Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Yuna
(
04/01/2007 15:22)
billet ho any Tana
Manao ahoana daholo o
Saika mba hanontany aho hoe sao misy mahafantatra ny ahitana billet aller retour mankany Tana ianareo? ( site etc) na départ Paris aza, dia misaotra be dia be fa somary maika i...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 04/01/2007 18:23
xxx
(
04/01/2007 12:45)
mila vonjy
slt daolo
azafady fa mba mila vonjy za aminareo , tena mijaly sy sahirana be za refa ataon'ny "fadimbolana" ireny isambolana nanomboka za 14 jusque maintenant , tena tsy afa-mihetsika za rehefa tonga...
tohiny
novalian'i hantakely ny 31/01/2007 20:54
bazylou
(
04/01/2007 11:57)
bonjour l'inflation!!
vao vita ny fifidianana dia lasa izao re tongotra, samy miakatra daholo izany na kaly, .. eny fa na ny mpangalatra aza dia nanao lanja miakatra hatrany!!!!!...
tohiny
novalian'i xl ny 23/01/2007 07:34
xxx
(
04/01/2007 11:47)
mitady lohatenin-kira
Mba te hangataka aho ho an'izay mahalala: hiran'i jaojoby, misy hoe"tropic de capricorne" ao anatin'ilay hira. Misaotra ho an'izay mahafantatra. Ny titre no tena tiako ho fantatra....
tohiny
novalian'i vakiniadiana ny 05/01/2007 08:14
hery
(
04/01/2007 10:06)
Mailaka @namana.serasera.org = mailaka @serasera.org
Vaovao mahafinaritra ho antsika izay efa mampiasa ny adiresy solonanarana@namana.serasera.org
Manomboka izao dia mety daholo ny solonanarana@namana.serasera.org sy ny solonanarana@serasera.org ka n...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/01/2007 19:43
LazaDaddy
(
04/01/2007 09:56)
Vavaka nampianarin'ny Tompo: fizarana 2
"Ho tonga anie ny fanjakanao"...
tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2007 15:46
nenipita
(
04/01/2007 07:16)
ity misy fikarakarana tarehy tena tsara
salut nareo, tena anisany tia mikarakara tarehy raha izaho ity, ka raha misy olona mikarakara ny tarehiny @ produit naturel tena naturel de mba lazalazao eto ny fikarakarana azy( recette) sy ny asany...
tohiny
novalian'i tafitalegentil ny 09/10/2015 09:41
Neax
(
04/01/2007 06:22)
tononkira
Manao ahoana daholo tompoko, dia tratrin'ny taona daholo é!.
Saika mba hangataka ny tononkiran'ny Barijaona ilay misy hoe : " haolo mantsy ilay tanana, toa kamboty very reny..."
Izay fa misaotra be...
tohiny
novalian'i hery ny 04/01/2007 10:07
LazaDaddy
(
04/01/2007 05:01)
mahazendana
nisy hafatra izay nataoko hoe "ho an'ny mpanenjika Baiboly, inona marina no antony tsy itiavanao an'io Baiboly io?"
Ny nahagaga ahy dia maro be ny hafatra sy mpandray anjara t@ io dinika io tao ana...
tohiny
novalian'i cutie ny 26/01/2007 16:41
bazylou
(
04/01/2007 00:55)
ary ahoana indray
ity dago radio sound ity ?? hira fotsiny ny ao !!...
tohiny
novalian'i lanto ny 05/01/2007 19:59
bazylou
(
04/01/2007 00:46)
asa angaha izay ho tohiny!!
NY foksionera midrikina tsy faly.
NY kere tsy hita izay hanaovana azy na efa misy maty ho azy aza ny olona.
NY dahalo mamely mafy.
ny cyclone, miala ny eo dia miditra indray ny iray.
NY jiro tapak...
tohiny
novalian'i kitjo ny 09/01/2007 15:16
zizi
(
03/01/2007 22:36)
izay mirevy video gasy
Asa rehefa hitanareo fa dia mba ifampizarana ihany e ho an'izay liana. Misy fijerena video malagasy amin'ity site ity
www.dailymotion/tag/madagascar
Afaka mizara amin'ny hafa ny video gasy anananao ...
tohiny
novalian'i caprio ny 20/01/2007 13:09
xxx
(
03/01/2007 20:43)
very namana
=(( :snif: :snif: salmoooooooooooooooooo! aiza ela fa zay malahelo :oops: :cry:...
tohiny
novalian'i henrie ny 29/01/2007 14:09
niryna
(
03/01/2007 18:19)
Ny sakrameta,moa ve zatra mandray fotsiny sa dia....
Anisany zavatra iray lehibe eo amin\'ny mpino ny fandraisana ny sakrameta na kominio.Misy fahazarana fotsiny ary dia mandray fe mandray fotsiny.Ny teny anefa milaza fa alohany andraisana azy io dia ma...
tohiny
novalian'i cutie ny 29/01/2007 13:38
niryna
(
03/01/2007 18:08)
Matsiro ilay sakafo eny amoron-dalama/madio ve?
Tena feno hipoka ny mpivaro-tsakafo eny amoron-dalana.Matsiro tanteraka ilay izy,saingy vao tonga any an-trano ny tena dia mivala mipiriritra.
Moa ve azo antoka ny dihon\'ireny?Ny tena tsy zakako dia...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/01/2007 23:31
xxx
(
03/01/2007 16:26)
vous n'avez rien a faire aujourd'hui
Voici mon blog qui peut vous aider : www.koukouna.unblog.fr.
Bonne visite
...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 21/01/2007 09:20
bazylou
(
03/01/2007 16:16)
hay ve domicilié
any bermude ilay Madagascar oil fa tsy ao Madagascar akory!! Matahoatra fisc marina!!! nefa ny mpitondra no tompon'io orinasa io !!...
tohiny
novalian'i bazylou ny 04/01/2007 18:42
xxx
(
03/01/2007 16:07)
ho an'i salmo vao tonga namana vaovao ato @ sera2
Izaho xxx de ilay namanao avy aty Aragon. ny numeroako dia miantomboka @ 67... miafara @ ...04, izay no fomba hamataranao ahy haingana ra sahirana enao:roll::wink:.
Mba lazao oe ny fiandoany nimerao...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 06/01/2007 08:37
xxx
(
03/01/2007 15:47)
Mitady vahaolana momba ny hebergement any France
Mba mangataka toro hevitra avy aminareo ny fomba azahoana hebergement any france
Raha ny fahalalako azy alou ra vao manao reservation hotel de tsy lasa mitsy fa refusendry zareo ao @ ambassade
Sao m...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/01/2007 17:49
miarina
(
03/01/2007 15:43)
Regle
Asa na izaho no tsy dia mandinika loatra ny biby fa otrany nahatsikaritra aho fa ny vehivavy ihany no mandeha ra refa tonga fotoana ... fa maninona ny biby sasany tsy mandeha ra...
tohiny
novalian'i Aino ny 05/01/2007 16:23
