BONNE ANNEE 2007

21. Fiffi ( 01/01/2007 18:37)
22. salmo ( 01/01/2007 21:30)
En Malgache :-*

Aino, fasaly, geltru, Fa.... , Ny Aina, gasyjean y nada +
23. Fiffi ( 01/01/2007 22:21)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/AFTER_%7E1.GIF[/IMG]
24. booboo ( 01/01/2007 22:23)
Arahaba aby samy nahatratra ny taona vao dia samy hahatratra ny @ radem ndray :°)

Mirary soa ho an'ny be sy ny bobaka ô
25. fasaly ( 01/01/2007 22:56)
ny an'i fiffi mbola fety be mahitsy an! feu d'artifice touétou!:wink::-D:-D:-D

salmo: bonané elà:-*:-*:wink:
26. naritsimba ( 02/01/2007 05:29)
Dia faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2007, Andriamanitry ny fiadanana anie homba sy hitahy antsika mandrakariva.
27. Fiffi ( 02/01/2007 06:48)
Amen
28. diamondra27 ( 02/01/2007 07:14)
ary aiza akia ny feu d'artifice sa ...tsy misy Agent de securité:lol:

29. soleil ( 02/01/2007 07:19)


Mirary taona vaovao ho antsika rehetra ² tsy ankavanaka

Ny fitahiana sy ny fahasoavan'ny Tompo hirotsaka amintsika tsirairay
30. Fiffi ( 02/01/2007 09:43)
soleil: de torak'izany koa akia ho andry an ! de :-*:-*:-*:-*
31. tywa68 ( 02/01/2007 10:41)
d mirary soa ho antsika rehetra indrindra fahasalamàna !

Fiffi : prem foana an :wink:
32. andry08 ( 02/01/2007 10:44)
Bonne année daholo ô!:-*:-*
33. watafon ( 02/01/2007 12:11)
Bonne année daholo e! :-*:-*:-*:-*
34. Stretch ( 02/01/2007 16:55)
GUTES NOIS
:-D ^zao vô tafafou f'angà tsy loza ,
tratriny dôôly euuh! :-* (l) :-* (l) :-*
35. totofy ( 02/01/2007 17:12)
Tratry ny taona daholo daholo daholo éééééééé! (l)(l)(l)(l)
36. Fiffi ( 02/01/2007 17:57)
Stretch: :-D:-D tsy ratsy kosa an !
de samy tratrin'ny ho avy daholo ....:):-*:-*:-*
37. andry08 ( 02/01/2007 19:32)
Ouh là là! bonne année Fiffi! Les meilleurs voeux!:D:D:D:-*:-*
38. Fiffi ( 02/01/2007 20:56)
39. andry08 ( 02/01/2007 21:10)
sôtreeeeeee!:D
40. Fiffi ( 02/01/2007 21:12)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.6703