Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
poupounesana ( 01/01/2007 09:42)
fiarahabana
tsy haiko hoe apetraka aiza ty hafatro ity ry reto d eto aloha sa tsy mety? dia miarahaba anareo rehetra nahatratra ny taona vaovao d hahita soa, fahombiazana, fanambinana, namana mahafatrapo sy ma... suite
répondu par texe le 10/01/2007 09:29
niryna ( 01/01/2007 03:18)
Zavatra vita gasy/vita sinoa tena tsy misy f.........
Raha dinihina ny fiainana taloha dia efa misy fandrosoana mihitsy ny firenen-tsika,saika hita daholo izay tadiavina ka ireo olona mpitsangatsangana aty tsy dia mila mitondra zavatra firy intsony fa sa... suite
répondu par niryna le 25/01/2007 05:53
andrea ( 31/12/2006 23:45)
tratry ny taona
Tratry ny taona 2007 .... Indrindra fa izay nanao fety double (Hery 8)) Saika adinoko .. hafatra manokana .... tena faly nahafantatra anareo ry fasaly (:-* miss serasera ) , Aino ( :-* zandry k... suite
répondu par felanawil le 03/01/2007 21:04
Fiffi ( 31/12/2006 23:29)
BONNE ANNEE 2007
[IMG]http://membres.lycos.fr/textart/12/Glits_3ea5f2931c32d02a1094e7702d9cce60.gif[/IMG]... suite
répondu par Fiffi le 17/01/2007 21:15
legionnary ( 31/12/2006 22:31)
2no1
aiza ilay tonon'ny hira 2no1 miaraka @ mpihira maromaro... suite
répondu par legionnary le 31/12/2006 22:32
bazylou ( 31/12/2006 19:04)
dia raha tsy tratra
ao anatin'ny 15 ndro ary i PETY dia inona no ataon'ingahy lehiben'ny aty tany gasy?? HAnorana sa hivandravandra sa hidemisiona ?????... suite
répondu par bazylou le 04/01/2007 00:48
robin ( 31/12/2006 14:55)
GARDESYL
Ho anao ramatoa,fa indrindra hoanao ramatoakely : asa raha mba efa renao io anarrana io na tsia ; raha efa renao io de faly aho ary raha sendra tsy mbola renao de faly ihany koa aho satria holazaiko a... suite
répondu par robin le 13/02/2007 16:16
pissoa ( 31/12/2006 08:54)
Spons Nakahy
Miarahaba Mba omeo ny tonon'ilay Spons Nakahy an'i Terakaly raha misy mahay o. Misaotra mialoha... suite
répondu par pissoa le 06/01/2007 14:14
petite ( 31/12/2006 08:09)
hran'i 18.2 number one
mangataka an'io hira io fa tena tiako be ... suite
répondu par dylan007 le 25/01/2007 07:06
Fiffi ( 31/12/2006 04:47)
JOYEUX ANNIVERSAIRE .
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Fete08.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire01.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire02.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr... suite
répondu par Fiffi le 02/01/2007 21:12
xxx ( 30/12/2006 21:28)
Fanjakan'Andriamanitra
"Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no tsy handray ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny zaza, dia tsy ho tafiditra aminy akory." Fanomezana avy amin'Andriamanitra ny fidirana ny fanjakan... suite
répondu par ikaretsaka le 03/01/2007 15:29
ikaretsaka ( 30/12/2006 20:39)
Mody tsy mahita ny efa hita
Fa tena specialite an'ny Gasy ve ity mody fanina ity e http://www.dailymotion.com/ratoza/video/xor4y_mijoro-vavolombelona io izao dia zavatra tena mpitranga sy mpiseho @ fiainana andavanandro ... suite
répondu par soanja le 31/12/2006 15:45
lemenakely ( 30/12/2006 16:52)
Nisy tao MADAGASIKARA ny fanamelohana ho faty !
Nisy tao MADAGASIKARA tokoa ny fanamelohana ho faty nandritra ny vanim-potoana faha mpanjaka :tao ny fanapahan-doha ,tao ny fampihinanana hoditr'akoho manta ,tao ny fampisotroana tangena,tao ny fanjer... suite
répondu par Fiffi le 07/01/2007 13:29
njrtinah ( 30/12/2006 15:06)
Filoha ravalomanana prô Amerikanina
Salama daholo e! Tena mahalasa saina ilay famonoana ilay filoha Irakianina. Tsy miaro an'i Sadam aho fa ny hoe "zanahary no tompon'ny aina." Manahy mafy aho @ ilay filohan-tsika Prô amerikanina. Te... suite
répondu par caprio le 02/01/2007 23:36
salopard ( 30/12/2006 14:13)
secret sur la mort de saddam
nahantona i saddam, na dia teo aza ny fety ny sacrifice aîd el kebir musulman ; na dia tokony nandrasana aza ny fifaranan'n'ny fety, sao hisy hilaza fa sacrifice ny fahafatesan'ny saddam. PKOI? ... suite
répondu par xxx le 09/01/2007 21:16
xxx ( 30/12/2006 13:52)
haharitra ve?
tantara tsy angano angano na arira arira fa tena niseho! t@ resaka chat no nifankafantaran'izy 2 (tsy karajia fa chat malagasy hafa) -ravhv sy ralhl dia samy vozongo -ravhv: niteraka 2/ ralhl n... suite
répondu par fasaly le 31/12/2006 09:55
jhouhlambout ( 30/12/2006 13:50)
Fahatsirovana mandalo
http://www.dailymotion.com/video/x45r2_boumbo... suite
répondu par Fiffi le 01/01/2007 17:37
LouAnne ( 30/12/2006 12:54)
bon anniversaire
bon anniversaira zâ fâ adinon'i maman :(... suite
répondu par Fiffi le 30/12/2006 16:59
xxx ( 30/12/2006 11:49)
victoire ra8bis
teto frantsa aloha dia efa niarahana t@ fomba ofisialy ny victoire an'i Ra8 tao @ résidence ambassade omaly hariva, narahina kabary nataon'i Mr l'Ambassadeur fa tany @ toeran-kafa ve mba efa nanao to... suite
répondu par xxx le 12/01/2007 09:11
lapino ( 30/12/2006 11:17)
Maty i Saddam Hussein
Dia faly mitsinjaka ny vahoaka irakiana Mahalasa saina ihany fa tena loza izany hoe, ifalian'ny vahoaka ny fahafatesan'ilay olona.... suite
répondu par nolalaina le 02/01/2007 23:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9374