inona marina no atao hoe "tena fitiavana"
1. tinah2
(
06/01/2007 15:08)
Manahoana daholo e!
Zaho dia tanora zazavavy , asa na mitovy amiko ny namako zazavavy fa izaho dia mametra-panontaniana an'eritreritra hoe: amin'ny ankapobeny ve mitovy daholo ny toetran'ny lehilahy rehetra , amiko aloha raha ny toetran'ny vehivavy dia tena tsy mitovy satria zaho manana namana vehivavy ka hitako amin'izany ny fomba fanehoany fitiavana .
Raha vao hoe resaka fitiavan'ny lahy sy ny vavy , ny tonga ao an-tsaina ny lehilahy hoe dia ny "firasana ara-nofo" izay no tena kendreny , zany zao dia mahatonga ny fanontaniako hoe: rehefa lehilahy ve izany dia tsy maintsy io no kendreny tokoa ?
Marina ve hoe raha tsy manome an'io dia ialany Ny vehivavy ?
Dia ahoana kay no tena ahalalana fa tena tia anao ilay olona iarahanao ?
Iza manambara mialoha raha ohatra ka te-hiditra amin'ny tokantrano ny lehilahy sa ny vehivavy ?
Izay fa misaotra betsaka indrindra anareo ary manantena valiny mahafa-po e !!!!

novalian'i Tsaraendrika ny 25/05/2015 14:06
2. xxx
(
06/01/2007 15:48)
Lehilahy aho no miteny aminao, tsy voatery ho toy izany avy hatrany daholo ny fisainan'ny lehilahy,aminay lehilahy aloha mafy kokoa io fa misy koa ny vehivavy mitady an'io. Raha ny fiainana maha-kristianina sy amin'ny maha-zanak'A/tra dia fijangajangana fahotana ny rapport pre-matrimonial, ary tempolin'ny Fanahy Masina ny vatana hy ny Soratra Masina ka tokony hajaina.:roll:
3. simplex
(
06/01/2007 18:16)
tianah2:
rehefa lehilahy ve izany dia tsy maintsy io no kendreny tokoa ?
Aleo tonga d tsorina ny marina, ny valiny dia eny. Zany hoe ny fotoana hikendreny azy no tsy mitovy. Misy ny manaja ny safidinao hatrany, afaka miandry ao aorianan'ny mariazy raha ilaina. Misy ny sasany manaraka ny pasinao fa zany hoe ovainy miandalana ny besoin-nao te hanao an'io, tsy tena hitanao mivantana io ary enao aza mety tena convaincue @ farany... Misy ny sasany tena io mintsy no mande alohan'ny zavatra hafa rehetra. Refa any @ tena entana foana ny masony refa mikoty anao izy, de efa kopy enao tena mamba izy zay. Indrindra moa fa mandende be ny tanana refa mifanoroka :°)
tianah2:
Marina ve hoe raha tsy manome an'io dia ialany Ny vehivavy ?
valiny: arakarany ;-)
- Ra ohatra ka mpivady nareo, d miodina izy mazava ho azy refa tsy voavaha ela loatra ny olana.
- Ra ohatra ka ilay bandy mamba be teo, ra ohatra ka efa voa-dresser-nao izy hoe: "no means no" ;-) ra tena tia izy miafy ihany. Sinon, tsisy antony tokony hiarahanao aminy ra tsy tia anao izy.
- Ra ohatra ka le bandy eo anelanelany, d azavao aminy ny tena antony (valable an). Normalement izy manaja anao, mba combler-o @ zavatra hafa kosa anefa. Ataovy tsapany fa eo anilany enao. Indraindray misy risika ihany hoe mande izy refa mahita sipa hafa manaitra azy any. Tsy voatery hoe sexe akory fa zay fotsiny mila fiovana...
tianah2:
Dia ahoana kay no tena ahalalana fa tena tia anao ilay olona iarahanao ?
- anontanio izy? ra vao tsy sahy miteny an'le "je t'aime" izy zay, d efa mailo fa mety efa misy hafa miodiody any. Matetika ny fialana bala d hoe mba fanontaniana kou ny anao zany!
- ra ohatra izy ka tsy mitondra anao any RAD-ny mintsy na mba hoe fara faha ratsiny mi-presenter anao @ ralahiny ohatra, d mametraha fanotaniana. Ra tsy hoe alavitra be nga ny havany... Marihiko eto fa mpisipa serieux io fa tsy hoe le ankizy mpifanatitra any @ lycee akory an.
- ra ohatra izy ka manao sacrifice ho anao, d tia anao izy zay. Ohatra hoe ra mora tezitra izy kanefa enao tara antsasa-kadiny refa mahita ny tsikinao izy de faly hoazy. Izay izy no atao hoe tia. Refa mety ho sacrifice d efa mba signe positive zay...
