fanahin'olona firy?

101. pissoa ( 06/01/2007 21:38)
DISO ianao, SADY TSY FRANC, no MPANDAINGA NO TSY MILAMINA NY FILAZANAO HEVITRA.

za efa zatra raha io, tam mbola tsy LD ny ps an'i LD dia efa otrizao ny famaliny. Dia rehefa tsy hisy avaliny ny teninao dia mamorona size vaovao izy hanodikodinana sy handikana vilana ny resakao indray. :-D:-D:-D

Oops - lasa subjective sy HS za zany :oops::oops::oops::-D
102. cutie ( 06/01/2007 21:41)
:-D:-D:-D:-D
103. xxx ( 12/01/2007 13:36)
izaho koa dia mahita fa i LD rehefa tsy mahita lazaina intsony dia manokatra sujet vaovao ary ilay sujet "mody" avoakany dia mifandray @ ilay sujet nosoratany teo aloha! ka hoy aho hoe "sao dia mpanakorontana" fotsiny i LD finally? tsapako ihany koa fa rehefa tsy mifandraika @ eritreretiny ny soratan'ny olona iray dia tsy kristianina aminy, izy irery angamba no kristianina eto antany ary tena tapi-trohatra ny fahalalany an'Andriamanitra, fa ny sasany kosa dia bado velona!
104. cutie ( 12/01/2007 20:23)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1013