Calendrier Liturgique....

1. Fiffi ( 09/01/2007 07:46)
Raha jerena ny "calendrier Liturgique" dia hita fa tena maro tokoa ny zava-mitranga arahina mandritrin'ny taona ......saingy maharaka an'ireo ve isika ?
Sao mba misy afaka manazava hoe inona marina no tena dikan'loko isan-karazany @ fitondran'ny pretra io "écharpe" asa raha azo lazaina an'zany io fa tsy aiko ny mandika azy....
http://www.missa.org/calendrier_liturgique_03_15.php
http://gregorien.info/html/calendrier.html
http://eglise.eglisejura.com/index.php?p=151
novalian'i niryna ny 14/01/2007 19:43
2. Fiffi ( 09/01/2007 07:49)
Couleur liturgique violette
Couleur liturgique rouge
Couleur liturgique blanche ou dorée
Couleur liturgique verte (temps ordinaire)
zany hoe efa mba fantatro hiany ny antony ireo loko isan-karazany ireo fa misy hiany ny tsy azoko @ io . Ohatra indrindra le hoe "blanche ou dorée" io .
Misaotra antsika rehetra.

3. prime ( 09/01/2007 12:17)
Misy dikany tokoa io fa aleo aloha hanontany vao miresaka...
4. zandikely ( 09/01/2007 17:13)
Calendrier liturgique: Ireo katolika no manaraka an'io, ary misy dikany daholo ny couleur.

- Couleur violet: Temps de l'avent, du carême
-Couleur rouge: fête des martyres,
- Couleur blance: fête des saints qui ne sont pas martyres, fêtes de la vierge Marie, grande fête comme Noel, Pâques, funeral Mass ( auparavant on utilisait le violait voire même le noir mais désormais le ministre s'habille en blanc, couleur de la résurrection)
- Couleur verte : temps ordinaire
5. booboo ( 09/01/2007 17:17)
Ireo katolika no manaraka an'io


diso ! ny protestanta kounkou kah. Fa kou klou fa tsisy tadidiko aby hoe rehefa vani-potoana inona no mitondra loko izatsy na zaroa.
6. pissoa ( 09/01/2007 17:21)
Jereo perikopa :°) sa tsy zany tampoka moa :oops::-D:-D:-D
7. zandikely ( 09/01/2007 17:27)
Booboo: Jereo ny site nomen'io Fiffi io fa site catholique io, ary calendrien liturgique catholique io, fa nanomboka oviana ny protestant nankalaza Marie Immaculée conception?
Mety tehilaza angamba ianao hoe misy fiovaovana couleur koa amin'ny célébration liturgique protestant, zaho tsy manda an'izany fa nilazaiko eto dia ireo site naroson'i Fiffi io
8. booboo ( 09/01/2007 17:50)
Zandikely > marina fanitsianao ! zà tsy mpijery an'ireny jereo eto reny fa tondé dinganiko ...:oops::oops:

Pissoa > hihihihi any anaty perikopa marina misy ny lokon'ny toges entina sy ny dikany kay kouh...:°)
9. Fiffi ( 09/01/2007 18:20)
zandikely:
fa nanomboka oviana ny protestant nankalaza Marie Immaculée conception?
efa naheno an'io aho ary tena gaga fa hay ve eh ?


10. prime ( 10/01/2007 10:32)
Marina ny fanamarihan'i Booboo na ny an'ny katôlika aza no tian'i fiffi nitarihana ny dinika fa ny fiangonana hafa koa manana couleur lithurgique (protestanta, anglikàna...)... fa aleo aloha hanontany ihany...
11. xxx ( 10/01/2007 10:45)
Mbola misy manga fa tsy voalaza teo

asa na izaho no manafangaro fa izao no fahalalako azy (protestant)

manga : temps ordinaire
maitso : avent (fanantenana)
voloparasy : ankoatr'izay voalaza : voninahitr'Aa , ampiasaina koa rehefa misy maty
fotsy : fandraisana
mena : io no tena tsy tadidiko izao
12. Fiffi ( 10/01/2007 19:51)
misaotra anareo nanazava...Ny Tompo anie Homba sy Hitahy antsika rehetra lalandava.
13. niryna ( 14/01/2007 19:43)
zandikely:

Booboo: Jereo ny site nomen'io Fiffi io fa site catholique io, ary calendrien liturgique catholique io, fa nanomboka oviana ny protestant nankalaza Marie Immaculée conception?
Mety tehilaza angamba ianao hoe misy fiovaovana couleur koa amin'ny célébration liturgique protestant, zaho tsy manda an'izany fa nilazaiko eto dia ireo site naroson'i Fiffi io


Mbola tsy nahita an'io koa aho ry zandikely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2386