Regle
1. miarina
(
03/01/2007 15:43)
Asa na izaho no tsy dia mandinika loatra ny biby fa otrany nahatsikaritra aho fa ny vehivavy ihany no mandeha ra refa tonga fotoana ... fa maninona ny biby sasany tsy mandeha ra
novalian'i Aino ny 05/01/2007 16:23
3. fasaly
(
03/01/2007 17:12)
tssss! ny alika kou mande rà kou! sady makriko be fa rà ets yrà eroa:x reny tsin tsy manana serviette hyegenik
6. ikaretsaka
(
03/01/2007 22:19)
ny alika misy regle ka! sady markriko be.. ndrindra le alika kely ireny...
10. miarina
(
04/01/2007 09:14)
Hay izaho indray izany no tsy naharaka. Sao misy afaka manazava aza hoe maninona ny sasany tsy mande ra.
Eritreritra sendra nandalo ny ahy fa aza raisina hoe ratsy saina
Eritreritra sendra nandalo ny ahy fa aza raisina hoe ratsy saina
12. fasaly
(
04/01/2007 11:29)
miarina: mety bibilahy no itanjy tsy mandeha rà angamba fa raha bibivavy de manderà:wink::-D
13. fiaritiana
(
04/01/2007 13:59)
ny bitro koa mandé rà!!!zany no tsy hihinanan ny sasany azy fa oe toy ny etr humain ono!!
14. ikaretsaka
(
05/01/2007 05:36)
fa ny omby aloha za tsy nahita e
fa mino kosa aho fa misy koa ireny
fa mino kosa aho fa misy koa ireny
15. fasaly
(
05/01/2007 07:00)
zay biby tsy manatody angamba ataoko hoe ùandrà dool fa raha vao hoe miteraka de manderà dool:roll::°)
17. Aino
(
05/01/2007 16:23)
Mpandefa : caprio [ Valio ] 03-01-2007 23:41:18iny indray no mbola tsy fahenoko mihintsy!!
Lohateny : Re : Regle
ny ahy ndray ny akoho no efa hitako
ny aliaka ny ahy no efa hitako fa t@ izhao mbola kely dia nolazaiko fa nisy namono:°)ilay izy ka tonga regle hoy ny topony:lol: