hay ve domicilié

1. bazylou ( 03/01/2007 16:16)
any bermude ilay Madagascar oil fa tsy ao Madagascar akory!! Matahoatra fisc marina!!! nefa ny mpitondra no tompon'io orinasa io !!
novalian'i bazylou ny 04/01/2007 18:42
2. simplex ( 03/01/2007 17:16)
Aiza ny source ? :roll:

Any Tsimiroro sy Bemolanga ny zone d'exploitation andry zareo http://www.madagascaroil.com/index.php/en_about_us/en_assets.html .

Tsy misy idiran'ny mpitondra mintsy aloha ny board of directors (CA ozy tsika) hatra@ zao http://www.madagascaroil.com/index.php/en_team.html na ny executive team http://www.madagascaroil.com/index.php/en_team/en_employee.html . Zany hoe tsy maintsy hiova ihany io refa miditra actionaire ny fanjakana gasy refa effective ny fitrandrahana...
3. bazylou ( 03/01/2007 17:58)
Azamandainga rangahy a!! any bermude ve izy no domicilié dia inona koa no idiran'ny fanjakana gasy amin'izany??,!! efa vita pasoka io fa tsy misy ho anao ny vokatra sy ny saosy ao!!ary any amin'dry le8 ny baolina no miodina , ianao vahoaka atao soavaly sy omena atsanga fotsiny!!

ity ny source

Intérêt des opérateurs étrangers
La modification de la demande internationale en terme de production de pétrole et surtout l’avancement considérable des techniques de production aboutissent à reconsidérer les gisements. Une première évaluation fait état de 3 milliards de barils de réserve. Il peut cependant y avoir des évolutions car les surfaces explorées sont encore assez limitées. Plusieurs permis ont été ainsi attribués à différentes sociétés. Parmi elles figurent, entre autres, Exxon Mobil, British Greys, South Korean Petrolium, Sterling Energy, en offshore ; et Madagascar Oil en on shore.
Dix blocs sont toujours libres, et 35 compagnies se sont montré intéressées par les blocs on shore, après des « bid rounds » (appels d’offres internationaux) ; et 54 se sont montré intéressées par les blocs off shore.
Madagascar Oil
Madagascar Oil SA et Majunga Oil sarl, filiales de Madagascar Oil Limited domicilé aux Bermudes, furent créées en 2004. Elles ont comme activité principale la recherche et l’exploitation d’hydrocarbures à Madagascar. Cette même années, elles ont signé six contrats de production (CPPs) avec l’OMNIS, représentant l’Etat malgache. Ces contrats concernent les blocs on-shore de Manambole (3105), Morondava (3106), Manandaza (3107), Majunga (2103), Bemolanga (3102) et Tsimiroro (3104). Excepté, le gisement de « Tsimororo », les blocs sont en début d’exploration.
Tsimiroro recèle la présence de pétrole huile lourde. L’essai pilote est actuellement en cours. C’est la dernière étape de la phase d’exploration avant la phase d’exploitation. C’est une production test permettant d’obtenir des données. Celles-ci devraient permettre d’identifier par quels moyens la production d’huile sera possible et ainsi développer le puits. Les équipements ont été parvenus sur les lieux au mois de juillet 2006.
Les travaux sur le gisement de grès de bitumeux de « Bemolanga » sont aussi plus ou moins avancés. Ils consistent en l’évaluation des réserves, l’étude du réservoir, l’aménagement de routes pour l’accès au site entre Morafenobe et Bemolanga et enfin l’étude d’ingénerie dont la production d’asphalte.

hoy tribune



4. Fiffi ( 03/01/2007 17:59)
simplex:

Tsy misy idiran'ny mpitondra mintsy aloha ny board of directors (CA ozy tsika) hatra@ zao http://www.madagascaroil.com/index.php/en_team.html na ny executive team
justement....de tairo kely aloha hoe ny source ry bazyl hijerena an'zany indray ?