- ra ohatra izy ka manitsy anao refa manao zavatra tsy mety enao. Ohatra hoe refa mifamaly @ neninao enao (talentan'ny vevavy io) d izy maka position neutre manazava sy manitsy anao... Tia anao izy zay.
- manaja ny safidinao sy izay tsy ambara-telo nareo izy...
- Ra ohatra izy ka miova fa nangatahinao izany. Tsy voatery ho izay foana fa ra mitranga io tena love izy zay. Ohatra hoe tsy misotro intsony izy, tsy mifoka intsony izy na hoe tsy tapaka mintsy izy isan'alahady, tsy be teny ratsy be tsony... Fa na manao effort fotsiny aza izy d efa signe zay hoe te hiova izy sa ahoana ?
Marihiko fotsiny fa tokony ho fidiana ihany ny fotoana hanaovana caprices fa indraindray efa stresse na lagy avy any @ toerana hafa izy d enao mbola manirikiry ihany, mitambatra ao doly :°)8)
tianah2:
Iza manambara mialoha raha ohatra ka te-hiditra amin'ny tokantrano ny lehilahy sa ny vehivavy ?
euhh zany hoe tokony efa hifanarahana fa atao serieux ny fiarahana hatrany amboalohany. Matetika anefa ny lehilahy no mandoalika refa akaiky le fotoana, efa manomboka mahazo taona lery eo 8) sady efa misy ny moyens na koa hoe bevoka le ramatoa... fa tsy manin koa ra le ramatoa no mi-propose ka :P
ps: tsy mitovy ny olona rehetra, samy manana ny fahatsapany ny atao hoe tena fitiavana 8)
4. booboo
(
06/01/2007 18:40)
eka ouz !
ka hiandry ny akoho haniry nify kosa ara ve ? :°). Rehefa mitovy ny tadi-dokanga dia tsisy mifampiala zany.
Tiavo klou izy dia ho hitanao eny ihany ny valin'ny fanontanianao.
Hiandry ny akoho haniry nify ndray ve ? tsisy fitsipika matotra io hoe ny lahy no miteny mialoha. Arakaraka ny fahatsapan'izy roa ao ihany.
Marina ve hoe raha tsy manome an'io dia ialany Ny vehivavy
ka hiandry ny akoho haniry nify kosa ara ve ? :°). Rehefa mitovy ny tadi-dokanga dia tsisy mifampiala zany.
Dia ahoana kay no tena ahalalana fa tena tia anao ilay olona iarahanao ?
Tiavo klou izy dia ho hitanao eny ihany ny valin'ny fanontanianao.
Iza manambara mialoha raha ohatra ka te-hiditra amin'ny tokantrano ny lehilahy sa ny vehivavy ?
Hiandry ny akoho haniry nify ndray ve ? tsisy fitsipika matotra io hoe ny lahy no miteny mialoha. Arakaraka ny fahatsapan'izy roa ao ihany.
5. pissoa
(
06/01/2007 19:22)
rehefa lehilahy ve izany dia tsy maintsy io no kendreny tokoa ?
simplex:
Aleo tonga d tsorina ny marina, ny valiny dia eny. Zany hoe ny fotoana hikendreny azy no tsy mitovy. Misy ny manaja ny safidinao hatrany, afaka miandry ao aorianan'ny mariazy raha ilaina. Misy ny sasany manaraka ny pasinao fa zany hoe ovainy miandalana ny besoin-nao te hanao an'io, tsy tena hitanao mivantana io ary enao aza mety tena convaincue @ farany... Misy ny sasany tena io mintsy no mande alohan'ny zavatra hafa rehetra. Refa any @ tena entana foana ny masony refa mikoty anao izy, de efa kopy enao tena mamba izy zay. Indrindra moa fa mandende be ny tanana refa mifanoroka
Marina ve hoe raha tsy manome an'io dia ialany Ny vehivavy ?
Tsy marina. Ny lehilahy sasany ihany no manao an'izany.
Dia ahoana kay no tena ahalalana fa tena tia anao ilay olona iarahanao ?
Ahoana no hahafantaranao fa tena tianao izy? Izay hita ety ivelany ihany no hitanao, nefa ny hita koa misy fitaka. Tsy misy valiny angamba io fanontaniana io. Ny hany azo atao raha mino an'Andriamanitra dia Izy anontaniana foana isan'andro hoe Ito ve le izy sa tsia :°):-D
Iza manambara mialoha raha ohatra ka te-hiditra amin'ny tokantrano ny lehilahy sa ny vehivavy ?
