Ozizy Segolene
1. lapino
(
06/01/2007 19:38)
Segolène Royal:Tsy mpanao gazety izy io miteny io ... :wink:
"La chine fait peur aux français"
novalian'i fijo ny 12/01/2007 22:53
2. Fiffi
(
06/01/2007 20:56)
zay no hanatonga ahy nilaza hoe feno sinoa eran-tany....na ny olona zany na ny hentana...fa tsy any dago irery..
3. lapino
(
06/01/2007 22:33)
Ny sinoa ange izao ry Fiffi efa firenena faha-4 matanjaka indrindra ara-toekarena e. Ary mbola izy koa no manana croissance economique ambony indrindra. Ankoatra an'izay, tsy vitan'ny tandrefana ny mi-controle an'azy satria sady matanjaka ara-bahoaka izy (miliara maromaro) no mavesatra ara-politika.
Ny orinasa tandrefana manaraka ny lalàna sinoa any Sina indray no ifanenjehan'ny sasany any amin'ny tanin'ny tandrefana satria tsy hita izay hanaovana ny sinoa tsinona. Raha tsy manaja ny "liberté individuelle" ny lalàna sinoa, raha misy fanamelohana olona mifanohitra amin'ny fisainana tandrefana, sns ... dia tsy misy sahy miteny ny fanjakana sinoa, fa ireo izay manaraka ny lalànany no lazaina fa diso.
Na ny amerikana aza, izy mbola matanjaka no tsy ibabohany an'izany, fa matahotra ny sinoa koa ireo. Miezaka mandahatra pions any ry zalahy (Japon, Korea atsimo, ireo tanàna-firenena sinoa maromaro, sy ireo orinasa amerikana miorina any) - toa mahomby ihany ilay tetika - fa na izany aza mavesatra loatra ilay sinoa, indrindra tsindrian'ny sovietika @ politikany.
Ny amerikana sy ny tariny mbola mifamono lolo aminy, fa ny eoropeana sy ny afrikana tariny amin'ny ankapobeny efa ahitana soritra hoe maty lolo. Ny frantsay izay no re fa nibaradaka. Ny afrikana aza ho lasa tariky ny sinoa tsy ho ela, efa miasa amin'izany ry zalahy izao.
Amin'ny lafiny tafika indray, iaraha-mahalala fa zavatra superficiel fotsiny ny fandriam-pahalemana amin'izao fotoana izao. Samy mifampatahotra koa ny samy matanjaka (tapitra ve ny ady mangatsiaka?). Mbola matanjaka be ara-tafika koa ny sinoa, na dia ny isan'ny vahoakany fotsiny aza.
Adin'ny be sandry foana ity tany ity hatramin'izay nisiany, ka iza no mafy be ? :)
ps : ny mpanao gazety frantsay tsy mba atokisako loatra, fa nahatonga saina hatramin'ny girevy 2002 iny. :wink:

5. simplex
(
07/01/2007 11:03)
Ny fanakajiana ara-toekarena aloha dia ny PNB/hab (GNI per capita) no anaovana azy ka izay no mahatonga an'i sine mbola tsy firenena voasokajy ho avo ny fihariankarenany, noho ilay 1 miliara io.
Na izany na tsy izany, avo dia avo ny PIB anzareo ary izy tokoa no anisan'ny firenena manana ny taux de croissance ambony. Eo @ afaka 25-30 ans eo dia mety afaka hifampitana tanteraka @ firenena OECD izy. Ny tena hatahorana eto izany dia ny azy croissance continue foana satria ny mponina ao aminy ihany dia efa afaka mi-booster ny ekonomia-ny, @ zao izy dia miezaka ny mandrakotra ny tsena @ firenena maro ary manenjika ny firenena giazan'i Lafrantsa. Izy anefa plus competitif, d izay no tena atahoran'zala.
i be kitana koa efa mahatsapa an'io d samy mifamono lolo, izany hoe mifanaja fa samy ngoza. Izy koa anefa be ati-doha, zany hoe iadiavany any @ taniny sy ny lalany ihany izy. Ny Japs sy ny amerikana zany miezaka mi-maitriser ny tsena mbola tsy azon'ny sinoa ao aminy, toy izay koa ny sinoa izay manomboka mi-s'infiltrer any @ tsenan'ny Amerika avaratra...
Ny tanjaka militaire mou mbola tsy tena mifandanja tanteraka na dia hoe betsaka ara-effectifs aza ny sinoa. Ny OTAN, rahateo moa efa karazana backup hoan'ny Eoropeana sy Amerika avaratra...
Eo @ resaka ady mangatsiaka @ resaka influence any @ firenena mahantra (izay fitaovana fangalana matieres premieres sy mora ambakaina) izany no tena hangotraka. Satria samy membre permanent ao @ conseil de securite doly ry zalah, ary samy manana bomba atomique.
PS: mba ahoana re ny pozin'i sego ra manao tenue sinoa manara-batana izy iny e :°)8)

6. fasaly
(
07/01/2007 11:11)
tsy fait peur ny la frantsa ihany fa eran-tany angamba knou!:wink:
Mpandefa : lapino [ Valio ] 06-01-2007 23:33:59
Lohateny : Re : Ozizy Segolene
Ny sinoa ange izao ry Fiffi efa firenena faha-4 matanjaka indrindra ara-toekarena e. Ary mbola izy koa no manana croissance economique ambony indrindra. Ankoatra an'izay, tsy vitan'ny tandrefana ny mi-controle an'azy satria sady matanjaka ara-bahoaka izy (miliara maromaro) no mavesatra ara-politika.
ka zareo tena mazoto miasa be mihintsy koa!
efa nateraka hiasa be mihintsy ireny sinoa ireny ka norme be raha mandroso....

7. Fiffi
(
07/01/2007 13:57)
lapino: tsy nandaha an'io zah kah ! fa hitako fa matanjaka ry zalahy kely maso an ! mody hoe kely ny masony fa tena mahita lavitra be klé !
8. fasaly
(
07/01/2007 14:51)
ié! tsy arakaraka ny hakelin'ny masony no jerena:°):-D:-D:-D:-D fa mahita tsara izy ireny!:-D:-D
9. mpitsabo
(
08/01/2007 09:48)
Ie de tena marina mihitsy ny zavatra lazainao ry Lapino !
Ny mba ho faniriana fotsiny izao de mba ny hahatafavoaka ity firenentsika ity.
Zao hono Bemolanga sns...raha mba marina moa izy io ka ho voa-gérér tsara dia mety!
Enga anie ka 2007 hitondra fivoarana ho an'i Madagasikara

lapino: