Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
johmic ( 07/01/2007 16:11)
valin'ny natao
saika mba hanagataka ny tononkiran'ny valin'ny natao. Misaotra tomppkp!... tohiny
novalian'i kitjo ny 17/01/2007 03:51
kally ( 07/01/2007 14:42)
Fa inona marina ary?
Dia variana ihany aho indraindray hoe fireharehana ve ? tsy fifanajana ve? Fahamaizana hiresaka fotsiny ka tsy miraharaha na azon’ny hafa ny tiana ho lazaina na tsia? Sa fisehoana ho tsy mahay miten... tohiny
novalian'i melody ny 18/01/2007 15:22
viviane ( 07/01/2007 08:00)
ny havako
Manao ahoana tompoko, Mba mangataka ny dikan ny hira NY HAVAKO an'i VOAHANGY tompoko fa tsy bola misy ato amin ny site serasera(tonokira) Misaotra betsaka tompoko... tohiny
novalian'i Belle ny 08/01/2007 00:54
niryna ( 07/01/2007 05:21)
Tsy misy olona afaka mankany amin'ny ray raha tsy avy amiko.
Teny mazava be io notenenin'ny tompo io.Raha marary isika hoy izy dia manantona ny diakonina sy ny olon'Atra hivavaka ,hanasitrana. Fa raha misy roa na telo ihany koa mangataka zvtra @ny anaraka dia e... tohiny
novalian'i prime ny 30/01/2007 12:14
soanja ( 07/01/2007 05:06)
Free Hugs ho an'ny rehetra
Tsy vidimbola nefa mandaitra.:D:D:D:-*:-*:-*:-*:-*:-*(l) http://www.youtube.com/watch?v=vr3x_RRJdd4... tohiny
novalian'i soanja ny 09/02/2007 14:21
Fiffi ( 06/01/2007 21:34)
Fankalazan'TIM ny taona vaovao ....
de nisy zany ny fankalazan'ny TIM teto Paris ny taona vaovao 2007 ka jereo @ ity..... http://img408.imageshack.us/img408/2730/dcfc0003tg4.jpg... tohiny
novalian'i fijo ny 12/01/2007 22:47
lapino ( 06/01/2007 19:38)
Ozizy Segolene
[quote=Segolène Royal]"La chine fait peur aux français"[/quote]Tsy mpanao gazety izy io miteny io ... :wink:... tohiny
novalian'i fijo ny 12/01/2007 22:53
soanja ( 06/01/2007 19:22)
Kristianina manambady Silamo
Andao horesahintsika amim-pahendrena ity resaka ity. Possible ve io? zany hoe possible moa fa hoe maharitra ve? Kristianina vontom-pinoana no resahiko an. Ilay vontom-pinoana moa samy manana ny azy f... tohiny
novalian'i laalah ny 26/01/2007 13:35
Pao ( 06/01/2007 18:56)
Masomboly zanak'azo
Amin'izao ady mafy ataontsika mba hamerenana ny ala eto M/ar izao dia heveriko fa tokony hanangana foibe iray mpamokatra masomboly zanakazo amin'ny tonnes maro ary hafafy amin'ny fiaramanidina eny @ t... tohiny
novalian'i tywa68 ny 23/02/2007 14:47
ratonga ( 06/01/2007 16:27)
Katie Melua
[url]http://www.youtube.com/p.swf?video_id=PunDbp3rF-Y&eurl=http%3A//fr.f278.mail.yahoo.com/ym/ShowLetter%3FMsgId%3D954_16342547_94745_1297_721_0_868_1696_2977596355%26Idx%3D0%26YY%3D79643&iurl=http%3... tohiny
novalian'i melody ny 08/01/2007 22:42
glou ( 06/01/2007 15:31)
fambolena zana_kazo namanadago 2007
Ny voalohan- teniko aloha dia miarahaba antsika rehetra tratry ny taona daolo , enga anie ity taona vaovao ity ka hitondra soa sy fanambinana ho antsika tsirairay avy, araky ny programme ny namana dag... tohiny
novalian'i fijo ny 16/02/2007 05:51
xxx ( 06/01/2007 15:13)
Rock ps
[url=http://serasera.org/namana/iza:doune]doune[/url] - [url=http://serasera.org/namana/iza:tah]tah[/url] - [url=http://serasera.org/namana/iza:doudoune]doudoune[/url] - [url=http://serasera.org/nama... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 13:06
tinah2 ( 06/01/2007 15:08)
inona marina no atao hoe "tena fitiavana"
Manahoana daholo e! Zaho dia tanora zazavavy , asa na mitovy amiko ny namako zazavavy fa izaho dia mametra-panontaniana an'eritreritra hoe: amin'ny ankapobeny ve mitovy daholo ny toetran'ny lehilahy ... tohiny
ramily ( 06/01/2007 14:08)
izaho sy ianao ny rolf sy faniah
bjr mba hitady ny tononkira an i ROLF SY FANIAH:(l)... tohiny
novalian'i McFy ny 06/01/2007 15:45
bazylou ( 06/01/2007 13:15)
hay ve maty
tamin'ny 25 12 06 teo i Radama Antoine e!!.... tohiny
novalian'i sitlo ny 11/01/2007 18:10
xxx ( 06/01/2007 12:00)
Mety diso v zahako
Tsy haiko ry reto zay atao fa t@ za mbola nisipa d otrany sipa reetra iany, niaraka t@ olonkafa alou d zay vao nanambady,kanefa ny olana d ilay sipako talou mifanerasera b @ fianakaviako retra2 zany e... tohiny
nenipita ( 06/01/2007 09:20)
vonjeo !!!main'ny rano ny tongotro
salut nareo, hono oa efa hitako ilay forum main'ny menaka fa ity indray ny ahy: t@ alina de mlai'nny rano ny tongotro te nangirifiry be tonga dia nosorako colgate, de nony maraina de mibotsina ilay ... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2007 20:24
barry ( 06/01/2007 08:57)
alibotry sy alifisaka
iza nareo no mahay an'ireo ;fa aretina ilay izy ;ary ny zazakely matetika no voany ;ka tsy haiko hoe avy @ inona no mahatonga azy? dia ahona no hamantarana azy:?dia ahona ny hitsabona azy:?:... tohiny
novalian'i niryna ny 20/01/2007 01:28
chrislyd2 ( 06/01/2007 08:33)
portable
Mitady cable-na téléphone VK reto amoahana sary a ! aiza kay no mety hahita. Valio maika be !:?:... tohiny
novalian'i kheanu ny 26/02/2007 07:25
niryna ( 06/01/2007 04:08)
Ny fomba fitaizana tanora,tsy vita mora ,mila fanampiana.
Vokatry ny zava-misy amin\'izao fiainana izao dia tsy mora intsony ny mitaiza tanora.Mila toro-hevitra.Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i niryna ny 26/01/2007 16:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3283