Heveriko fa samy afaka miresaka izany na ny lehilahy na ny vehivavy, miankina amin'izay mitranga eo. Sady fiatombohan'ny fiainana io no tanjona, ka mila hifampiresahana mihitsy aza. Tsy voatery hoe handeha hangata-bady akory izany fa miresaka toy ny hoe aiza ho aiza ilay fiarahana ... angamba kosa tsy hijanona otran'ilay teny amin'ny Lycee foana mandritra ny firy taona :oops::-D
7. Fiffi
(
07/01/2007 13:34)
simplex:mihombon-kevitra @ nao aloha zah @ io an !
ps: tsy mitovy ny olona rehetra, samy manana ny fahatsapany ny atao hoe tena fitiavana 8)
8. xxx
(
07/01/2007 16:01)
tinah2:
Manahoana daholo e!
Zaho dia tanora zazavavy , asa na mitovy amiko ny namako zazavavy fa izaho dia mametra-panontaniana an'eritreritra hoe: amin'ny ankapobeny ve mitovy daholo ny toetran'ny lehilahy rehetra , amiko aloha raha ny toetran'ny vehivavy dia tena tsy mitovy satria zaho manana namana vehivavy ka hitako amin'izany ny fomba fanehoany fitiavana .
Raha vao hoe resaka fitiavan'ny lahy sy ny vavy , ny tonga ao an-tsaina ny lehilahy hoe dia ny "firasana ara-nofo" izay no tena kendreny , zany zao dia mahatonga ny fanontaniako hoe: rehefa lehilahy ve izany dia tsy maintsy io no kendreny tokoa ?
Marina ve hoe raha tsy manome an'io dia ialany Ny vehivavy ?
Dia ahoana kay no tena ahalalana fa tena tia anao ilay olona iarahanao ?
Iza manambara mialoha raha ohatra ka te-hiditra amin'ny tokantrano ny lehilahy sa ny vehivavy ?
Izay fa misaotra betsaka indrindra anareo ary manantena valiny mahafa-po e !!!!
Zay lelah tia mivavaka iany no afataranao fa tia lelah zay!ra ankotra zay de tsy tia izy!Tiko tenenina de we tsy misy oul mahay manompo tompo roa fa ny ray halany de anakiray ho tiany sa aoana,:lol:
13. tinah2
(
09/01/2007 07:28)
Misaotra betsaka anareo izay namaly ny hevitro rehetra"inona marina no atao hoe "fitiavana" , misy tokoa ny azoko raisina , voankazo an'ala moa io ka ny mamy antelina ny mangidy aloa . Ny hevitry ny maro matsy mahatakadavitra sy ny hevitra tsy azo raha tsy amin'olona maro , ka tena isaorako tokoa hianareo .
Matoa moa zaho mba maka hevitra aminareo dia misy ny tsy takatro sady mba misy ho dinihiko ihany satria ny tena moa tanora zazavavy ka mba hakana anatra sy fanazavana manoloana ny sehatry "fitiavana" .
Manarak'izany koa moa zaho tsy eo anilan'ny Ray aman-dreniko ka tsy mba misy hakako torohevitra sady fa dia ny boky sy ny fifaneraserana toy izao ihany .
Mbola manantena anareo hamaly hatrany ihany ary misaotra betsaka anizay efa namaly rahateo ihany koa.
Mirary soa ho antsika rehetra ny tenako

14. xxx
(
09/01/2007 16:38)
Zay lelah tia mivavaka iany no afataranao fa tia lelah zay!ra ankotra zay de tsy tia izy!Tiko tenenina de we tsy misy oul mahay manompo tompo roa fa ny ray halany de anakiray ho tiany sa aoana,
15. xxx
(
10/01/2007 06:25)
xxx:
Zay lelah tia mivavaka iany no afataranao fa tia lelah zay!ra ankotra zay de tsy tia izy!Tiko tenenina de we tsy misy oul mahay manompo tompo roa fa ny ray halany de anakiray ho tiany sa aoana,
tena mariana aloha ny teninao hoe izay mpivavaka ihany no tia ary tena mba maniry anio mitsy za
16. xxx
(
10/01/2007 14:42)
8O,tena marina zany ra te haniry zany enao ra xxx,misy tenin 'Atra manao we "miova @fanavaozana saina de mba hamantaranareo sitrapon'Atra,"Tiko tenenina de we ra miaraka @sipa zao tontolo zao iarahana de oatrany mapjaly iany(ohatra we tsy misaina zany Atra zany fa zay fantany lohany iany)Fa refa Atra mitoetra ao anaty fonao de mande hoazy io fitiavana io,sady tsy mba saropiaro miitsy ééé!
17. xxx
(
18/01/2007 15:21)

Tena misaotra betsaka anao indrindra za aloha, tena mahafapo no sady mahafinaritra ny valinteninao e! tena hevitra tsara mitsy ny anao e , mirary soa ho anao
18. Tsaraendrika
(
25/05/2015 14:06)
Fitiavana ve. Aa de fitiavana ary zay mitoetra am fitiavana n mitoetra amAa. enao iany n mtondra an io.