mila vonjy

1. xxx ( 04/01/2007 12:45)
slt daolo
azafady fa mba mila vonjy za aminareo , tena mijaly sy sahirana be za refa ataon'ny "fadimbolana" ireny isambolana nanomboka za 14 jusque maintenant , tena tsy afa-mihetsika za rehefa tonga io mandritra ny 1er jour sy 2ème jour iny , tsy vitan'ny hoe marary fa mbola mandeha be ihany koa ka raha talia na pelia izany dia vao apetaka ao dia directe feno satria dia mandeha be dia be mitsy , ka servieta jaune hatramin'ny 2 na telo no atao ao ka miisa 12 eo indray andro no ampiasaiko , tena efa natao daholo izao rehetra izao fa tsy mbola nahita-panafana mitsy , ka mba vonjeo re fa mijaly sy sahirana e
novalian'i hantakely ny 31/01/2007 20:54
2. mirabel ( 04/01/2007 16:52)
manatona dr fa sao sanatria misy fibrome ianao ka izay no mahatonga ny ranao ho betsaka, misy fanafody omen'ny dr anao mampihena ny rà fa sarotra amiko ny hanome azy anao eto dia aza kivy fa afaka io (mila manao examens aloha vao mahazo fanafody an)
mazotoa
3. tinah2 ( 05/01/2007 06:26)
Misaotra betsaka tamin'ny torohevitra fa dia hanantona dokotera ihany za aloha araka ny teninao , le izy koa matsy dia efa mba nanatona dokotera ihany za taloha fa otrany hoe tsy nahafapo ahy le izy satria efa nanao tsindrona izay ary efa nisy ihany ny coprime nefa 3 mois ihany izy no sitrana dia iny indray de miverina ka dia otrany tsy nandeha tsony za , ka tena tsy afaka omenao eto ve le fanafody mampihena ilay ra io ve azafady , le ra mandeha be eo ihany fa izy marary ty no tena tsy zakako , nisy dokotera izay aza moa nanatonako dia hoy izy hoe raha tsy miteraka ianao tsy afaka io hoy izy de otrany kivy izany za , za matsy mbola tsy manambady ka aona no fomba hahatongavako anizany , za matsy izao dia 24 ans ary nanomboka 20 ans za vao nanao firaisana , noheveriko hoe mba hahasitrana azy le izy nefa dia dia tsy nampiova azy mitsy , efa nididy ampandisita za fa sao de ampadisita nefa dia mbola tsy nisy fiovana ihany ,
Dia izay fa misaotra anao efa namaly ary mbola manantena ny valintenin'ny mba afaka manampy e!
4. mirabel ( 05/01/2007 17:18)
tinah a mila manao analyses betsaka sy écho ange ianao vao mahazo ilay fanafody e ka sao manaonao foana aho raha manome tsy hoe mampifila sanatria fa fitandremana fahasalamana
5. Fiffi ( 07/01/2007 22:13)
heu...mba hafahafa koa zany famalian'ny Dr-nao zany an ! taiza koa no nisy an'zany hoe raha tsy miteraka ianao de tsy ho afaka io ?
Soloy ny mpitsabo fa aza mijanona @ zao !
6. hantakely ( 31/01/2007 20:54)
Marina io teniny Fiffi io fa tokony hanolo dr ianao ,fa misy fanafany foana io .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1544