JOYEUX ANNIVERSAIRE .

1. Fiffi ( 31/12/2006 04:47)

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/3d-emoticone-msn-cadeau.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/BALLOO%7E1.GIF[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/dansent.gif[/IMG]



novalian'i Fiffi ny 02/01/2007 21:12
2. Fiffi ( 31/12/2006 06:16)
[size=22]BON ANNIVERSAIRE HERY! Prime[/b][/size] Faly miarahaba an'i Hery , Prime , sy ireo namana rehetra zay androany ny annif-ny ! de manaova fety sambatra daholo !
3. sipagasy ( 31/12/2006 07:07)
miarahaba koa izany e! dia sady manao ny arahaba tratry ny farany koa e!!!!!!:-*
4. watafon ( 31/12/2006 08:03)
Arahabaina zany Hery sy Prime e !
ho tahian'Anadriamanitra amin'izay atao rehetra e ! :-*:-*:-*:-*
D manaova fety mahafinaritra daholo isika rehetra e!:-*:-*
5. pissoa ( 31/12/2006 08:08)
Zouaie zaniversera Hery sy Prime ... ary izay tonga fety androany rehetra.

Mirary soa, dia samia mahatratra ny rahampitso daholo o :-*
6. fasaly ( 31/12/2006 09:50)
zouézy aniversera hery sy prime zany de manaova fety sambatra be:wink:
7. heribe ( 31/12/2006 10:35)
=D=D=D
8. robin ( 31/12/2006 13:35)
TRATRY NY TAONA E DE MIFANANTERA @ VADY AMANJANAKA=D=D=D=D=D=D
9. fasaly ( 31/12/2006 13:38)
ny bal n'i fiffi kou retsy efa maniomboka:-D:-D:-D iza no DJ???????:-D
10. Fiffi ( 31/12/2006 13:54)
fasaly: ary ny andry nga mbola tsy nanomboka ? andao hatomboka zany koh ! :-D:-D
11. andry08 ( 31/12/2006 14:11)
Joyeux anniversaire i Hery sy i Prime e!
12. Fiffi ( 31/12/2006 15:30)
efa niatomboka koh nge ny DJ-ndry ry andry08 ? :) de manaova fety sambatra ! :-*:-*
13. fasaly ( 31/12/2006 15:35)
fiffi: kelikely sisa de hanobmoka ka! mbola manolana volo manao plakazy sns kalou de manao mask tarehy:-D:-D:-D:-D omeko top ndry refa atomboka ny bal:-D fa defa bon reveillon de bonne fete koa alou e!:-*
14. pissoa ( 31/12/2006 15:50)
Nisy hadino ... zoaie zaniversera i Eugene sy admin :oops::lol:
15. Fiffi ( 31/12/2006 17:31)
fasaly: hummm.....ataovy ao akia zay mety an ! :) de manaova manjamanja tsara ao fa de miandry ny top avy @ ndry zany koh ! :) de manaova fety sambatra akia de tandremo hiany ny "abus d'alcool" an ! :-D:-D:-*:-*
16. degree ( 31/12/2006 17:41)
ie tsy hadino ireny fa tsara toerana loatra ry zareo ka tsy hitan'ny mpanolotra e!=)) koa dia miarahaba azy ireo koa e!
17. Fiffi ( 31/12/2006 19:34)
[IMG]http://membres.lycos.fr/gssmiliz/12/GS_fbf85b9647c8100a6edacf6abde6f3fa.png[/IMG]

[IMG]http://dgdd.free.fr/12/GS_d9562074eaff2a694fa55dff97871b4a.png[/IMG]
18. degree ( 31/12/2006 23:22)
isika rehetra e !e!e!e!e!e
19. ikaretsaka ( 31/12/2006 23:28)
Trtry ny taona ny gasy o
20. Fiffi ( 31/12/2006 23:33)
[IMG]http://membres.lycos.fr/textart/12/Glits_3ea5f2931c32d02a1094e7702d9cce60.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.088