fanahin'olona firy?
1. LazaDaddy
(
02/01/2007 23:02)
T"Raha tsy misy fahitana, dia atondraka hanaram-po amin'izay tsy mety ny olona" Ohabolana 29:18
"Without vision, people perish" Proverb 29:18
Ny Kristianina tsirairay dia manana andraikitra hitory ny filazantsara sy hanao mpianatr'i Kristy ny firenen-drehetra. Raha tsy manana ilay "vision" anefa isika dia mandeha jamba tsy misy tanjona.
Koa izao ny mba torohevitro: mivavaha dia mametraha tanjona ho anao ary resaho @ olona akaiky anao hoe olona firy no ezahinao beazina manokana sy ampahafantarina am-pitiavana ny famonjena ao amin'i Kristy amin'ity taona ity? Ny fampahafantaranao ny tanjonao @ olona iray dia miteraka fanentanana ho anao sy mamporisika azy rahateo ihany koa.
Ny ahy efa fantatro mazava tsara hatr@ volana Septembre 2006 koa ho zaraiko aminareo satria ianareo namana: 60 farafahakeliny fa Andriamanitra afaka manampy ahy mihoatra noho ireo.
Misaotra mialoha ireo mivavaka ho ahy @ io. :-*

novalian'i cutie ny 12/01/2007 20:23
2. ikaretsaka
(
03/01/2007 00:39)
tsy misy kalcul io , tsy misy fetra sy didy hoe ary tsy misy ezaka ho etsy maintsy ...
tsy banker akory andriamanitra..
mety ho 1 mety ho 100 mety ho 10000
izy no manao sy mandidy an'io fa tsy ianao loatra amiko

4. LazaDaddy
(
03/01/2007 00:43)
ikaretsaka> tsy kajy akory sanatria fa tanjona (vision). Ny olona tsy "sahy" na tsy manana tanjona eo @ fiainany dia tsy manana fandavan-tena. Ary io nambarako io fa izay no tanjoko saingy Andriamanitra afaka manampy ahy ahavita be noho io :)
5. ikaretsaka
(
03/01/2007 00:44)
raha mahatafiditra 1 aho ka nalalaka sy nahiratra tsara izy ..nahafantatra an'andriamanitra @ alalany sy safidiny tanteraka fa tsy t@ alalan'ny indoctrination dia tsara koakoa nohon'ny 60 Brainwashed, indoctrinated, na noforcena sy noterena
tsy haiko aloha fa zay ny fijeriko azy e

7. LazaDaddy
(
03/01/2007 00:51)
dia raisinao vilana koa izy izany ry ikaretsaka :)
1) Ny fametrahana tanjona, na fangatahana ilay "vision" no resahiko eto fa tsy "strategy". Samihafa ny "vision" sy "strategy".
2)tsy misy olona tena mahafantatra an'i Kristy izany raha voasasa atidoha :) omeko ohatra ianao: fahiny aho dia voasasa atidoha @ bokim-pinoana fampianarana tany an-tsekoly dia lasa "fahazarana" fotsiny ny fiainam-pinoako fa tsy tena nahafantatra an'i Jesoa akory aho t@ izany fotoana izany, ary tsapako taty aoriana fa betsaka aza ny diso nampianarina ahy:wink:.

9. LazaDaddy
(
03/01/2007 00:55)
cutie> ianaro ny Tenin'Andriamanitra nomeny anao fa marina ABSOLU. Raha misy mampianatra zavatra hafa anao mifanohitra @ izay nomeny dia diso izay. :)
11. ikaretsaka
(
03/01/2007 01:00)
izao fotsiny io...
amiko raha tena mino ianao tsy misy vision sy fetra iznay aloha ny finoana.. tsy konty mihitsy izany numbers izany fa any fotsiny..
de na iza na iza rehefa ampianarinao zavatra mitovy amin'izay inoanao amina alalana tarigetra sy zavatra voafaritra (program ) .. sy vision anao.. dia midika izany fa tsy maintsy karazan'ny brainwashed kely hafahafa izy
fa rehefa ara-pinoana tonga dia mandeha araka ny maha finoana azy.
mamafy fotsiny ianao ...
amiko io no tena finoana fa raha vao misy "tsy maintsy" dia indoctrination le

