BONNE ANNEE 2007

1. Fiffi ( 31/12/2006 23:29)
[IMG]http://membres.lycos.fr/textart/12/Glits_3ea5f2931c32d02a1094e7702d9cce60.gif[/IMG]
novalian'i Fiffi ny 17/01/2007 21:15
2. Fiffi ( 31/12/2006 23:31)
Dia faly miarahaba antsika rehetra tratrin'ny taona vaovao 2007 !

Hitondra soa , fahasalamana , fitiavana , de mirary soa antsika rehetra tsy ankanavaka ! de :-*:-*:-* daholo !
3. dailynews ( 31/12/2006 23:32)
hihihi..izahay mbola vao 31/12/06 zao @ enina sy fahefany hariva....efa niova 2007 anefa ny daty....

tratry ny taona ary e.
4. ikaretsaka ( 01/01/2007 00:19)
hihihi esy e DN e
mitovy isika izany... hehehe zay mbola 2006 fa Bonne anee nareo mandra paha tafitanay any o
5. Fiffi ( 01/01/2007 00:38)
hihihih tena tara train indray nareo zany ry veloo , ikaretsaka , dailynews , cutie sn....:):-*:-*:-*:-*
6. bichette ( 01/01/2007 00:47)
bonané daholo:-*
7. degree ( 01/01/2007 00:49)
torak'izany daholo e ! samy tratran'ny taona2007
8. Fiffi ( 01/01/2007 01:08)
de samy ho tahian'Andriamanitra daholo isika rehetra :-*:-*:-*:-*
9. Fiffi ( 01/01/2007 01:13)
[IMG]http://membres.lycos.fr/smilizgs/12/GS_7529fe53f13f42f220a5b5609010b77c.gif[/IMG]
10. fasaly ( 01/01/2007 02:17)
bonané dol e! hitondra soa sy fanambinana fahasalamàna fitiavana ho antsika rehetra anie ny taoana vovao e!:-*
ikaretsaka sy daylinews: zahay zany zao vao mody miditra ny trano nareo vao hanomboka ny reveillon fa bonne feete foana ny anarany e!:wink::-*
11. diamondra27 ( 01/01/2007 08:40)
Buon Anno! e!
12. pissoa ( 01/01/2007 13:31)
Miarahaba antsika rehefa nahatratra ny taona 2007 ooooo :lol:
13. jajaf401 ( 01/01/2007 14:10)
Bonne Année zany ehhhhhhhhh !
Soava !
14. Fiffi ( 01/01/2007 16:51)
de samy ho tratrin'ny ho avy koh ! :):-*:-*:-*
15. ratonga ( 01/01/2007 17:14)
Mirary soa ho an'ny namana rehetra bônané 2007:wink::-*:-*
16. Fiffi ( 01/01/2007 17:19)
:):-*:-*:-*
17. sakaizakely ( 01/01/2007 17:21)
bônané aby dé [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img149.imageshack.us/img149/5341/voeuxma9.gif[/IMG][/URL]:-*:-*:-*

18. Fiffi ( 01/01/2007 17:36)
humm.....mahafatifaty kely an ! :):-*:-*
19. andrea ( 01/01/2007 17:45)
Bonne année Fiffi ..
Et plein de bonnes choses.. tu es une si jolie personne à l'intérieur ... ne change surtout rien !!
20. doria ( 01/01/2007 18:07)
de faly miarahaba sy mirary soa ho antsika rehetra zao taona vaovao 2007 zao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.56