fanahin'olona firy?

81. ikaretsaka ( 04/01/2007 23:48)
mandray an'i kristy=mino ny teniny... efa zava dehibe io

fa lehibe kokoa ilay hoe tsy hatreo @ teniny fotsiny fa lalindalina kokoa!

Za aloha raha mandray an'i laza dia tsy ny tenin'i laza ihany fotsiny no raisiko fa i laza en tant que laza manontolo mihitsy e..

mainka fa hoe i Kristy!

Tsy haiko aloha e!
82. cutie ( 04/01/2007 23:49)
fa lehibe kokoa ilay hoe tsy hatreo @ teniny fotsiny fa lalindalina kokoa!

namaste moa le fiteny :lol:
83. LazaDaddy ( 04/01/2007 23:58)
"Tsy misy mankany @ Ray afa-tsy @ alalako"
cutie:
aleoko le tonga de direct any @Ray
mba atoroy an'izany lalana hafa izany aho ry Cutie ho dinihiko kely:)
84. cutie ( 04/01/2007 23:59)
ka i Kristy efa Ray ihany koa in njay :lol:
85. ikaretsaka ( 05/01/2007 00:04)
tonga de i kiristy mihitsy no raisina fa tsy mbola miokakolaka e? zany no tian'i cutie o
86. cutie ( 05/01/2007 00:06)
ie :lol::lol::lol:
87. LazaDaddy ( 05/01/2007 00:20)
i cutie ihany no namaly ny fanontaniany
cutie:
Fa nahoan no lazaina fa very ze manana finoana hafa


cutie:
ka i Kristy efa Ray ihany koa in njay
88. cutie ( 05/01/2007 00:21)
fa nga raha manan finoana hafa de tsy mino ny RAy :lol:
89. ikaretsaka ( 05/01/2007 00:28)
cutie>ka izay ilay preservatif.. rehefa tsy ny azy die eritreretiny hoe tsy mino
90. cutie ( 05/01/2007 00:29)
:-D:-D:-D:-D
namaste
91. LazaDaddy ( 05/01/2007 00:35)
cutie> ny finoana hafa tsy mino an'i Kristy, izay no maha Kristianina ny Kristianina. I Kristy no lalana
92. cutie ( 05/01/2007 00:37)
non fa mino an Atra :lol:
93. LazaDaddy ( 05/01/2007 00:41)
rehefa tsy mino fa manda an'i Kristy dia tsy ny Ray no inoany na milaza izany aza izy. "Izaho sy ny Ray dia iray ihany" hoy i Kristy, koa raha tsy mino Azy dia tsy mino ny Ray
94. cutie ( 05/01/2007 00:42)
Fa nahona no lazaina fa we manda an'i kristy le finoana hafa?
95. ikaretsaka ( 05/01/2007 05:27)
cutie>satria rehefa tsy le manao ny azy(preservatif) sy le fombany die eritreretiny hoe tsy mino
na manaiky aza fa ilay 1 fa Kristy no zanak'andriamanitra
96. prime ( 05/01/2007 09:03)
cutie:
aleoko le tonga de direct any @Ray
... lalana mibanàka mankany amin\'ny fahaverezana izany ry cutie fa ny mankany amin\'ny Ray dia tokana ihany : Jesosy Kristy
cutie:
Fa nahona no lazaina fa we manda an\'i kristy le finoana hafa?
...satria tsy mino Azy... sarotra be ve izany?
cutie:
non fa mino an Atra
... azo ho antsoina ho Andriamanitra daholo rehefa izay no mampetipety ny sain\'ny olona fa raha ilay Andriamanitra fahamarinana dia tokana ihany : Jesosy Kristy

Ny finoana tsy avy amin\'ny olona fa avy amin\'Izy Andriamanitra ihany... ka rehefa tsy manana Azy dia tsy mino Azy ihany koa...

\"Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery* ho tonga zanak\'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany, [*Na: anarana, na fahefana]\" Jaona 1:12

\"Izay mino Azy dia tsy helohina*; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka** rahateo, satria tsy nino ny anaran\'ny Zanaka-lahy Tokan\'Andriamanitra izy. [*Gr. tsaraina] [**Gr. voatsara]\" Jaona 3:18

\"Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran\'Andriamanitra no mitoetra eo aminy.\" Jaona 3:36

Ka tsy izay milaza ho mpino an\'Andriamanitra (na Ray na ahoana) dia ho tafiditra any avokoa fa izay mino ilay Zanaka ihany dia : Jesosy Kristy
97. Rasiligaoma ( 05/01/2007 09:39)
izay mino azy/mandray azy @ alalan'ny inona?

ilay mino azy anie efa fantatra daholo ary samy efa nanao ny fiekem-pinoany daholo ny ankamaroa'ny olona e!
98. cutie ( 05/01/2007 21:10)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 05-01-2007 06:27:00
Lohateny : Re : fanahin'olona firy?
cutie>satria rehefa tsy le manao ny azy(preservatif) sy le fombany die eritreretiny hoe tsy mino
na manaiky aza fa ilay 1 fa Kristy no zanak'andriamanitra

namaste:-*
99. cutie ( 05/01/2007 21:11)
Hoy i cutie:
Fa nahona no lazaina fa we manda an'i kristy le finoana hafa?
...satria tsy mino Azy... sarotra be ve izany?

hainao nga le finoana hafa:roll::roll::roll:
sa efa nandalina tany ho any vo mitsara eto :-D
100. Rasiligaoma ( 06/01/2007 18:49)
LD > andao averintsika sy rangahy dinihina ny adihevitra:

Rangahy dia hitako fa miodikodina be @ ilay fomba fandraisana sy finoana an'i kristy aloha... (ahy iny fijery iny fa dia ambarako ihany aloha)


ny tena marina anefa dia eritreretinareo fa manda an'i kristy ilay finoana hafa satria tsy manao ny fombanareo

anontaniana nareo anefa hoe ahoana ny kristianina dia hoy nareo hoe izay mino sy mandray an'i kristy.


ireo olona ireo anefa mino sy mandray an'i kristy.
dia miodina hatrany amboalohany indray

DISO ianao, SADY TSY FRANC, no MPANDAINGA NO TSY MILAMINA NY FILAZANAO HEVITRA.

--->naninona tsy tonga dia notsorina hoe aminareo dia izay manao ny fombanareo ihany no inoanareo fa kristianina

io ny fehin'ny fihodikodinanao "turning around the question" r'Ingahy.. diniho tsara dia anontanio Jesosy sy ny tenanao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424