12. LazaDaddy
(
03/01/2007 01:03)
cutie> andefaso email aho fa tena am-pitiavana ny abaovako izany, sady miara-mianatra ihany rahateo koa. Mila anao tena vonona anefa an! :)
13. LazaDaddy
(
03/01/2007 01:07)
ka izay anie ry ikaretsaka no anaovako hoe raisinao vilana ilay izy e :)
ny "vision" dia tsy avy aminao fa angatahinao @ Andriamanitra. Hoy aho hoe: mivavaha dia mametraha tanjona: angatahinao @ vavaka ilay "vision". Ary ny Teniny koa no miresaka fa ilaina ny "vision" @ finoana...raha mino ny Teniny ianao mazava ho azy.:)
Ary hamafisiko indray fa tsy miresaka "strategy" mihitsy aho eto fa "vision", noho izany dia "hors sujet" ianao.:)

14. ikaretsaka
(
03/01/2007 01:08)
lazadaddy>hono tokoa hoa ... resaka hafa mihitsy ity an.... ary ianao tokoa ve tsy maintsy manao ilay hoe "tsy maintsy ny anao ihany no marina " dia "diso sy satana" rehefa tsy anao:roll:
tsy voatery hoe @ resaka ara pinoana ihany io fa @ zavatra rehetra!?
azafady fa io no ohatran'ny hitako anakianan'ny olona anao matetika ato manko!

15. cutie
(
03/01/2007 01:09)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 03-01-2007 02:03:02
Lohateny : Re : fanahin'olona firy?
cutie> andefaso email aho fa tena am-pitiavana ny abaovako izany, sady miara-mianatra ihany rahateo koa. Mila anao tena vonona anefa an!
aleo any @hafatra e
andefaso hafatra za:lol:
16. rrgmt
(
03/01/2007 01:12)
:D
Izaho aloha mitovy hevitra @ hoe mila tanjona @ fitoriana filazantsara fa izany no hahombiazana. Ny saina, ny fanahy, ny tena ange no angatahin'i Kristy hatolotra hanompo azy fa tsy ny molotra na ny fihetse-po fotsiny (izay matetika mahazo antsika malagasy). Fa ny Filazantsara fotsiny no mila mazava fa tsy fitaomana olona hifindra fiangonana, na hanaraka anao fa hanaiky an'i Jeso Kristy ho Tompon'ny fiainany tsy misy fepetra sy ho Mpamonjy azy @ fahotana ka hiaina @ fiainana vaovao.
Mipetraka avy eo ny he manana mission aho, inona ny vision-ko ary ahoana ny objectif-ko avy eo
:lol:

17. LazaDaddy
(
03/01/2007 01:13)
ikaretsaka> niteny tokoa ve aho hoe "tsy maintsy ny ahy ihany no marina " sa tsy mahita alahatra intsony ikaretsaka :) dia ovaina kely aloha ny adihevitra? :)
cutie> tsy afaka mandefa "attachment" any kou! Sady izaho tsy mamaky hafatra ato fa email no azoko isan'andro :)

18. ikaretsaka
(
03/01/2007 01:15)
fa tsy le hoe tsy maintsy 50 , 100 10000
io ange no tsy mety e
io ilay hoe :"mpamafy e" tsy voatery hoe tsy maintsy "1000 taonina" ny vokatra miakatra amin'ity

19. cutie
(
03/01/2007 01:15)
cutie> tsy afaka mandefa "attachment" any kou! Sady izaho tsy mamaky hafatra ato fa email no azoko isan'andro
ka nga haiko moa le email:lol:
20. LazaDaddy
(
03/01/2007 01:17)
ikaretsaka> raha vakiana hatrany am-boalohany ito resaka ito dia ikaretsaka irery ihany no niteny hoe "tsimaintsy" :)