sadam

1. xxx ( 11/01/2007 17:24)
8)salama daolo,aza mivaky loha intsony fa izay eo dia eo fa refa tsy mahay mitondra dia atao toy sadam e,ary amin'ny sisa aleo njakatiana no atao filoha fa izy no hiraisan'ny vahoaka rehetra:-D
2. Fiffi ( 11/01/2007 17:49)
:roll:
3. xxx ( 11/01/2007 17:57)
i jaojaoby no arosonay mifanandrina @ njakatiana. 1er tour de vita koah !!
4. xxx ( 11/01/2007 18:46)
xxx,xxx,xxx,xxx,xxx,xxx,xxx,con
5. xxx ( 11/01/2007 19:05)
XXXL daholo
6. xxx ( 11/01/2007 19:30)
Ratsy zany njakatiana zany fa aleo francia e
7. xxx ( 11/01/2007 20:25)
An3, ratsy zany francia zany fa aleo Erick Manana e ! :-D:-D:-D
8. Fiffi ( 12/01/2007 06:29)
inona ary ity ? :roll:
9. xxx ( 12/01/2007 13:19)
Ka tsy aleo Bodo, sa le firan'i Jerry no tianareo?:lol::lol:
10. xxx ( 12/01/2007 13:22)
dain, aleo Terakaly :-D:-D:-D
11. xxx ( 12/01/2007 13:25)
:@:@:@daholo
12. xxx ( 12/01/2007 13:32)
Ramisilison be sigara :@:@
13. xxx ( 12/01/2007 13:46)
tempo gaigy ary e
14. xxx ( 12/01/2007 20:36)
Rossy no tana izy (l)
15. xxx ( 13/01/2007 05:46)
:-ovonoina toy i saddam-hussen vé izany izay tsy mahay mitondra e:!:
16. vegas ( 17/01/2007 16:40)
Iza no nilaza aminareo fa noho ny tsy fahaiza mitondra no namonoana an'i Saddam? Diso be mihintsy anie nareo zany e!
17. xxx ( 17/01/2007 18:55)
:idea:matoa ny vahoaka mijaly dia noho ny pitondra mazava ho azy,izay angamba no mahatonga io olona io milaza hoe atao toy sadam izay tsy mahay mitondra ny fianam-pirenena:!:
18. xl ( 18/01/2007 09:08)
sadam = ratsiraka
19. fijo ( 24/01/2007 23:34)
= tapaka ny lohany
20. BloodTitan ( 25/01/2007 16:20)
= loha mipitika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.853