 04:41
xxx ( 11/01/2007 13:00)
fa maninona kay no mikiakiaka ny sipa e?
Ny mbola tsy azoko mandrak'ity ny androany dia maninona no mamoaka feo ny sipa na misento loatra rehefa manao fitiavana?Marary ve?Hoy aho hoe tsy de izay loatra !Ankafiziny ve ?hoy indray aho hoe dia... tohiny
novalian'i apache ny 14/04/2007 06:19
rakaroka ( 11/01/2007 11:32)
O ry Tompo tianay!
Sao misy mahay ny tonony miaraka @ accord?... Dia misaotra mialoha... Toa iny hira iny no [b]mahamanina[/b] nampahatsiahivin'i Pissoa:("Hoy ilay hira tiako be izay (tsy haiko raha tadidin'i Soanja :... tohiny
novalian'i pissoa ny 14/01/2007 16:51
kambanaprod ( 11/01/2007 09:33)
Mitady olona mahay mitendry instrument afakamanangana groupe
Mitady batteur soliste bassiste indrindra fa choriste sy lead vocale valio @ kambanaprod@yahoo.fr fa maimaika ihany e de misaotra mialoha... tohiny
novalian'i tintin ny 24/01/2007 07:44
simplex ( 11/01/2007 09:19)
bonannif booboo :)
Na dia mety ho voahombo afaka fotoana fohy aza ny tenanay d tsy maintsy soratana ihany ity: hu hu hu bonannif booboo kely :-*;-) arabaina tratry ny tsingeri-taona nahaterahana, d mirary soa sy f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/01/2007 18:59
Ankazomanga ( 11/01/2007 07:57)
Ilaina ve ny mampirafy?
Raha ny hevitro manokana aloha dia hita fa tena mamoafady ho an'ny vehivavy raha mampirafy ny vadiny; nefa raha mba fantany moa ny antony. Tsotra ny antony; rehefa mandeha ny volana sy ny taona, mety... tohiny
novalian'i volatil ny 19/03/2007 16:27
fannah ( 11/01/2007 07:36)
mba mila namana eh
tsy mifidy aho na lahy na vavy.te hifanerasera @olona be dia be fotsiny ah .tsy mijery sranga na zvatra hafa.mba mitady olona te hanana namana fotsiny ah. misotra:P:°)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 09:41
kala ( 11/01/2007 07:28)
gatô mpanasaraka
Nisy gatô 03 (na tsy gatô aza dia tsy maninona fa izay no tiako ê!):-D :-D teo ambony latabatra. Andramo ange ê! mamy be ô :twisted: Nasain'ilay reniny nalain'ny zanany ny iray hataony goûter... tohiny
novalian'i onjah ny 19/01/2007 19:11
xxx ( 11/01/2007 05:54)
Mitady billet mora USA /TANA ?
Sao dia mba mahita hevitra fitadiavana billet mora miala USA/TANA ianareo? Na ET izany na miantso ny agence.Nanandrana niantso ny Air France aho fa lafo ary indraindray mivarotra varoboba ny agence iz... tohiny
novalian'i Papoose ny 07/02/2007 22:31
ratonga ( 11/01/2007 01:56)
L Express du 11-01-2007
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=4369... tohiny
novalian'i kelly13 ny 15/01/2007 18:52
xxx ( 11/01/2007 01:19)
mpangalatra vam
[u]ralehilahy:[/u] teo ho eo amin'ny 10 metatry ny tomobilako teo aho tompoko no nisy nangalatra ilay izy. [u]polisy:[/u] hitanao ve ny endrik'ilay olona? [u]ralehilahy:[/u] ananan ka, tsy hitako fa... tohiny
bazylou ( 11/01/2007 00:09)
dia faly ny hividy
ny an'ny olona foana ve isika sa mba rahoviana vao hahavita zavatra amin'ireo injeniera informatika ao antanana ireo ?????:?::?:... tohiny
novalian'i bazylou ny 07/02/2007 00:45
bazylou ( 11/01/2007 00:02)
ny vhv gasy
indraindray kamo velonabe izany!! na ny aty andafy nany any Mada!!ny aty izany moa miseho milay daholo nefa tsy misy mamely abyyyy!!aleo ihany ry tsamy maka vazaha!! ilay sipa gasy toa tsy hamely mihi... tohiny
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 01:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0421