inn no tiany hatao?

1. xxx ( 02/01/2007 15:05)
raha misy olona iray izay tianao ny hanjava ny aminareo, izany hoe izay hisarahana, nefa izy tsy mety ny hisaraka izan mihintsy dia inn no azo atao?

izy milaza fa tia nefa tsy hita ankory izay porofo ny izany na dia kely aza, izy nefa tsy fatatra raha manao sipa ambadika na tsia, fa tenamisy savatra tsy mazava mihintsy aminy. inn no tena kendreny @izany kay?
raha ny fahazoko azy de tsy de tena fitiavana ny azy.
novalian'i dio ny 07/01/2007 16:13
2. Rasiligaoma ( 02/01/2007 15:26)
mangalaha aloha elan kely dia diniho tsara..
avec le temps.. tout evient clair
3. sakaizakely ( 02/01/2007 16:17)
eeeeeeeeee
Matetika fomban'ny lhl io mody hoe tsy te hisaraka io hampahitsoka an'ilay vhv hilaozany io. De mi culpabiliser be le vhv

Aza atao mahataitra fa scenario fotsiny io. Rehefa tsy mahita fotony sy porofompitiavana ianao dia tsy misy izany ny fitiavana ka dia ravao any. Ianao koa milaza hoe tsy hay mety manao sipa any ambadika any izy sady izany koa aza hoe misy tsy mazava aminy. Midika izany fa tsy matoky azy ianao. Amiko matoa tsy matoky azy ianao dia marina tokoa fa tsy azo itokisana ilay olona, ary tsy tena fitiavana ny azy.

RAVAO !!
4. xxx ( 02/01/2007 16:33)
Tsy misy resaka mari-pototra akory izy izany fa misy "tsy mazava" amin'i xxx fotsiny. Refa misy tsy mazava dia resaho, asaivo hazavainy. Rehefa tsy te hatoky azy sy izay lazainy mihitsy ianao dia ravao, fa aza omena azy kosa nefa ny tsiny fa omeo anao.

Tsy mampiseho porofom-pitiavana izy : sao maneho izy fa tsy ilainao izay asehony ? Sao voandro no faran'ny zakan'ny volany fa ianao midongy sandwich ohatra ? Raha izay dia ravao, fa eto koa dia aza izy no omena ny tsiny fa ianao.

---> Araho ny tenin'i Rasiligaoma. Diniho tsara sa ianao no tsy mazava fa tsy izy. Rehefa hitanao izay tena tsy mazava aminareo dia ovao izay azo ovaina aloha.

Ataovy izay rehetra azo atao, fa misaratsara-poana izany sady tsy matotra no tsy misy fitiavana.
5. fasaly ( 02/01/2007 17:35)
tonga de koboko lay manao xxx:-D:-D:-D korazy e!:-*
ento miadana oooo!:wink:
6. xxx ( 02/01/2007 17:36)
xxx farany,
aza asiana an'ity ----> refa mamaly fa tonga dia kobo be hoe ialahy io :)

7. Fiffi ( 02/01/2007 18:03)
xxx:
izy milaza fa tia nefa tsy hita ankory izay porofo ny izany na dia kely aza, izy nefa tsy fatatra raha manao sipa ambadika na tsia, fa tenamisy savatra tsy mazava mihintsy aminy. inn no tena kendreny @izany kay?
raha ny fahazoko azy de tsy de tena fitiavana ny azy.
de inona le porofo hananao aloha ahazahoanao milaza fa zao sy zao ? ianao aza milaza hoe "any ambadika any TSY FANTATRA raha manao sipa na tsia...


8. xxx ( 02/01/2007 19:42)
-----> izay zany ko
9. xxx ( 02/01/2007 19:47)
mangaina รด!
10. degree ( 02/01/2007 23:21)
Bold textizy milaza fa tia nefa tsy hita ankory Bold text
1/-Mba hanomezo porofo hoe,Matoa anie izy mbola tsy mety hisarka dia dia mbola misy ny fitiavany anao fa sao kosa anao no efa nahita akanga tsara soratra ka te hanary ny taman-trano
2/-Na ianao anefa mbola mametram-panontaniana ihany koa ho Bold text izy anefa tsy fantratra na manao sipa ambadika na tsia ?Bold textka sao ianao mihitsy aza no efa misy sipa ambadika
Farany raha jerena ireo dia ianao no mety misy zavatra kendrena ka te hisaraka aminy.Izany hoe efa tsy fitiavana ny anao fa mety misy zavatra tsy ahafahanao miala azy avy hatrany
11. fiderana ( 05/01/2007 14:49)
xxx >> ianao kolokoloiny sy kenakenainy fa ny hafa viravirainy aloha , mety fitiavana koa izany, tandremo sarom-piaro izy manao an'io sao dia mibolisatra eo.
12. xxx ( 05/01/2007 15:24)
tsy misy marina ny lazainareo hireo, fa izy tiako, ary mba zarako aza hiaraka faona izay nefany betraka laotra hireo zavatra izay momba azy sy ny hataony izay tsy tiako, aleo tsy ho lazaina eto dol. de leo be aho, ka any mba tanjoko sisa dia ny hisaraka aminy fa tsy hiaritra sy hizaka any izay zavatra mankarary ahy eo faona aho, na zavatra iray hoe mahafaly ahy izany aza mbola tsy nataony mihintsy, ka diany izao mbola tsy misy ninoninona mitranga sy tsy misy vita izao dia aleo miala dia ny mialoha, satsia raha izay faoa ny hiainana dia mety ho ratsy ny fihafarana.
13. dio ( 07/01/2007 16:13)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.198