aleon'ny fanjakana manafatra tablier vita sinoa

1. bazylou ( 11/01/2007 13:21)
toa izay hanome asa ny mpanjaitra eny antsena !! mety ka!!
novalian'i niryna ny 27/01/2007 04:41
2. simplex ( 11/01/2007 13:37)
* voalohany aloha raha ny fanjakana no mampanao zavatra dia tsy maintsy atao par appel d'offres ny adjudication. Ny dikan'izany izay manome prix tsara sy qualites tsara no raisina. Ka raha toa ka ny sinoa v plus competitifs @ zavatra atolony rehefa natao ny kajy, in no olana.

* faharoa, io dia fanomezana (dons) avy any @ governemanta sinoa. Ka ny tena omena indray ve no hiavonavona.
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?ART=21433&JOURNAL=1100
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=4196

ary aza dia mitsikera fahatany moa fa mba eritrereto ihany ny zavatra lazaina e.
3. bazylou ( 11/01/2007 14:30)
tsy maitsy mitsikera satria raha omena T.. atao don ve ianao dia handray ??!! dia izay tablier ve rangahy dia afarana ,na ko aomena don!! fa angaha efa tsy mitafy intsony ianareo ao Dago ao???

Dia inoa ary nytambin'ilay don aloha e:!:::?? inona ;;tsy misy don gratos izany ry tsamy a!!^^^^^^
4. Fiffi ( 11/01/2007 15:09)
bazylou:
tsy maitsy mitsikera satria raha omena T.. atao don ve ianao dia handray ??!! dia izay tablier ve rangahy dia afarana ,na ko aomena don!! fa angaha efa tsy mitafy intsony ianareo ao Dago ao???
taiza no mbola nisy DON NAFARANA ry bazyl ? Aminao zany ny don omen'ny olona de T ??? raha izany de tairo aza mba omeo tablier ireo mpihanatra fa aza mitsikera lava zao eh ! nareo sady tsy manomé , no tsy manaiky omena no tsy......shhhh !


5. soasoafy ( 11/01/2007 15:10)
Marary fo @zany eoeanao fa ny lalàna tsy maintsy tohizina e!!!!Rahaenao aza ve no mis mandray cadeau tsy ho raisinao fa enao ko mba b resaka eo,ary enao ary angamb tsy handray raha omena T.. ka maika fa fanjakana matanjaka sy mahery io ve de handray T.. fa amboary ny saina mba mivoatra @zay fa aza ny gaboraraka t@ andron'ny Tonton-nareo.. Rehefa tsy te ho ambany fifehezan'ny bôgôsy de mandehana mitsoa-ponenana ohatra ny akamanareo e, fa raha mbola mijanona eto dia tsy maintsy manaraka ny reviny de mahaiza mitsikera fa tandremo sao tratran'ny gros coeur an! Veloma e!!!!
6. bazylou ( 11/01/2007 15:11)
hita fa don nafarana ireo !!! milaza indray raha tsy nafarana avya ny sina ireo!! dia lazao aho ary hoe inona ary no tambiny e!!
RAha 100 000 tablier izany ataon'ireo mpanao zaitra tanana sy eny an tsena !! tena solidarite nasionaly fa tsy omenn'y sinoa T... dia faly ery!!
7. Fiffi ( 11/01/2007 15:15)
soasoafy: de io izy tsy mandray zany fa de T zany aminy.....
8. bazylou ( 11/01/2007 22:51)
le bogosinareo toa be fialonana an'i darola fotsiny no adiny koa!! dia hisy kung fu indray izany hifamely aminy satria efa vonoa ko any TTS,MTS toamasina tonga saina e!!!!!
9. Robert ( 14/01/2007 21:39)
Aza mba miteniteny foana izany hoa bazyl, tena ohatra ny zazakely sa tena efa lasa adala...

Tsy hoe resaka tsy mitafy ny ankizy Malagasy, fa anisany motivation sy encouragement ataony Fanjakana hoany Ankizy mpianatra Malagasy ireny Tablier sy kit scolaire ireny. Ny tanjona anie de mba hampitombo ny isany ankizy mianatra mba handresana ny habadoana. INONA NY MAHARATSY izany, bazyl?

Fa ny tsikera tokony hipetraka de hoe nisy appel d'offre ve ireny raha nafarany fanjakana tokoa, ary raha DON, ny tambiny ahoana? Mety ho betsaka kokoa ny Sinoa hi-immigré any DAgo de ahazo Nationalité Malagasy na koa Miandry tataka marché na exploitation resource naturelle any @-tsika ny kely maso.
10. bazylou ( 16/01/2007 00:19)
Efa ela no nilaza an'ioteo fa ianareo tsy dia mahazo resaka e!!
Tsy resaka motivation mihitsy io amiko fa fanomezana vahana ny sinoa sy ny peta tokony satria te haka ny saosin'dry zareo le8 !!!!

NAHOANA RY TSAMY NO TSY NY TEO AN TANANA NO NOMENA IO MARCHE IO HAMPORISIHANA IREO MPANJAITRA KELY MADINIKA ??? AMIN'IZAY DIA MBA KARAZAN'oLONA ROANO HOFALY, NY ANKIZY HIANATRA SY NY MPANJAITRA!!ARY NY OLONA FAHATELO DIA NY ORINASA TOA ANDRY CNAPMAD SY PAPMAD MANAO NY KOJAKOJAN'NY FAMPIANARANA!!!!

Ny don omena fotsiny aloha tsy misy izany e!! :-D:-D na aiza io na aiza ary na inona io na inona..Krismasy aza mbola mila hendry nyankizy vao mahazo kilalao!!
11. Fiffi ( 19/01/2007 08:05)
manaova don ho azy ireo aza ry bazylou an !
12. niryna ( 27/01/2007 04:41)
soasoafy:

Marary fo @zany eoeanao fa ny lalàna tsy maintsy tohizina e!!!!Rahaenao aza ve no mis mandray cadeau tsy ho raisinao fa enao ko mba b resaka eo,ary enao ary angamb tsy handray raha omena T.. ka maika fa fanjakana matanjaka sy mahery io ve de handray T.. fa amboary ny saina mba mivoatra @zay fa aza ny gaboraraka t@ andron'ny Tonton-nareo.. Rehefa tsy te ho ambany fifehezan'ny bôgôsy de mandehana mitsoa-ponenana ohatra ny akamanareo e, fa raha mbola mijanona eto dia tsy maintsy manaraka ny reviny de mahaiza mitsikera fa tandremo sao tratran'ny gros coeur an! Veloma e!!!!



Gggayyy;-);-)tena mamely be +miaraka fo mivonto'kty:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0867