Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx
(
09/01/2007 15:30)
tazopsine : tehaka ho an'ny IMRA
http://www.sabcnews.com/sci_tech/science/0,2172,141077,00.html
[quote][b]New molecule isolated[/b]
Members of the scientific team, including Philippe Rasoanaivo of the Malagasy Institute of Applie...
suite
répondu par Fiffi le 16/01/2007 18:49
noufah59
(
09/01/2007 15:25)
taratra hazavana"RICKY"
bjr daôly!!!
meilleurs voeux pour cette nouvelles années.
d'avance merci....
suite
répondu par cutie le 10/01/2007 21:13
ronaldo09
(
09/01/2007 14:05)
ho anareo zay efa nanandrana:iza no matsiro kokoa?
Miala tsiny aloha fa somary mivatambatana sady resa-dehilahy koa moa izy ity:o ry bandy akama isany a!Ho antsika izay efa nanandrana iza no tena matsiro kokoa sipa mainty hoditra ve sa sipa mavo hodi...
suite
répondu par volatil le 19/03/2007 16:48
ronaldo09
(
09/01/2007 13:57)
vehivay nahita fianarana avy aty ampita rehefa mody any Dago
Nandeha ny resaka taminay samy mpiray tanindrazana rehefa nisy ny korana sy ny fiaraha-misakafo ny 01 janvier teo.Dia nisy sipa anakiray niteny hoe tena gravy ny hanjo rehefa tonga any dago satria t...
suite
répondu par fasaly le 17/01/2007 12:53
ronaldo09
(
09/01/2007 13:48)
lehilahy mampirafy sa vehivavy mampirafy no tsara?
Ao amin'ny fiaraha-monina malagasy dia tena voakiana mihitsy ny vehivavy raha vao mampirefy ,ary tena voailikilika eo anivon'ny fiaraha-monina.Mifanohitra amin'izany anefa raha lehilahy mampirafy sa...
suite
répondu par olomalaza le 24/01/2007 11:57
ronaldo09
(
09/01/2007 13:06)
Kabarin'andriamatoa filoha!
Ela izay tsy nidirana teto amin'ity sehatra ity izay ka aleo miditra raha mbola tsy tezitra amiko ingahy webmaster!
Tamin'ny kabarin'ny filoha t@ 05 janvier teo dia ireto ny zavatra ohatry ny nanai...
suite
répondu par xxx le 18/01/2007 12:32
kallie
(
09/01/2007 11:50)
bonané e
http://www.wideo.fr/player/?csig=iLyROoaftYP8&previous_sig=iLyROoaftJrH&action=next_video#a_playlist...
suite
répondu par Fiffi le 12/01/2007 06:37
xxx
(
09/01/2007 07:53)
ny fanehoam-pitiavana eo amin'ny olon-droa
Miarahaba antsika mpikambana rehetra!!!!!
Moa ve misy fahamarinany fa hoe rehefa maneho fitiavana be amin'ny lehilahy hoe ny vehivavy dia mampifilafila ilay lehilahy , nefa atao ahoana moa ny fanafe...
suite
répondu par arialy le 17/01/2007 09:17
Fiffi
(
09/01/2007 07:46)
Calendrier Liturgique....
Raha jerena ny "calendrier Liturgique" dia hita fa tena maro tokoa ny zava-mitranga arahina mandritrin'ny taona ......saingy maharaka an'ireo ve isika ?
Sao mba misy afaka manazava hoe inona marina ...
suite
répondu par niryna le 14/01/2007 19:43
rabaradaka
(
09/01/2007 06:00)
Indraindray miala maina
Miarahaba ny mpiandraikitra sy ny mpiserasera. Tamin'ny faramparan'ny taona teo sy vao tsy ela koa izay dia tsy azoko mihitsy ny fifandraisana amin'ny serasera, na na azo aza dia tsy mety lasa ny hafa...
suite
répondu par Zina le 23/01/2007 01:21
faralisy
(
09/01/2007 05:55)
Fangatahana tononkira
Manaôna daôly de arahabaina nahatratra ny taona vaovao ianareo namana rehetra, ialako tsiny raha zao vao afaka miaraha , mino aho fa tsy hisy tsiny satria hoy ny Ntaolo hoe : "Aleo tara toy izay tsy...
suite
répondu par Fiffi le 09/01/2007 06:18
colar
(
09/01/2007 05:36)
mangataka la gazette dgi
zay mba afaka mampiditra article ny la gazette re d mba omeo azafady ndrindra e,misaotra mialoha...
suite
répondu par Fiffi le 13/01/2007 21:24
xxx
(
08/01/2007 23:57)
Fivavahana, finoana
[img]http://www.pen.k12.va.us/Div/Winchester/jhhs/math/humor/comics/computer/god.jpg[/img]...
suite
répondu par cutie le 23/02/2007 20:06
bazylou
(
08/01/2007 23:00)
tokony hody amin'izay ianareo nifidy
ra8 fa mahazo valisoa hono, indrindra fa ny ao antananarivo rehetra!!...
suite
répondu par Fiffi le 09/01/2007 18:06
bazylou
(
08/01/2007 22:42)
mety ho tafidina
ho 11000fmg hono ny devika f tongan'ny volan'ireo mpanao petrola!! dia rehefa lany ireo dia miakatra 14000 indray izy avy eo!!...
suite
répondu par xl le 23/01/2007 07:27
bazylou
(
08/01/2007 22:40)
ny eto anie ry tezitra
olona anie efa voazanak'ilay 8 daholo , nefa ny mahagaga dia milefa aty amintsika daholo ry zalahy avy nifidy azy e!!
jereo fa ho feno indray izao ny oloa any ambany train d'aterrissage !!
Mody eto ...
suite
répondu par bazylou le 12/01/2007 23:37
ryan
(
08/01/2007 20:12)
tsy hay
manao ahona doly. Mba mangataka ny hiran'i Ambondrona kely azafady o! Misaotra mialoha...:P...
suite
répondu par Fiffi le 08/01/2007 22:19
saho
(
08/01/2007 17:21)
Fomba amam-panao fanaon'ny Malagasy @ resaka fasana
Raha misy mahafantatra ianareo hoe inona avy ny fomba amampanao fanaon'ny razambe malagasy rehefa manao fasana, rehefa manokatra fasana, rehefa misy maty, rehefa manamboatra na mikarakara fasana...
...
suite
répondu par BENEM le 15/04/2018 05:37
tezitra
(
08/01/2007 14:19)
bande des lâches où est -elle votre bravoure?
lany hono Ra8, ho an'ireo aty andafy nampandany na nifidy azy dia tsotra:
Rentrez au pays donc, le pays a besoin de vous ary olona azonareo antoka no mitondra azy
[b]vous voulez pas rentrer , h...
suite
répondu par lamie le 15/01/2007 19:18
kallie
(
08/01/2007 13:08)
star
http://www.wideo.fr/player/?csig=iLyROoaftYP8&sig=iLyROoaftJYA#a_playlist...
suite
répondu par Fiffi le 08/01/2007 22:21