5. simplex ( 03/01/2007 18:58)
bazy,

- tsy misy milaza mintsy @ ireo hoe actionaires ao ny mpitondra

- ao @ lalana gasy, dia tsy maintsy atao societe gasy ihany koa ny filiale an'ireny societe Ngoza vazaha ireny rehefa miasa eo @ territoire nationaly malagasy. Izany hoe tsy misy mahasamihafa an'io Madagascar Oil Ltd io sy ny exxon mobil ohatra. Hoan'izay tsy zone franche, dia mitovy ihany ny hetra aloa na societe vita gasy na societe filiale vazaha.

- voasoratra eo ihany koa fa tsy Madagascar Oil ihany no mitrandraka an'ilay petrole, mizara bloc maromaro ny toerana mety ahitana izany ary misy kaompania vahiny hafa koa mitrandraka ao.

Zany hoe sady tsy an'ny mpitondra io no mandoa hetra ihany koa. @ zao koa anie mbola tsy manao exploitation izy e, ny fitaovana ampidiriny ihany zany no andoavany hetra, asa anefa...

Fiffi: http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1098&ART=21396
6. bazylou ( 04/01/2007 00:42)
Fa mandoa hetra marina moa izany rehefa i le8 and co no ao anatiny an!! Aiza koa no hisy an'izany!!
TSY MISY FANDOAVANA HETR AO NA NY 1VENTY AZA SATRIA , IZA ARY NO AO AMBADIA KRAHA FANTATRAO ?,,
ARY IANAO IO VE DIAMINO FA OMENA SY HAMPITOMBONA NY HARENAN'NY GASY NY VOKATRA AZO ???????
NY OLONA REHETRA ETO AMBONIN'NY TANY , MPANAM BOLA SY MPANAOBIZNA DIA MAHALALA IZANY HOE PARADIS FISCAL,ARY TSY AKANDOA IMPOT AO NA NY SIEGE NA NY FILLIALE !! diany MAdagascar oil ve no hizity handoa tsssssss!! aza mampiresaka fa efa mitohoka amin'ny tendany iony porofo ka aza mino ary manantena eofa tsy ahhazo akory na 1 venty aza!!
8. ratonga ( 04/01/2007 12:28)
bazylou:

Fa mandoa hetra marina moa izany rehefa i le8 and co no ao anatiny an!! Aiza koa no hisy an'izany!!
TSY MISY FANDOAVANA HETR AO NA NY 1VENTY AZA SATRIA , IZA ARY NO AO AMBADIA KRAHA FANTATRAO ?,,
ARY IANAO IO VE DIAMINO FA OMENA SY HAMPITOMBONA NY HARENAN'NY GASY NY VOKATRA AZO ???????
NY OLONA REHETRA ETO AMBONIN'NY TANY , MPANAM BOLA SY MPANAOBIZNA DIA MAHALALA IZANY HOE PARADIS FISCAL,ARY TSY AKANDOA IMPOT AO NA NY SIEGE NA NY FILLIALE !! diany MAdagascar oil ve no hizity handoa tsssssss!! aza mampiresaka fa efa mitohoka amin'ny tendany iony porofo ka aza mino ary manantena eofa tsy ahhazo akory na 1 venty aza!!

ny sté MAdagascar oil ngé tsy sté gasy fa sté vahiny manao kontra @ fanjakana gasy hitrandraka solika any dago, ka tsy hitako ny olana na domisilié aiza izy na aiza, mino ah fa misoratra ao anaty kontra wé firy ny ampahany tombombarotra anjaran'i madagasikara @ zay vokatra azo ao.
lé bazy to mandray antendrony fotsiny, efa andron'ny mondializasion zao de mba vakivakio ny momba² ny ékonômy mondial dé ho azonao izany:wink:

9. bazylou ( 04/01/2007 18:42)
efa fantatra fa ny orinasa any amin'ny paradis fiscal dia orinasa tsy mazava sy tsy serieux, nahoana no manohana ireo isika !! sa mety anaovana blanchiment ao Madagasikara!!??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.117