BONNE ANNEE 2007
1. Fiffi
(
31/12/2006 23:29)
[IMG]http://membres.lycos.fr/textart/12/Glits_3ea5f2931c32d02a1094e7702d9cce60.gif[/IMG]
novalian'i Fiffi ny 17/01/2007 21:15
2. Fiffi
(
31/12/2006 23:31)
Dia faly miarahaba antsika rehetra tratrin'ny taona vaovao 2007 !
Hitondra soa , fahasalamana , fitiavana , de mirary soa antsika rehetra tsy ankanavaka ! de :-*:-*:-* daholo !
Hitondra soa , fahasalamana , fitiavana , de mirary soa antsika rehetra tsy ankanavaka ! de :-*:-*:-* daholo !
3. dailynews
(
31/12/2006 23:32)
hihihi..izahay mbola vao 31/12/06 zao @ enina sy fahefany hariva....efa niova 2007 anefa ny daty....
tratry ny taona ary e.
tratry ny taona ary e.
4. ikaretsaka
(
01/01/2007 00:19)
hihihi esy e DN e
mitovy isika izany... hehehe zay mbola 2006 fa Bonne anee nareo mandra paha tafitanay any o
mitovy isika izany... hehehe zay mbola 2006 fa Bonne anee nareo mandra paha tafitanay any o
5. Fiffi
(
01/01/2007 00:38)
hihihih tena tara train indray nareo zany ry veloo , ikaretsaka , dailynews , cutie sn....:):-*:-*:-*:-*
9. Fiffi
(
01/01/2007 01:13)
[IMG]http://membres.lycos.fr/smilizgs/12/GS_7529fe53f13f42f220a5b5609010b77c.gif[/IMG]
10. fasaly
(
01/01/2007 02:17)
bonané dol e! hitondra soa sy fanambinana fahasalamàna fitiavana ho antsika rehetra anie ny taoana vovao e!:-*
ikaretsaka sy daylinews: zahay zany zao vao mody miditra ny trano nareo vao hanomboka ny reveillon fa bonne feete foana ny anarany e!:wink::-*
ikaretsaka sy daylinews: zahay zany zao vao mody miditra ny trano nareo vao hanomboka ny reveillon fa bonne feete foana ny anarany e!:wink::-*
17. sakaizakely
(
01/01/2007 17:21)
bônané aby dé [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img149.imageshack.us/img149/5341/voeuxma9.gif[/IMG][/URL]:-*:-*:-*
19. andrea
(
01/01/2007 17:45)
Bonne année Fiffi ..
Et plein de bonnes choses.. tu es une si jolie personne à l'intérieur ... ne change surtout rien !!
Et plein de bonnes choses.. tu es une si jolie personne à l'intérieur ... ne change surtout rien !!
20. doria
(
01/01/2007 18:07)
de faly miarahaba sy mirary soa ho antsika rehetra zao taona vaovao 2007 zao.