fanahin'olona firy?

61. LazaDaddy ( 04/01/2007 06:04)
ikaretsaka> ny anton'ny inona?
62. ikaretsaka ( 04/01/2007 06:25)
ny anton'ny tsy mampety hoe tsy mahazo mifanambady ny silamo sy ny kristianina..

(ankoatran'ilay antithese efa nomeko sy nomen'i soanja io ambony io)

zaho :
LD> ny kristianisma amiko dia religion inclusive fa tsy exclusive...

i JK aza dia eo anivon''izao tontolo izao fa tsy hoe eo anivon' ny kristianina irery

izy niaraka t@ romanina, samaritanina, sns.... izy ary t@ ireo aza izy no nivelatra kokoa.

misy karazan'olona dia ny fiainana sy ny fiarahana @ ireny hafa finoana ireny no vao mainka aza mampivelatra ny finoany (io ilay nandray ny tompo am-po)
ko raha manampy anao hivelatra ilay ianao mi "mingle" eo @ tontolo na religion hafa sy hahatonga anao plus kristianina kokoa.. ataoko fa zay ny sitrak'andriamanitra aminao
63. LazaDaddy ( 04/01/2007 06:27)
ikaretsaka> i Soanja aza efa mahita fa tsy mety (ankoatran'ny niova tao anaty fanambadiana)

Inona izany hoe fanambadiana @ ikaretsaka aloha sao dia tsy mitovy ny resaka?
64. ikaretsaka ( 04/01/2007 06:38)
ny fanambadiana dia fiarahan'olona 2 tsy mitovy (ny 1 lahy dia ny 1 vavy)
hitambatra ho 1 sy hifanaiky hifanasoa eo @ fiainana... ary hiaraka hizaka izany araka ny sitrapon'andriamanitra

(Ankoatran'ilay taranaka snssns...)
65. LazaDaddy ( 04/01/2007 06:45)
ikaretsaka> ka raha silamo sy "kristianina" ve afaka mitambatra ho 1? dia lasa inona? :) Izay ilay nosoratako etsy ambony hoe "unequally yoked", ary @ maha Baibolista ahy :) dia avy ao @ Tenin'Andriamanitra io no nalaiko fa tsy hevitro:)
66. ikaretsaka ( 04/01/2007 06:51)
ka azavao aloha ny maha "unequally yoked" azy

dia izaho tsy baibolista fa haiko fotsiny hoe JK tsy tonga ho an'ny kristianian irery fa ho an'izao tontolo izao!
67. LazaDaddy ( 04/01/2007 06:58)
ikaretsaka> "unequally yoked" ireo, tsy hanazava aho fa ianao no amporisihiko hikaroka an'io ao @ Baiboly :)

i Jesoa dia tonga namonjy ny very fa tsy sanatria tonga niray tamin'ny very na tonga ho very :)
68. ikaretsaka ( 04/01/2007 07:02)
ka raha "hamonjy ny very" koa ny mission anao eo anatrehan'ireo dia ahoana?
mety possible zany an
69. LazaDaddy ( 04/01/2007 07:08)
ny "mamonjy" ny very dia mifanohitra @ fitambarana @ very, fahaverezana. Ivereno vakiana ilay famaritanao ny hoe "fanambadiana". :)

Ianao moa Katolika?:) Noheveriko fa "sakramenta" ny fanambadiana aminao :)
70. ikaretsaka ( 04/01/2007 07:14)
LD> dia jereo aloha ny tena dikan'ny sacramentan'ny fanambadiana araka ny katolika ary!:wink:
71. LazaDaddy ( 04/01/2007 07:17)
ikaretsaka> vao maika io manamafy fa tsy mety ny katolika manambady silamo :) ooops! ny katolika manambady finoana hafa ankoatran'ny katolika aza moa mbola voarara any @ faritra maro
72. xxx ( 04/01/2007 21:46)
iza no mandrara izany?
73. cutie ( 04/01/2007 22:21)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 04-01-2007 05:10:29
Lohateny : Re : fanahin'olona firy?
Hoy i cutie:
ka raha efa manana an'le fahazavana nge de efa tsy mila mankany am-pengonana tsony e ?
dia naninona i Jesoa no nankety an-tany kanefa Izy efa fahazavana?

iny ndray efa zavatra hafa mitsy :lol:
74. cutie ( 04/01/2007 22:23)
Nefa raha impossible ireo, Cutie, de aza manahy fa raha mbola mino azy/tia ianao dia matokia fa hitany ny tsy fahafahanao. Ezaka fihoarana hamonjy azy no takiany satria tiany isika hiaradalana aminy.

:-*:-*:-*:-*
75. cutie ( 04/01/2007 22:27)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 04-01-2007 07:58:12
Lohateny : Re : fanahin'olona firy?
ikaretsaka> "unequally yoked" ireo, tsy hanazava aho fa ianao no amporisihiko hikaroka an'io ao @ Baiboly

i Jesoa dia tonga namonjy ny very fa tsy sanatria tonga niray tamin'ny very na tonga ho very

Fa nahoan no lazaina fa very ze manana finoana hafa :roll::roll::roll:
76. xxx ( 04/01/2007 22:54)
satria tsy voatahiry ao anaty "preservatif"
77. cutie ( 04/01/2007 22:55)
:-D:-D:-D:-D
78. ikaretsaka ( 04/01/2007 23:36)
=)) nefa tsy maintsy ho lo (very) aloha ny voa fao mitsiry indray
79. LazaDaddy ( 04/01/2007 23:42)
cutie> Raha mino sy mandray an'i Kristy ianao dia mino ny Teniny. Hoy Izy: "Tsy misy mankany @ Ray afa-tsy @ alalako"

izay ihany no azoko ambara fa tsy hiditra @ resaka hafa ataonareo eto aho satria tsy te handoto ilay "tempolin'Andriamanitra" araka ny nampahatsiahivin'ikaretsaka atsy ambadika atsy.
80. cutie ( 04/01/2007 23:47)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 05-01-2007 00:42:02
Lohateny : Re : fanahin'olona firy?
cutie> Raha mino sy mandray an'i Kristy ianao dia mino ny Teniny. Hoy Izy: "Tsy misy mankany @ Ray afa-tsy @ alalako"

aleoko le tonga de direct any @Ray :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.449