mangataka la gazette dgi
1. colar
(
09/01/2007 05:36)
zay mba afaka mampiditra article ny la gazette re d mba omeo azafady ndrindra e,misaotra mialoha
novalian'i Fiffi ny 13/01/2007 21:24
2. Fiffi
(
09/01/2007 06:29)
de miandry ireo namana afaka mandefa eto zany...de hisaorana azy ireo mialoha :)
3. 2gasy
(
09/01/2007 16:05)
colar:
zay mba afaka mampiditra article ny la gazette re d mba omeo azafady ndrindra e,misaotra mialoha
Tsy mazava : ianao ve mahay manoratra ka te-hivarotra articles @ LGDI sa ianao mitady identifiant sy mot de passe mba hahafahana mamaky hatr@ farany ny articles eo @ site ?
4. Fiffi
(
09/01/2007 16:25)
2gasy: misy namana eto mba mandefa ny vao2 avy @ io gazety io satria tsy maintsy abonné vao afaka mamaky an'io .....
5. colar
(
11/01/2007 21:41)
tsy hainao za ra2gasy a, refa tsy afaka manao enao d mangina,ary enao mintsy no mpigafy eto ra azoko tsara,za v mangataka d enao no tezitra,sady bmahay manoratra za noi manambola , fa mangataka serrvice,ndana lesy mankany am dinika zaridaina refa tsy mahita atao a,aolefaso lesy ra xxx ny articla fa hiaino an 2gasy eo v tsy hiakatra ny tension
