Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
jefra
(
03/01/2007 15:42)
Tiako tahaka ny lapoaly!
Hitako tatsy ambadika dia zaraiko na dia teny frantsay aza. Tratry ny taona daholo :lol::lol::lol:, dia tandremo ihany ny lapoaly ry zareo!
"Pour pimenter leur vie sexuelle, les êtres humains ne m...
suite
répondu par kala le 04/01/2007 14:06
LazaDaddy
(
03/01/2007 12:19)
Vavaka nampianarin'ny Tompo: fizarana 1
"Ry Rainay izay any an-danitra, hohamasinina anie ny Anaranao."
Inona no sakafom-panahy azo tsoahina avy amin'io fehezan-teny io?...
suite
répondu par naritsimba le 19/01/2007 16:08
LazaDaddy
(
03/01/2007 09:52)
andao hianatra hivavaka
Mamaly vavaka Andriamanitra.
Inona no antony mety tsy maha resy lahatra ny olona amin'izany?...
suite
répondu par niryna le 26/01/2007 17:45
Fiffi
(
03/01/2007 08:30)
Nisy nandoro ny “amphithéâtre” ao Ampefiloha.
May indray ny toerana fanaovam-pety eny Ampefiloha. Niniana nodorana ilay izy, raha ny fanazavan'ireo tompon'andraikitra tao.
Ny fandoroana trano indray izao no mitady hanjaka. Ny “amphithéa...
suite
répondu par Fiffi le 13/01/2007 21:25
Ririj
(
03/01/2007 07:46)
Tratry ny taona e !
Tratry taona 2007 daholo aloha ny namana e ! Samia ho tahian'Andriamanitra e ! FAhasalamana, fahasambarana, vola sy harena , sns no hameno ny taona vaovao ho an'ny namana rehetra.
Misy namana afaka...
suite
répondu par Fiffi le 03/01/2007 08:27
soanja
(
03/01/2007 03:53)
Mitady Artista peintre, manao sary sikotra, craft sns
Manao ahoana daholo o. Sao mba misy havanana amin'ireo ato azafady fa mitady an'ireo izahay. Manorata any amiko manokana.
Raha any Mada dia tena tsara fa mety koa ny avy ety ivelany. Raha any Mada di...
suite
répondu par soanja le 04/01/2007 04:01
LazaDaddy
(
02/01/2007 23:02)
fanahin'olona firy?
T"[i]Raha tsy misy fahitana, dia atondraka hanaram-po amin'izay tsy mety ny olona[/i]" Ohabolana 29:18
"[i]Without vision, people perish[/i]" Proverb 29:18
Ny Kristianina tsirairay dia manana andr...
suite
répondu par cutie le 12/01/2007 20:23
samarat
(
02/01/2007 21:06)
mitady hira
manao ahona .
saika mba angataka hira za le hiran'ilola hoe JAMBA AMINAO INY zay vlm...
suite
répondu par Fiffi le 02/01/2007 21:16
MTN
(
02/01/2007 17:19)
frantsay
Ahoana ianareo amin'ireo Le Pen sy Sarkozy nirotsaka president ireo?...
suite
répondu par fijo le 12/01/2007 22:57
salmo
(
02/01/2007 16:13)
fisarahana
Izaho hiala tsy ho namana serasera aloha.
Ary mandrampiverina indray....
suite
répondu par vale le 15/01/2007 09:45
kantoirina
(
02/01/2007 15:54)
réveillon malgache à marseille
Namonjy ny réveillon nokarakarain'ny association saint michel tany @ salon de l'évasion izahay ary tena afa-po tokoa. Natsiro ny sakafo, nahafinaritra ny ambiance(be vazaha sy gasy), ary manja kely ...
suite
répondu par mbaliana le 16/02/2007 22:13
Belle
(
02/01/2007 15:46)
Ny Malagasy sy ny Serasera
Miarahaba ny rehetra tratry ny taona vaovao!
Taona misimisy nifaneraserako an-tendrilavitra nahitako ny toetra vitsivitsy manaraka eto amin'ny mpandray anjara (amin'ny ankapobeny):
- rehefa ny any...
suite
répondu par cutie le 10/01/2007 23:20
hertix
(
02/01/2007 15:18)
dans un coquillage
Mba mangataka ny tonon'io hira "dans un coquillage" io izay manana. Tsy haiko na tena io na tsy io ny lohateniny, tsy haiko koa hoe iza no mihira azy fa hiran'ny taona 60 angamba izy io. Misaotra mial...
suite
répondu par Fiffi le 05/01/2007 22:07
xxx
(
02/01/2007 15:12)
ny bandy
misy ny bandy sasany tena be stile laotra.
nefa ny mety aminy dia hireny normal hireny ihany fa manjeraka be indrindray mijery azy mistil be, hoatrany hoe ianao indray no jalou aminy, raha sipa indra...
suite
répondu par Aino le 05/01/2007 15:32
xxx
(
02/01/2007 15:05)
inn no tiany hatao?
raha misy olona iray izay tianao ny hanjava ny aminareo, izany hoe izay hisarahana, nefa izy tsy mety ny hisaraka izan mihintsy dia inn no azo atao?
izy milaza fa tia nefa tsy hita ankory izay poro...
suite
répondu par dio le 07/01/2007 16:13
nenipita
(
02/01/2007 14:38)
produit SARA.B
salut nareo, faly miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera nahatratra ny taona vaovao 2007. Hitondra soa sy fahombiazana ho antsika rehetra anie ity taona ity, hitohy hatrany anie izao fifandr...
suite
répondu par kitjo le 28/01/2007 17:30
prime
(
02/01/2007 13:57)
Ho vaovao tokoa ve?
Amin'ity indray mitoraka ity aho dia mametraka teny fohy ho antsika tsirairay avy mpandray anjara mavitrika ato anatin'ny lahadinika "fivavahana sy finoana" manao hoe :
[i]"raha nisy ny teny mafy, ...
suite
répondu par cutie le 29/01/2007 13:03
Aino
(
02/01/2007 13:23)
ny reveillon
iny alina nandaozana ny taona 2006 sy nandraisana 2007 iny fotsony ry zareo espagnol izay sms mihisa 400 million no natony olona fiarahabana ny taom-baovao 2007 dia ny vidiny hizy hireo izay any izay ...
suite
répondu par chuboit le 14/01/2007 22:22
popoly
(
02/01/2007 12:58)
manina anao aho
arahaba daholo:P mitady ny tonon'ilay hiran'i lalatiana hoe manina anao aho, sendra misy manana io ianareo :?:
misaotra mialoha ...
suite
répondu par maresaka le 02/01/2007 17:18
xxx
(
02/01/2007 08:52)
hisaraka tsy ho ela izahay
Mafy tokoa efa tia kanefa ilay olona antenaina mampifilafila .
efa eo andalana hisarahana amin'ilay olona nantenaiko hotiaviko aho, tsapako izany satria mangatsiaka izy, ny olana dia tratrako fa...
suite
répondu par mbinina7 le 20/09/2007 09:10
