sadam
1. xxx
(
11/01/2007 17:24)
8)salama daolo,aza mivaky loha intsony fa izay eo dia eo fa refa tsy mahay mitondra dia atao toy sadam e,ary amin'ny sisa aleo njakatiana no atao filoha fa izy no hiraisan'ny vahoaka rehetra:-D
répondu par BloodTitan le 25/01/2007 16:20
3. xxx
(
11/01/2007 17:57)
i jaojaoby no arosonay mifanandrina @ njakatiana. 1er tour de vita koah !!
16. vegas
(
17/01/2007 16:40)
Iza no nilaza aminareo fa noho ny tsy fahaiza mitondra no namonoana an'i Saddam? Diso be mihintsy anie nareo zany e!
17. xxx
(
17/01/2007 18:55)
:idea:matoa ny vahoaka mijaly dia noho ny pitondra mazava ho azy,izay angamba no mahatonga io olona io milaza hoe atao toy sadam izay tsy mahay mitondra ny fianam-pirenena:!: