produit SARA.B

1. nenipita ( 02/01/2007 14:38)
salut nareo, faly miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera nahatratra ny taona vaovao 2007. Hitondra soa sy fahombiazana ho antsika rehetra anie ity taona ity, hitohy hatrany anie izao fifandraisantsika rehetra ato amin'ny forum izao.


Fa hono ho ah, iza ianareo no efa mba nampiasa ilay creme "produit SARA.B" iny? Mba tongava mamaly izay efa nampiasa na efa naheno ny asany?
Misaotra o
novalian'i kitjo ny 28/01/2007 17:30
2. fasaly ( 02/01/2007 17:41)
bonané 2007 nenipitia:-*

produit in aky io fa mbola tsy fahenoko mitsy:roll:
3. sipagasy ( 02/01/2007 17:51)
tratry ny taona ihany koa e! mmhhh tsy mbola nahita io produit lazainao io aloha aho e! fa aiza ny tany misy anao moa??? hihih;-)
4. Zina ( 02/01/2007 19:51)
creme contraception angamba io o?
5. caprio ( 02/01/2007 23:01)
ny vehivavy no tena mampiasa azy io fa toa we mampadiho tarehy haingana hono izy io dia mba nampiasa azy io za tany dago fa misy tasy kely mantsy ny tarehiko sady mba te ho bogosy e! de mampadiho tarehy aloha ilay izy fa ela be ny fiasany e,mila mahavatra manosotra azy foana zany e
6. fasaly ( 03/01/2007 06:51)
izany an! tache in kalou lay tam tarehi'ni caprio????
7. nenipita ( 03/01/2007 14:04)
zay le lazain Caprio zay mintsy le izy, mampadio tarehy be hono, mbola tsy nampiasa za fa vao avy nividy omaly , misy karazany le izy , misy creme, misy lait , lotion, de inona aminio no nampiasain Caprio.
Fasaly>>>> Aty Mada aky za no mipetraka
8. dailynews ( 03/01/2007 17:37)
ary nanao ahoaan nenipita iay prouit sinoa iny? sa tsy nividy indray ianao? "yoko" moa sa inona izy iny.
Fa izao, izaho aloha tsy mahalala sara b fa ny nivea koa anie tsara e. indrindra fa nivea-visage ireny. feno an io eny @ mpivarotra dia teny analakely no fividianako azy. na eny @ sinoa na eny @ pavillon fa eny mora lavitra noho ny grande surface.
9. dailynews ( 03/01/2007 17:39)
"ahoana" sy "produit" azafady
10. caprio ( 04/01/2007 00:22)
nenipitia:ilay misy lait no nampiasaiko fa ilay creme no mety ho haingam-piasa fa tsy haiko aloha na izaho no tsy mavatra fa ndrai2 za no manadino tsy manosotra sady lehilahy koa ny tena ka tsy dia mivaky loha loatra fa nareo vhv no ataovy izay mba mampetipety fa nareo anie no haingonay lehilahy e! saaaa ahoana hoy nareo
11. caprio ( 04/01/2007 00:29)
fasaly:tsy haiko fa vao haingana ilay izy no teo @tarehiko de we areti'aty hono dia io no natoron'ny namako tany dago zany we mila mitsabo aty koa zany ny tenanay
12. unjila ( 05/01/2007 22:12)
:D tratrin'ny noely sy taombaovao daholo isika mianakavy de:-* :-* :-*hoan' ny retraretra .ka raha aty france aiza no mety ahitana azy fa ny zandriko feno tasy ny tarehany
13. caprio ( 05/01/2007 23:19)
unjila:aty mintsy no tena misy an'io fa tsy aiko we aiza fa za tany dago no nitondra de afaka manafatra any dago koa anie raha tsy mahita aty e
14. fa ( 26/01/2007 10:26)
OK!za alou mampiasa iany koa e!fa le crême anti-tache no ampiasaiko d refa maraina fafana @le lait+lotion fa otrany mba efficace iany fa kosa ela be an!ka ra ts mahandry alou d aza manao e!:D
15. kitjo ( 27/01/2007 08:32)
dailynews> arakaraka ilay tarehy koa angamba io fa za nampiasa Nivea fa nampamainty ny tarehiko le izy..za efa bronzee rahateo...

nenipitia> vita avy aiza izany Sara.b zany?
ny ahy aloha izao Homeopharma ihany no ampesaiko fa manana gamme complete zareo sayd mety amiko tsara
16. nenipita ( 27/01/2007 10:35)
kitjo>>>> de ina aby kay io gamme complet ndry tao @ homeo io?. de efficace ve le izy? baobab sa orchidee
17. kitjo ( 28/01/2007 17:30)
Lait + Lotion+ creme no ampiasaiko
Vahona (aloe) no mety @ tarehiko fa ao @ Homeo ao @ Waterfront misy dokotera mihitsy dia izy mjery ny tarehinao sy ziay mety aminao

za le tany Dago teo vao tonga 3j d nandrotsirotsy simba be ny tarehiko d oe tsy mahazaka ilay pollution @ l erivotra hono d manao allergie

d nasainy nanao an le "Phyto-peau" sady natao marain-tsy hariva ilay Lait sy lotion dia nety!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0828