BONNE ANNEE 2007

41. degree ( 02/01/2007 22:31)
Tena hita fa mahafinaritra be mihitsy ny fiandohan'ny taona 2007=D=D=D=D=D
42. Fiffi ( 03/01/2007 07:35)
ié ! de enganié ka hitohy hatrany.....:)
43. kala ( 04/01/2007 12:19)
Fiffi manokana > mankasitraka erampo eratsaina dia :-*:-*:-*:-*:-*:-* misy vanille, sôkôlà, menthe amin'ny fampirevena @ le sary ê!

Bonne année 2007 hoan'ny rehetra! dia enga anie ny fahasoavan'ny Tompo homba antsika tsirairay ka hanatanteraka ny faniriantsika rehetra izay fantany rahateo fa hahasoa antsika :-* :-* :-* :-* :-* :-* sucrés

Tsy misy hiteny tsony kosa eto hoe mbola le 31 an! =))=))=))=))

:) de ampy

44. Fiffi ( 05/01/2007 22:08)
degree: zany tokoa moa eh ? :)
45. josvoh ( 17/01/2007 13:03)
Mirary taona vaovao 2007 ho antsika rehetra:!: Hitondra soa sy indrindra fa ny fahasalamana ary fifaliana ary fahasambarana ho antsika rehetra anie ity taona vavao ity:!:Ary hahita izay faniriana rehetra na dia sarotra aza ny fiainana:!: Misaotra Tompoko:!: :-*
46. Fiffi ( 17/01/2007 21:15)
=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9698